21/06/2026
ADY AMIN'NY FIPARITAHAN'NY HELOKA AN'HABAKA (CYBERCRIMINALITร)
Lohahevitra: Ny ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐ก๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐๐๐๐ก๐ sy ๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฆ ๐ก๐๐๐๐๐.
Antsirabe - Zoma 19 Jiona 2026.
Nizara fahalalร na momba ny sy nanao fanentanana lehibe mahakasika ny ady aminโny โcybercriminalitรฉโ na ny heloka anโhabaka ny ekipan'ny .
โ
Ity hetsika ity dia nampitondraina ny lohahevitra:
โ ยซ ๐ฌ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฬ : ๐๐๐๐๐ฬ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
'๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ฬ๐๐๐๐๐๐๐ ๐'๐๐๐๐๐๐ ๐
๐ ๐๐ ๐น๐ฬ๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ยป
โ โ๐ฐ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐i๐๐
๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐โ๐๐๐๐๐๐ : ๐จ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ.
โ ๏ธ Mifantoka tanteraka aminโny fiarovana ny tanora eo anelanelanโny 13 ka hatraminโny 28 taona, izay hery velona sy hoavinโny Faritra nefa iharanโny loza ateraky ny tontolo nomerika, izao ezaka izao. Mandray anjara mivantana aminโizany ihany koa ireo ray aman-dreny sy mpanabe, izay ampitomboina fahaizana mba hahay hamantatra sy hiaro ny zanany amin'ny sy ireo mpanararaotra ara-nofo aminโny aterineto.
โ
Ankoatra ny fiaraha-monina, dingana stratejika lehibe ny nanomezana fampiofanana ireo mpiasa miisa 10 isaky ny fitaleavana teo anivonโny Faritra Vakinankaratra.
Izy ireo no ho lasa mpampita ny fahaiza-manao eo anivon'ny fiaraha-monina.
โ
Mandritra ny fiofanana dia ampianarina ny:
๐ fomba fiarovana ny angon-drakitra
๐ny fitantanana ny tambajotra sosialy
๐ary ny fahalalana ny lalร na sy ny fomba fanaovana tatitra dika ho anโny manam-pahefana rehefa misy fandikana lalร na.
Ny tanjona ankapobeny dia ny hamolavola kolontsaina misy fitandremana sy fiarovana an-tserasera eto Vakinankaratra. Tanjona izay hofitinina aminโilay teny filamatra ofisialy manao hoe: "๐น๐๐ ๐๐๐๐-๐
๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐: ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐โ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐. ยป
โ
Misy ny fiaraha-miasa matotra sy mivantana eo anivonโny Faritra Vakinankaratra sy ny sampandraharaha misahana ny ady aminโny heloka anโhabaka eo anivonโny Zandarimariam-pirenena izay ny Zandary Kilasy Voalohany RANDRIANASOLO Sitraka, teknisiana manokana misahana ny heloka an'habaka, ao amin'ny Tobim-paritry ny zandarimaria Antsirabe no mpampiofana tamin'izao hetsika izao.
๐๐ผ Miantso ireo: Sekoly, fiangonana, fikambanana, sampandraharaha maniry hahazo fiofanana sy fanabeazana, izay atao maimaimpoana mba hifandray amin'ny
๐ฑ Brigade Antsirabe : 034.05.700.97.
.