Centre National d'Etat Civil et de l'Identité - CNECI

Centre National d'Etat Civil et de l'Identité - CNECI Etat Civil et Identité

08/03/2026
  Hisy ny fisoratana anarana biometrika eo @ Kianjan'ny Barea Mahamasina, ho an'ny vehivavy 18 taona no mihoatra        ...
04/03/2026




Hisy ny fisoratana anarana biometrika eo @ Kianjan'ny Barea Mahamasina, ho an'ny vehivavy 18 taona no mihoatra







# de Coordination du Projet Prodigy
# de Gouvernance Digitale UGD

  TOKANA #  amiko ny fanavaozana #FISORATANA ANARANA BIOMETRIKANiatrika fiofanana nandritry ny 5 andro ny 16 ka hatramin...
22/02/2026

TOKANA #
amiko ny fanavaozana #

FISORATANA ANARANA BIOMETRIKA

Niatrika fiofanana nandritry ny 5 andro ny 16 ka hatramin'ny 20 febroary teo ireo "agents d'adjudication des données" miisa 30 mahery avy amin'ny 'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy, ny Ministère de la Justice de Madagascar, ny MNDPT, ary ny .

Nisy ny fiofanana mikasika ny fisoratana anarana biometrika sy ny manodidina azy izay narahana fiofanana mikasika manokana ny fikirakirana singa sy ny angon-drakitra biometrika.
Ireo "agents d'adjudication des données" no misahana ny fijerena ny singa mialohan'ny ampidirana azy ao anaty angon-drakitra ho lasa Rejistra Nomerika.

Nifarimbona nampita ny fizarana ny tompon'andraikitra avy amin'ny CNECI sy ny teknisiana avy amin'ny IN GROUPE/HAIRUN.





communication
'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy
de la Justice de Madagascar

de Coordination de Projet

de Gouvernance Digitale

"MAITSO NY TONTOLO"Nanatanteraka ny famerenana ho maitso ny tontolo niaraka tamin'ny Ministeran'ny Atitany sy ny Fitsinj...
08/02/2026

"MAITSO NY TONTOLO"

Nanatanteraka ny famerenana ho maitso ny tontolo niaraka tamin'ny Ministeran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy ny CNECI ny zoma 6 febroary 2026, teny Talatavolondry.

"IZAHO TOKANA"FISORATANA ANARANA BIOMETRIKA Mitohy hatrany ny fisoratana anarana biometrika, ao amin'ny Kominina 26 ao a...
08/02/2026

"IZAHO TOKANA"
FISORATANA ANARANA BIOMETRIKA

Mitohy hatrany ny fisoratana anarana biometrika, ao amin'ny Kominina 26 ao anaty Antananarivo Atsimondrano.

Mavitrika, milamina, liana ny vahoaka.

Hitohy hatramin'ny faran'ity volana febroary ity.




communication
'ny Atitany sy ny Fitsinjarampajefana ofisialy
'ny Fitsarana

de gouvernance digitale
de Coordination du projet Prodigy

"IZAHO TOKANA"FISORATANA ANARANA BIOMETRIKAFanombohana sy fanentanana teny amin'ny Kominina Ambohijanaka, Distrika Antan...
28/01/2026

"IZAHO TOKANA"
FISORATANA ANARANA BIOMETRIKA

Fanombohana sy fanentanana teny amin'ny Kominina Ambohijanaka, Distrika Antananarivo Atsimondrano ny talata 27 janoary 2026.




Ministeran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy
PREA Communication
Ministère de la Justice de Madagascar
MNDPT
Unité de Gouvernance Digitale
Unité de Coordination du Projet Prodigy

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30

Telephone

+261340552920

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre National d'Etat Civil et de l'Identité - CNECI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share