Nos Enfants Extraordinaires

Nos Enfants Extraordinaires Cette page est dédiée pour contribuer à l'équité des enfants différents (autistes,trisomiques,albinos,IMOC,...)à travers des sensibilisations et soutien .

🧩🧩Forum de l'économie sociale et solidaire a Ampefiloha 👉 Nos Enfants Extraordinaires👉 Mon Madaà Moi👉 Youth United for P...
09/05/2026

🧩🧩Forum de l'économie sociale et solidaire a Ampefiloha
👉 Nos Enfants Extraordinaires
👉 Mon Madaà Moi
👉 Youth United for Peace and change
👉Echanges Réciproques de Savoirs- Madagascar
👉 Mii'zara
👉 Association ARTIA
👉 Boite2.com
Mankasitraka antsika rehetra nanotrona🙏

🧩🧩 Nisy ihany koa ny séance de partage natao teto amin'ny Nos Enfants Extraordinaires niarahana tamin'i Prisca Guillaume...
25/04/2026

🧩🧩 Nisy ihany koa ny séance de partage natao teto amin'ny Nos Enfants Extraordinaires niarahana tamin'i Prisca Guillaume sy ireo mpanabe ary ny stagiaire.
🙏🙏Misaotra sy mankasitraka indrindra

04/04/2026
04/04/2026

📢Toy izao ny angombaovao nandritra ny 🧩02 Aprily, andro manerantany ho fampahafantarana ny « Autisme ».
Isaorana ny VIVA Evènement
Nos Enfants Extraordinaires

🧩02 Aprily, andro manerantany ho fampahafantarana ny « Autisme ».🎯Maro ny sedra iainana isan’andro, tsy ho voatanisa.🫂Fa...
02/04/2026

🧩02 Aprily, andro manerantany ho fampahafantarana ny « Autisme ».
🎯Maro ny sedra iainana isan’andro, tsy ho voatanisa.
🫂Fa anio izahay izara hoe ✅raha mbola misy TSIKY toy izao misoritra eny amin’ny tavan’ny ANKIZY,ny Ray aman-dReny sy ny Mpanabe dia tsy hiamboho adidy izahay amin’ny fandraisana an-tanàna ireto zanatsika.
Nos Enfants Extraordinaires

 Nos Enfants Extraordinaires
30/03/2026


Nos Enfants Extraordinaires

10/02/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Lalaina Fara, Alinah Nivo Rasoa, Noro Ratsimandresy, Holy Rakotoarivonona, Hanitra Ravelo, Rodolphe Guillaume

❌ Entanina isika rehetra hanaraka ny toromarika rehetra.Mankasitraka tompoko ❗❗🧩 Nos Enfants Extraordinaires
10/02/2026

❌ Entanina isika rehetra hanaraka ny toromarika rehetra.
Mankasitraka tompoko ❗❗
🧩 Nos Enfants Extraordinaires

30/01/2026

👉 Fifampiarabana nahatratra ny taona 2026 ho an'ny mpiandraikitra rehetra teto amin'ny Nos Enfants Extraordinaires
✔️Ny soa sy ny tsara rehetra no hifampirariana amin’ ity taompianarana 2026 ity
🫂Vonona hatrany ho an’ireo zaza beazina

✔️"Renforcement de capacités des éducateurs." 👉Ho fanatsarana hatrany ny fandraisana an-tanàna ireo ankizy beazina.👏Mank...
28/01/2026

✔️"Renforcement de capacités des éducateurs."
👉Ho fanatsarana hatrany ny fandraisana an-tanàna ireo ankizy beazina.
👏Mankasitraka feno ireo mpampiofana nitarika izany androany teto amin'ny Nos Enfants Extraordinaires🙏🙏
👌Fampiarana izany avy hatrany no ho tanterahinay.

Address

Ambohiparaky Itaosy Arrêt Gendarme
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261338292180

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nos Enfants Extraordinaires posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share