Foktim Andraisoro

Foktim Andraisoro Page pour les membres et groupe de la partie TIM ANDRAISORO Publique et non gouvernemental

03/09/2026

❌NY VOLA .

Ny vola dia mivezivezy fotsiny.💱

Raha mivarotra glace amin’ny ririnina ianao, mety ho vitsy ny mpividy.

Raha mivarotra fournitures scolaires ianao nefa ny vacances vao manomboka, mbola tsy dia misy firy ny .

👉 Jereo hoe aiza no andanian’ny olona ny volany, ary amin'ny fotoana/vanim-potoana inona.

Rehefa fantatrao ny tendance + vanim-potoana + filàn’ny olona, dia ireo amidy. Tsy ho tapaka vola ianao, ary tsy hiteny intsony hoe MISY FA TSY MANAMBOLA NY OLONA.

Manambola ny olona fa ny zavatra amidinao no mety tsy any amin'ny LALANA handaniany azy aloha. Ny vola tsy manjavona fa eo ihany.

Aza mitady vola fotsiny. Fantaro hoe aiza no alehany sy handanian'ny olona ny volany dia OMEO AZY IZANY. 🙂🏆

TONGA INDRAY ITY NY FOTOANA E!REDINAMISATION FOKOTIM ANDRAISOROManasa anao mpikambana tranainy sy ireo vaovao ary vao hi...
03/09/2026

TONGA INDRAY ITY NY FOTOANA E!
REDINAMISATION FOKOTIM ANDRAISORO
Manasa anao mpikambana tranainy sy ireo vaovao ary vao hiditra hanamafy o***a ny antoko ho tonga mavitrika ao @ Lycée FEHIZORO ny Sabotsy 05 Septambra 2026 hoavy izao. Ny fotoana dia hanomboka @ 2 tolakandro.
TONGAVA MARO.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261340902310

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Foktim Andraisoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share