Iarahan'ny Governementa Malagasy (amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany) sy ny Banky iraisam-pirenena. Ny PRODUIR (TETIKASA FAMPANDROSOANA SY FIAROVANA NY TANANAN’ ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA ) dia tetikasa mikendry ny hanatsaràna ny fari-piainana sy ny tontolo iainan'ny mponina eny amin'ny faritra marefo ao Antananarivo. Velaran-tany mahatratra 60 km2 a
min'ny lemaka atsimon'Antananarivo no voasahana ao anatin’ny tetikasa. Miisa 6 ireo kaominina voakasika mivantana amin’ny fanatanterahana ny tetikasa PRODUIR: Antananarivo Renivohitra, Bemasoandro, Andranonahoatra, Anosizato Andrefana, Iarinarivo sy Ampitatafika) na koa fokontany miisa 71. Mizara singa efatra ny tetikasa :
• Fanatsarana ny tatatra an-tanàndehibe, tolotra fanarenana ireo faritra voakendry;
• Fananaganana fotom-panorenana hisian'ny fomba fintatana mitanila amin'ny fiarenana;
• Fitantanana ny tetikasa, fandrindràna, fanaraha-maso ary fanaovana tombana;
• Fandraisana andraikitra vonjy maika. Tetikasa hiaraha-miasa eo amin'ny Governementa Malagasy - amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany MDAT - sy ny Banky Iraisam-pirenena ny PRODUIR. PRODUIR (Projet de développement Urbain Intégré et de Résilience pour le grand Antananarivo) est un projet qui vise à améliorer les conditions socio-économiques et sanitaires de la population actuelle et future de la plaine d’Antananarivo et à renforcer et sécuriser le réseau d’assainissement et de drainage, ainsi que les infrastructures de protection contre les inondations. Le projet interviendra sur 6 communes : Antananarivo Renivohitra, Bemasoandro, Andranonahoatra, Anosizato Andrefana, Iarinarivo sy Ampitatafika) et 71 fokontany, essentiellement constitués de quartiers précaires et vulnérables; soit sur une superficie de 60 km2 sur la plaine sud d'Antananarivo. Le projet comprend quatre (4) composantes principales :
• L’amélioration du drainage urbain, des services et de la résilience dans les zones ciblées;
• Le renforcement des capacités institutionnelles pour une gouvernance urbaine résiliente;
• La gestion de projet, coordination, suivi et évaluation ;
• La composante d’intervention d’urgence conditionnelle.