Minisiteran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy

Minisiteran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana  - Pejy ofisialy Pejy ofisialin'ny Ministeran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana

18/06/2026
๐Ÿ๐Ÿ• ๐ฃ๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” | ๐‹๐š๐ฉ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐ˆ๐š๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ๐ก๐š๐“๐š๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š
17/06/2026

๐Ÿ๐Ÿ• ๐ฃ๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” | ๐‹๐š๐ฉ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐ˆ๐š๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ๐ก๐š
๐“๐š๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š

17/06/2026

๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก ๐—–๐—ข๐—ก๐—๐—ข๐—œ๐—ก๐—ง๐—˜ ๐——๐—”๐—ก๐—ฆ ๐—Ÿ๐—” ๐—ฅร‰๐—š๐—œ๐—ข๐—ก ๐—”๐—ก๐—ข๐—ฆ๐—ฌ
๐Ÿ“ ๐ƒ๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ญ ๐๐ž ๐๐ž๐ญ๐ซ๐จ๐ค๐š โ€“ ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง ๐€๐งรด๐ฌ๐ฒ
๐Ÿ“… ๐ƒ๐ฎ ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐š๐ฎ ๐Ÿ๐Ÿ— ๐ฃ๐ฎ๐ข๐ง ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”

โœ…๐˜ฟ๐™–๐™ฃ๐™จ ๐™ก๐™š ๐™˜๐™–๐™™๐™ง๐™š ๐™™๐™ช ๐™ง๐™š๐™ฃ๐™›๐™ค๐™ง๐™˜๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ ๐™™๐™š ๐™ก๐™– ๐™œ๐™ค๐™ช๐™ซ๐™š๐™ง๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™˜๐™š ๐™ก๐™ค๐™˜๐™–๐™ก๐™š ๐™š๐™ฉ ๐™™๐™š ๐™กโ€™๐™–๐™˜๐™˜๐™ค๐™ข๐™ฅ๐™–๐™œ๐™ฃ๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ ๐™™๐™š๐™จ ๐™–๐™˜๐™ฉ๐™š๐™ช๐™ง๐™จ ๐™ฉ๐™š๐™ง๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™ง๐™ž๐™–๐™ช๐™ญ, ๐™ช๐™ฃ๐™š ๐™ข๐™ž๐™จ๐™จ๐™ž๐™ค๐™ฃ ๐™˜๐™ค๐™ฃ๐™Ÿ๐™ค๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™š ๐™š๐™จ๐™ฉ ๐™ค๐™ง๐™œ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™จรฉ๐™š ๐™–๐™ช๐™ฉ๐™ค๐™ช๐™ง ๐™™๐™š๐™จ ๐™–๐™˜๐™ฉ๐™ž๐™ซ๐™ž๐™ฉรฉ๐™จ ๐™จ๐™ช๐™ž๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™š๐™จ :

1๏ธโƒฃ ๐——๐—œ๐—ฆ๐—ฃ๐—ข๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—œ๐—™ ๐——๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—–๐—ง ๐Ÿฎ.๐Ÿฌ
โžก๏ธ Participants : Maires, ADL, TC, SEC, RE et รฉquipe, STD

2๏ธโƒฃ ๐—ฃ๐—Ÿ๐—”๐—ง๐—˜๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—˜ ๐—ก๐—จ๐— ร‰๐—ฅ๐—œ๐—ค๐—จ๐—˜ ๐—˜-๐—ญ๐—”๐—›๐—”
โžก๏ธ Participants : Maires, ADL, TC, SEC

3๏ธโƒฃ๐—”๐—Ÿ๐—ฃ๐—›๐—”๐—•ร‰๐—ง๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก ๐—ก๐—จ๐— ร‰๐—ฅ๐—œ๐—ค๐—จ๐—˜
โžก๏ธ Renforcement des compรฉtences digitales des acteurs locaux
โžก๏ธ Participants : Maires, ADL, TC, SEC

๐Ÿ‘‰๐š„๐š—๐šŽ ๐š–๐š’๐šœ๐šœ๐š’๐š˜๐š— ๐šŠ๐šž ๐šœ๐šŽ๐š›๐šŸ๐š’๐šŒ๐šŽ ๐š๐šŽ ๐š•๐šŠ ๐š–๐š˜๐š๐šŽ๐š›๐š—๐š’๐šœ๐šŠ๐š๐š’๐š˜๐š— ๐š๐šŽ ๐š•โ€™๐šŠ๐š๐š–๐š’๐š—๐š’๐šœ๐š๐š›๐šŠ๐š๐š’๐š˜๐š— ๐š•๐š˜๐šŒ๐šŠ๐š•๐šŽ, ๐š๐šŽ ๐š•โ€™๐š’๐š—๐šŒ๐š•๐šž๐šœ๐š’๐š˜๐š— ๐š—๐šž๐š–รฉ๐š›๐š’๐šš๐šž๐šŽ ๐šŽ๐š ๐š๐šŽ ๐š•โ€™๐šŠ๐š–รฉ๐š•๐š’๐š˜๐š›๐šŠ๐š๐š’๐š˜๐š— ๐š๐šŽ ๐š•๐šŠ ๐š๐š˜๐šž๐šŸ๐šŽ๐š›๐š—๐šŠ๐š—๐šŒ๐šŽ ๐š๐šŽ๐š›๐š›๐š’๐š๐š˜๐š›๐š’๐šŠ๐š•๐šŽ.
-----
Minisiteran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy
Institut National de la Dรฉcentralisation et du Dรฉveloppement Local
Observatoire de la Dรฉcentralisation et du Dรฉveloppement Local
Fonds de Dรฉveloppement Local - Madagascar
Faritra Anรดsy - Pejy ofisialy

15/06/2026
Anosy, faha 15 jona 2026. โ€Ž๐‘ญ๐’‚๐’๐’๐’๐’๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’‡๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’๐’‡๐’Š๐’”๐’Š๐’‚๐’๐’š ๐’๐’š ๐’•๐’†๐’๐’Š๐’Ž๐’Š๐’•๐’‚ ๐’Š๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’Ž๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’†๐’“๐’‚ ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚-412 ๐’•๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’...
15/06/2026

Anosy, faha 15 jona 2026.
โ€Ž๐‘ญ๐’‚๐’๐’๐’๐’๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’‡๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’๐’‡๐’Š๐’”๐’Š๐’‚๐’๐’š ๐’๐’š ๐’•๐’†๐’๐’Š๐’Ž๐’Š๐’•๐’‚ ๐’Š๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’Ž๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’†๐’“๐’‚ ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚-412 ๐’•๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š 23 ๐’Ž๐’‚๐’š 2024 ๐’Ž๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’‚๐’๐’Œ๐’๐’‰๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’›๐’๐’•๐’“๐’‚-๐’‘๐’Š๐’“๐’‚๐’Œ๐’†๐’•๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’•๐’“๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’‚๐’๐’Œ๐’๐’‰๐’๐’๐’‚๐’๐’‚.
โ€Ž
โ€ŽDingana iray amin'ny fanatsarร na ny fiankohonana eto Madagasikara ny fananana atontan-kevitra iray ampiasain'ireo mpisehatra rehetra amin'ny fitantanana ny fiankohonana. Izany indrindra no namolavolร na an'izao tenimita iraisan'ny Minisitera izao mba hampitoviana ny fomba fikirakirร na ny fiankohonana sy ny fisitrahan'ny tsirairay ny zo mifandraika amin'izany.

โ€ŽIty tenimita izay mamaritra ny fampiharana ny Lalร na laharana faha 2018-027 tamin'ny 08 febroary 2019 momba ny fiankohonana ity dia ahitana andininy 378, izay nadika manontolo amin'ny teny Malagasy, ka voalaza amin'ny antsipirihany ao ireo tandrifin'andraikitry ny mpisehatra tsirairay, na ireo tompon'andraikitra mpandrakitra ny trangam-piankohonana, na ireo manam-pahefana mpanara-maso ny fitanana ny fiankohonana.

โ€ŽNy OIF, izay anisan'ny nanohana an'izao asa izao niaraka tamin'ny UNICEF, no nanolotra tamin'ny fomba ofisialy ity atontan-kevitra ity tamin'ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Andriamatoa RAKOTONANDRASANA Hanitra Velonjara Tiaray androany tetsy Anosy.

โ€ŽNisy ny fanovร na entinโ€™ity rijan-teny ity, toy ny fanalavร na ho 30 andro ny fe-potoana fanambarร na ny fahaterahana sy ny fahafatesana, ny fahazoana maimaim-poana ny kopian'ny sora-piankohonana voalohany, ary ny fanomezan-dalana ny Lehibenโ€™ny Fokontany any aminโ€™ny faritra lavitra handray fanambarร na.
โ€ŽAo anatin'ny fanavaozana ny fiankohonana ihany koa ny fametrahana ny rejisitra nasionaly nomerika, ny fanomezana laharana tokana famantarana eo am-pahaterahana, sy ny fametrahana ny Vaomieram-pirenena misahana ny Informatika sy ny Fahalalahana (CMIL) izay miandraikitra ny fiarovana ny angon-drakitra manokana.

โ€ŽAmin'ny maha iraisan'ny Minisitera azy dia Minisitera dimy no niara-nanao sonia ity tenimita ity dia ny Minisiteranโ€™ny Raharaham-bahiny, ny Minisiteranโ€™ny Fitsarana, ny Minisiteranโ€™ny Atitany, ny Minisiteranโ€™ny Fitsinjaram-pahefana ary ny Minisiteranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka.
โ€Ž
โ€Ž

15/06/2026
14/06/2026

๐™๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ ๐™ˆ๐™„๐™†๐˜ผ๐™Ž๐™„๐™†๐˜ผ ๐™‰๐™” ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™Š๐™‰๐™‚๐™Š๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™„๐™๐™€๐™Š ๐™Š๐™๐™„๐™‰๐˜ผ๐™Ž๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™Š ๐˜ผ๐™Ž๐˜ผ ๐™๐™„๐™Ž๐™Š๐™‡๐™Š๐™†๐™„๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™๐™„๐™‰โ€™๐™‰๐™” ๐™Ž๐™€๐™ƒ๐˜ผ๐™๐™๐˜ผ ๐˜ผ๐™‰-๐™๐™Ž๐™€๐™๐˜ผ๐™Ž๐™€๐™๐˜ผ.
โ€Ž
โ€ŽAnosy, 14 Jona 2026.
๐Ÿ‘‰ โ€ŽNitondra fanazavana mahakasika ny raharaha voalazany etsy ambony ny Tonia Mpampanoa lalร na avy ao amin'ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Antananarivo, Ramatoa RAKOTONIAINA Narindra Navalona, niaraka taminโ€™ny Fitaleavana misahana ny Heloka Bevava ao amin'ny Polisim-pirenena, ny Commissaire Divisionnaire de Police, RABENANDRASANA Jean Marcel, ny Fitaleavana misahana ny Heloka Bevava ao aminโ€™ny Zandarimariam-pirenena, ny Kolonely RANDRIAMALALA Heritiana Rivo, ny Lehibenโ€™ny Sampan-draharaha fanarahamaso ny sisitany, ny Commissaire Principale de Police RANDRIAMERISOA Mohamed Ali, ary ny Lehiben'ny Sampandraharahan'ny fahazoan-dalana mivezivezy sy mivahiny ao amin'ny Minisiteran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Ramatoa RAMANITRA Annie.

13/06/2026

Address

Rue Lamyne Gueye , Anosy
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minisiteran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Minisiteran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy:

Share