Pro Siteny - 3ème Arrondissement Tana 101

Pro Siteny - 3ème Arrondissement Tana 101 Kabarin'Politika
Pro-siteny Hatrany

Olobe eto amin’ny Fireneko❤️Mahatoky ny fahendrebareo ny vahoaka Malagasy 🙏
08/04/2026

Olobe eto amin’ny Fireneko❤️
Mahatoky ny fahendrebareo ny vahoaka Malagasy 🙏

🫵✊
30/10/2025

🫵✊

26/10/2025

Mirary fahasitranana ho anao tojo
Ilay Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra anie hanome fahasalamana ho anao 🙏
(Anisan'ireo Tratrany fanampozinana ara-tsakafo teny Ambohimalaza)

Maurice; Natao tao amin’ny foiben’ny Mauritius Olympic Committee androany ny fivoriana ara-pomba ofisialy, notronin’ireo...
26/10/2025

Maurice; Natao tao amin’ny foiben’ny Mauritius Olympic Committee androany ny fivoriana ara-pomba ofisialy, notronin’ireo solontenan’ny federasiona ara-panatanjahantena rehetra sy ireo mpikambana voatendry.

Tao anatin’ity fivoriana ity dia nodinihina ireo tatitra ara-pitantanana, ny fandaharan’asa ho an’ny taona ho avy, ary ireo fanapahan-kevitra manan-danja ho fampandrosoana ny fanatanjahantena sy ny fandraisana anjaran’i Maorisy amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena.

Natao tamim-pahamatorana sy fanajana tanteraka ny fitsipika olympika sy ny firaisankina ara-panatanjahantena ny fifampidinihana, ho fanamafisana ny firaisan’ny federasiona rehetra sy ny finiavana hanandratra avo ny fanevan’i Maorisy amin’ny sehatra manerantany.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pro Siteny - 3ème Arrondissement Tana 101 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share