Madagasikara tsy maintsy mandroso

Madagasikara tsy maintsy mandroso Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madagasikara tsy maintsy mandroso, Government Organization, Antananarivo.

01/01/2026

Ry Malagasy namako,

Am-pitiavana no iarahabako sy irariako ny soa sy ny tsara ho anareo tsirairay avy amin’izao fiantombohan’ny taona 2026 izao.

Fantatro sy tsapako ny tebiteby ary ny ahiahy iainan’ny tsirairay avy.
Mahatsiaro manokana anareo aho, ary tsarovy mandrakariva fa tsy irery ianareo.

Hindramiko ny tenin’ny Soratra Masina ao amin’ny Eksodosy 14:14 manao hoe :
« Jehovah hiady ho anareo, ary ianareo kosa hangina. »

Manoloana ireo zava-nitranga volana vitsy lasa izay, tao anatin’ireny fitakiana sy korontana ireny, dia nisafidy ny hisintaka sy hangina aho.
Ny fandeferana sy ny fahendrena no nibaiko ahy mba hisorohana ny fifandonana, ny rà mandriaka ary ny fahapotehana.

Ankehitriny tsy fotoana hamafazana fankahalana na hanaovana herisetra.

Manentana antsika aho hisafidy ny lalan’ny fihavanana sy ny fitoniana, fa tsy ny lalan’ny fankahalana sy ny fifandrafiana.

Ny faniriako dia mba ho taona hitondra fanantenana ho an’ny vahoaka Malagasy tsivakivolo sy ny tokantrano tsirairay avy
Ity taona vaovao ity .

Ny faharavana dia hiova ho fananganana indray,
Ary ireo ranomaso dia hampitsiry ny fanantenana.

Ny ratsy sy ny loza tsy maharitra mandrakizay, fa mandalo ihany.
Tsy misy haizina maharitra manoloana ny hazavana.

Ankinin-tsika amin’Andriamanitra ny zavatra rehetra :
Izy no hiaro amin’ny tanany masina antsika rehetra sy an’i Madagasikara,
Ary hitantana ny dian-tsika.

Ato am-poko foana ianareo.

-------------------------

Mes chers compatriotes,

En ce premier jour de l’année 2026,
j’adresse à chacun d’entre vous
mes vœux de paix, de courage
et d’espérance .

Notre pays, Madagascar, traverse une tempête, une épreuve marquée par l’inquiétude, l’incertitude et parfois la peur.

À vous qui êtes fragilisés et éprouvés,
Vous qui vous sentez persécutés,
Sachez que vous n’êtes pas seuls.

Dans ces moments difficiles, souvenons-nous
de la Parole dans Exode 14:14 :
« L’Éternel combattra pour vous, et vous, gardez le silence. »

Face aux menaces, aux tensions et aux divisions que nous avons traversées, c’est en mon âme et conscience que j’ai fait le choix
de m’écarter, plutôt que d’entraîner
le peuple Malagasy dans l’affrontement et le chaos.

Aujourd’hui, l’heure n’est ni à la haine
ni à la vengeance, mais à l’unité et à la responsabilité.

Je souhaite que cette nouvelle année soit une année où les divergences laissent place au dialogue,
où le peuple retrouve espoir,
Car les Malagasy méritent un avenir meilleur.

Là où il y a l’échec ,
Naîtra le redressement.

Là où les larmes ont coulé ,
Chaque pleur aura été une purification.

Que nul mal ne s’installe durablement.
Que nul malheur ne prenne racine.
Que la peur recule et que la foi demeure.

Restons unis.
Restons confiants.
Madagascar renaîtra par la sagesse et non par la violence.

Projet solaire 50 MW : clarification sur les équipements stockés à ToamasinaFace à l’urgence de renforcer la capacité én...
28/12/2025

Projet solaire 50 MW : clarification sur les équipements stockés à Toamasina

Face à l’urgence de renforcer la capacité énergétique nationale, le Gouvernement malagasy a engagé, depuis 2024, un vaste projet de centrales solaires d’une capacité totale de 50 MW, inscrit dans la stratégie nationale de développement des énergies renouvelables.

Dès septembre 2024, le Ministère de l’Énergie et des Hydrocarbures (MEH) a intensifié les actions pour accélérer la mise en œuvre du projet. Une délégation gouvernementale de haut niveau, conduite par le ministre de l’Énergie et des Hydrocarbures, Jean-Baptiste Olivier, et le ministre des Transports et de la Météorologie, Valery Ramonjavelo, s’est rendue au port de Toamasina afin de superviser personnellement la sortie des équipements destinés aux futures centrales solaires.

Lors de cette visite officielle, effectuée en présence des Douanes, il a été constaté que 31 conteneurs avaient déjà été libérés, tandis que 208 conteneurs restaient encore en entrepôt, nécessitant une accélération des procédures. L’objectif était clair : optimiser la libération et l’acheminement des équipements afin de respecter le calendrier du projet. Les acteurs publics et privés opérant au port se sont alors engagés à collaborer étroitement avec l’État pour faciliter la sortie rapide de ces matériels stratégiques.

Ces équipements de production d’électricité, aujourd’hui entreposés dans les hangars du groupe Sodiat à Toamasina, sont la propriété exclusive de l’État, à travers le MEH et la JIRAMA. Le groupe Sodiat n’a assuré que le dédouanement ainsi que la location des hangars servant au stockage temporaire du matériel.

La gestion, la répartition et l’acheminement des équipements vers les différentes villes relèvent exclusivement de la JIRAMA et des autorités étatiques compétentes. À aucun moment, le groupe Sodiat n’a géré ni redistribué ces équipements, qui demeurent entièrement sous la responsabilité de la JIRAMA.

L’ensemble des opérations a été constaté, contrôlé et validé par les autorités compétentes, et le paiement des loyers des hangars est actuellement en cours de traitement par le Ministère des Finances, conformément aux procédures en vigueur.

Le Projet solaire 50 MW représente une étape majeure vers la réduction des émissions de gaz à effet de serre, l’amélioration de l’accès à l’électricité et la sécurisation énergétique du pays. La prochaine phase consistera à l’acheminement des équipements vers les sites concernés et au lancement effectif de la construction des parcs solaires, avec pour objectif de démarrer la production d’énergie dans les mois à venir.

Il n’existe donc aucune ambiguïté ni aucun détournement : toutes les étapes du projet ont été menées dans le strict respect des règles, en toute transparence et sous contrôle de l’État.

14/11/2025

Ny nanamboarana ny dia ezaka natao toy ny « choc » de modernité, mba hi-« impulser changement de mentalité. »

Satria naha-tretrika antsika izany amin’ny maha-Malagasy.

Fanamby noraisin’ny Filoha Andry Rajoelina fa tsy sahin’ny teo aloha ny nametraka ny « Vérité des Prix » teo amin’ny fam...
12/11/2025

Fanamby noraisin’ny Filoha Andry Rajoelina fa tsy sahin’ny teo aloha ny nametraka ny « Vérité des Prix » teo amin’ny famatsiana solika teto Madagasikara.

Fepetra notakin’ny Banky Iraisam-pirenena izany, nefa tsy nataotao foana ary niadivana hatramin’ny farany ny fotoana mety indrindra nanaovana izany.

Tanteraka izy ankehitriny ary hihanoka izany ny vahoaka Malagasy tsivakivolo.

Tsy andrakandrana ny fitantanana ny firenena fa mila olom-pirenena vonona sy vanona izany ary mitaky fandavan-tena goavana.

🏠Mihoatra ny 1700 ny TRANO fonenana MORA, naorina ho takatry ny sarababem-bahoaka manerana ny Nosy, nanomboka ny taona 2...
07/11/2025

🏠Mihoatra ny 1700 ny TRANO fonenana MORA, naorina ho takatry ny sarababem-bahoaka manerana ny Nosy, nanomboka ny taona 2019 hatramin’ny taona 2025.

ANTSIRABE - MORONDAVA - NOSY BE - ANTSIRANANA - TOAMASINA - ILAFY - BETSIZARAINA - AMBOROVY - FIANARANTSOA - AMBOHIDRATRIMO - AMBOHIMIARINA - FIEFERAMANGA - LAKE VILLAGE…

🏞️Teo ihany koa ny programme OTOH 🏕️na zaran-tany voajary miisa 1225. Natao ho an’ireo izay nanana fahefana afaka nividy tany (@ vidiny ara-drariny sy mirary) mba ahafahana manatanteraka ny nofinofin’ny fianankaviana hanana ny tranony.

« Raha tsiahivina dia tamin’ny Repoblika voalohany no nisy fanorenana trano cités ho an'ny vahoaka nataon'ny Fanjakana (Ampefiloha, Itaosy, ...)

Ny vina napetratsika dia mba hanorina trano mifandraika @ sokajin-tokantrano rehetra ka hampitombo ny fahefana manana trano ho an’ny vahoaka malagasy manerana ny Nosy indrindra ireo tanora / mpivady vao manorina tokantrano, Ireo mpiasam-panjakana… »

hoy ny Filoha Andry Rajoelina t@ fitokanana ny Phase 1 t@ Trano teny Betsizaraina - Manazary Ilafy t@ 21 Febroary 2025

🇲🇬 Aza adino ny manaraka ny fandaharana mivantana iarahana amin'ny Filohan’ny Repoblika Andriamatoa 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗥𝗔𝗝𝗢𝗘𝗟𝗜𝗡𝗔 anio...
16/07/2023

🇲🇬 Aza adino ny manaraka ny fandaharana mivantana iarahana amin'ny Filohan’ny Repoblika Andriamatoa 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗥𝗔𝗝𝗢𝗘𝗟𝗜𝗡𝗔 anio alina amin'ny 𝟴 𝗢𝗿𝗮, amin’ny Televisiona Malagasy.

Tratry ny Asaramanitra
26/06/2023

Tratry ny Asaramanitra

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagasikara tsy maintsy mandroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share