Sary Travaux Page

Sary Travaux Page Travaux et Chantiers

Miverina mampianatra isika hoe tsy azo atao ny manipy fakobe anaty canal rehetra satria ny manadio azy manjary mila logi...
02/08/2024

Miverina mampianatra isika hoe tsy azo atao ny manipy fakobe anaty canal rehetra satria ny manadio azy manjary mila logistique sy matériel lehibe toy izao (Omaly zone tsaramasay, androany zone Ampefiloha). Azo atao ange ny tsy mandoto ê! hianarantsika izany
Programme Intégré d'Assainissement d'Antananarivo -PIAA, PRODUIR - Projet de Développement Urbain Intégré et de Résilience

Programme PIAA mba ho lavitry ny tondradrano Antananarivo renivohitra, naseho teto amin’ny Lycée LMA Ampefiloha sy JJR R...
07/05/2024

Programme PIAA mba ho lavitry ny tondradrano Antananarivo renivohitra, naseho teto amin’ny Lycée LMA Ampefiloha sy JJR Rabearivelo ny fampirantiana sary asa be dimy taona 2018-2023 nanamboarana ny lakandrano Andriantany sy ny tatatra mifandray aminy. Rahampitso indray Sainte Famille Mahamasina. Ho fahadiovan’Antananarivo MDAT MEF AFD UE CUA SMA APIPA AGETIPA BRL EGIS SOGEASATOM HERMES

Vahaolana ataon’ny CUA-APIPA-SMA miaraka izao fifanampiana amin’ny fandraofana ny fako fahavaratra izao. Machine avy ami...
22/01/2024

Vahaolana ataon’ny CUA-APIPA-SMA miaraka izao fifanampiana amin’ny fandraofana ny fako fahavaratra izao. Machine avy amin’ny APIPA/MATSF no miasa rehefa tojo ny toy izao. Manainga ireo izay mbola afaka hifanampy amin’ny fahadiovana satria TANANA HIAINANTSIKA miaraka ANTANANARIVO.

19/01/2024
Vita tafaverina rarivato moderna ny fihotsahambe 12 metatra teo amin’ny arabe Ambohimitsimbina nohon’ny fahatokisan’ny a...
18/01/2024

Vita tafaverina rarivato moderna ny fihotsahambe 12 metatra teo amin’ny arabe Ambohimitsimbina nohon’ny fahatokisan’ny avy any ivelany ny mpitantana ny Tananan’Antananarivo sy ny Fanjakana Malagasy, tsy atahorana hianjera intsony amin’izao rotsak’orana be izao. ANTANANARIVO TSY MAINTSY MANDROSO, CUA MATSF AFD EGIS Inframad COLAS GRET, fifalian’ny mponina sy mpampiasa lalana

08/01/2024
Miarahaba, tiantsika ity tananantsika Antananarivo ity ka karakaraintsika, hiara-hifaly isika mponina rehetra ary hifana...
13/12/2023

Miarahaba, tiantsika ity tananantsika Antananarivo ity ka karakaraintsika, hiara-hifaly isika mponina rehetra ary hifanampy

Address

Hôtel De Ville
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sary Travaux Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category