31/05/2026
โจ๏ธ Nifarana tao ๐๐ณ๐ข๐ป๐ป๐ข๐ท๐ช๐ญ๐ญ๐ฆ, ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐ช ๐๐ฐ๐ฏ๐จ๐ฐ, ny ๐๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฒ ๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฉ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ธ๐ ๐๐ณ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ (๐๐๐) ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ, izay nampivondrona mpandray anjara maherinโny 4 500. Nahitana Filoham-panjakana sy solontenan'ny Governemanta, ireo Governora isam-pirenena, mpisehatra ara-bola ary mpiara-miombonโantoka aminโny fampandrosoana.
โ
๏ธ Anisanโny vokatra lehibe nivoitra nandritra ny fivoriana ny fanamafisana ny ๐ง๐ฎ๐ต๐ถ๐ฟ๐ ๐๐ณ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ (๐๐๐-๐ญ๐ณ), izay nahazo famatsiam-bola fanampiny mitentina ๐๐๐ ๐ญ๐๐ฉ๐ข๐ญ๐ซ๐ข๐ฌ๐ ๐๐จ๐ฅ๐๐ซ๐ ๐๐ฆ๐๐ซ๐ข๐ค๐๐ง๐. Firenena 25 no efa nanamafy ny fandraisany anjara aminโity tahirim-bola natao hanohanana ireo firenena marefo indrindra eto Afrika ity.
๐ Nankatoavina tao anatinโizany ihany koa ireo laharam-pahamehana efatra hitari-dalana ny fampandrosoana afrikanina aminโny taona ho avy :
โก๏ธ ny fanatsarร na ny fahazoana renivola sy famatsiam-bola,
โก๏ธ ny fanavaozana ny rafitra ara-bola,
โก๏ธ ny fampiasana ny tanjaka ara-demografika ary
โก๏ธ ny fananganana fotodrafitrasa maharitra sy mahatohitra ny krizy.
๐Nisongadina nandritra ny fivoriana ihany koa ny fanambaranโny Repoblikanโi Congo momba ny fanafoanana ny VISA ho anโireo Afrikanina rehetra mikasa ny ho any an-toerana manomboka aminโny taona 2027. Hetsika iray heverina fa hanamafy ny fivezivezenโny olona, ny fifanakalozana ara-barotra ary ny fampidirana ara-toekarena eto aminโny kaontinanta.
โถ๏ธ Teo ambany fitarihanโny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐๐ vaovao, ๐๐ฟ ๐ฆ๐ถ๐ฑ๐ถ ๐ข๐๐น๐ฑ ๐ง๐ฎ๐ต, dia nohamafisina ny vina hananganana banky afrikanina sahisahy kokoa, akaiky kokoa ny vahoaka ary mifantoka aminโny vahaolana sy ny fanovร na ara-drafitra ilainโny kaontinanta.
โ๏ธAnkehitriny, ny fanamby dia ny famadihana ireo fanapahan-kevitra sy fanoloran-tena noraisina ho asa mivaingana sy vokatra tsapanโny mponina manerana ny Afrika.