OVVAI - Ankadikely Ilafy

OVVAI - Ankadikely Ilafy Mankasitraka

OVVAI na olom-pirenena Vanona sy Vonona ho an'Ankadikely Ilafy dia mampivondrona ny olom-pirenena toa anao te hanatsara sy hampandroso an'ity Ankadikely Ilafy Tananantsika ity
Aza asiana dokambarotra na fifanaratsiana, na fihantsiana.

Ireto ny sata mifehy ny Fokontany ho an'ireo izay maniry hirotsaka hofidiana amin'izay andraikitra izany
24/10/2025

Ireto ny sata mifehy ny Fokontany ho an'ireo izay maniry hirotsaka hofidiana amin'izay andraikitra izany

Miarahaba ny filoha mpanorina ny Fikambanana OVVAI - Ankadikely Ilafy nahatratra ny tsingerin'andro nahaterahany anio An...
04/10/2025

Miarahaba ny filoha mpanorina ny Fikambanana OVVAI - Ankadikely Ilafy nahatratra ny tsingerin'andro nahaterahany anio Andry Antenaina Andrirakoto
Andriamanitra Andriananahary hanome hery sy tolo-tsaina anao hatrany amin'ny fanasoavana ity tanànantsika ity
Mirary soa tompoko

27/09/2025

👉 Ity ny lisitry ny laharana vonjy taitra polisim-pirenena eto Antananarivo sy ny manodidina

☎️COMMISSARIAT CENTRAL DE POLICE D’AVARADRANO
• Sabotsy Namehana : 034 05 998 11
• District Alasora : 034 05 531 08

👉 Poste avancé
• Ampahibato (Alasora) : 034 05 703 64

🚨 COMMISSARIAT DE POLICE ANTANANARIVO RENIVOHITRA

1er Arr. Analakely : 034 05 517 31 / 020 22 280 54
2e Arr. Ambohijatovo : 034 05 517 28 / 020 22 309 46
3e Arr. Antaninandro : 034 05 517 29 / 020 22 291 30
4e Arr. Isotry : 034 05 517 30 / 020 22 280 51
5e Arr. Mahamasina : 034 05 517 11 / 020 22 280 48
6e Arr. Ambohimanarina : 034 05 517 12 / 020 22 225 52
7e Arr. 67Ha : 034 05 517 13 / 020 22 291 29
8e Arr. Analamahitsy : 034 05 517 14 / 020 22 400 12

👉 Postes avancés / proximité
• Ampefiloha : 034 07 517 09
• Antaniavo : 034 64 859 60
• Ilanivato : 034 05 517 08
• Ankorondrano : 034 05 531 28
⸻ ⸻ ⸻ ⸻ ⸻ ⸻ ⸻ ⸻ ⸻
🚓 COMMISSARIAT CENTRAL DE POLICE D’ATSIMODRANO
• Tanjombato : 034 05 517 15
• District Itaosy : 034 05 517 16

👉 Postes avancés
• Loharanombato : 034 05 517 11
• Ampanefy : 034 05 703 69
• Soavina : 034 07 517 22
• Ankaraobato : 034 05 703 68
• Mahabo : 034 05 703 67
• Ampasika : 034 05 703 66
⸻ ⸻ ⸻ ⸻ ⸻ ⸻ ⸻ ⸻ ⸻

27/09/2025

Fotoana izao hifanomezantsika tanana hiarovana ny tanànantsika
Atsangano ny andrimasom-pokonolona isam-pokontany

  Tontosa androany 30 Janoary 2025  ny fifidianana ireo handrafitra ny birao maharitra ao amin'ny filankevitra kaominaly...
30/01/2025


Tontosa androany 30 Janoary 2025 ny fifidianana ireo handrafitra ny birao maharitra ao amin'ny filankevitra kaominaly (conseillers communaux) n'ny Kaominina Ankadikely Ilafy
Miarahaba manokana an'Atoa RAFIDIMANANA Heritiana lany ho filohan'ny Filankevitra Kaominaly izahay mpikambana OVVAI - Ankadikely Ilafy . Izy moa no nitarika ny lisitra mpanolontsaina natolotry ny indépendant OVVAI tamin'ny fifidianana farany teo.
Mitsodrano anao hahaleo hahalasana; anilan'ny vahoaka hatrany isika
"Hifanome tanana isika hanatsara sy hampandroso an'Ankadikely Ilafy tananantsika"

   Miarahaba sy mirary soa an’i RAMIADAMAHEFA Nirina, candidat natolotry ny antoko TIM lany Ben’ny Tanànan’ny Commune An...
17/01/2025


Miarahaba sy mirary soa an’i RAMIADAMAHEFA Nirina, candidat natolotry ny antoko TIM lany Ben’ny Tanànan’ny Commune Ankadikely Ilafy ka hitantana izany mandritra ny 5 taona ho avy ny Fikambanana hahaleo hahalasana tompoko;

Mitohy hatrany kosa ny asa efa natomboky ny Fikambanana OVVAI na Olom-pirenena Vanona sy Vonona ho an’Ankadikely Ilafy amin’ny alalan’ny fanatanterahana ny vina izay napetrany.
Amin’ny maha olom-pirenena dia hanaraka akaiky ny fiainan’ny Commune Ankadikely Ilafy ny OVVAI, raha nanolo-tanana ireo mpitantana ny filohan’ny OVVAI Andry Antenaina Andrirakoto hatramin’izay dia nisafidy kosa ho eo anilan’ny vahoaka amin’ity 5 taona manaraka ity; manan-jara rahateo moa ny fikambanana satria «Journaliste professionnel » ny filoha mpanorina
Samia ho soa sy tsara tompoko
« Hifanome tanana isika hanatsara sy hampandroso an’Ankadikely Ilafy Tanànantsika »

Fa izahay tsy mifanadino, mbola vonona hanohy ny vina izay napetraka ho fampandrosoana an'Ankadikely Ilafy tananantsikaS...
12/01/2025

Fa izahay tsy mifanadino, mbola vonona hanohy ny vina izay napetraka ho fampandrosoana an'Ankadikely Ilafy tananantsika
Soatoavina Malagasy rahateo ny mamangy ny zokiolona rehefa tonon-taona toy izao, dia nandalo teny Ambohitraina ny ekipa nitsidika an'i Président Jean Paul

"Hifanome tanana isika hanatsara sy hampandroso an'Ankadikely Ilafy tananantsika"

Ny Filoha mpanorina, Atoa ANDRY RAKOTO sy ny fianakaviany ary ireo mpikambana rehetra dia faly miarahaba ny olom-pirenen...
31/12/2024

Ny Filoha mpanorina, Atoa ANDRY RAKOTO sy ny fianakaviany ary ireo mpikambana rehetra dia faly miarahaba ny olom-pirenena rehetra eto Ankadikely Ilafy nahatratra ny taona vaovao 2025
N'y soa no hifanodiavana tompoko

 Sary androanyTsy misy mahafaka ny tsikitsikinay sy ny fitiavanay hanarina an'Ankadikely Ilafy Mankasitraka ny ekipa tsy...
14/12/2024


Sary androany
Tsy misy mahafaka ny tsikitsikinay sy ny fitiavanay hanarina an'Ankadikely Ilafy
Mankasitraka ny ekipa tsy mifankafoy

Mirary soa hatrany madame
13/12/2024

Mirary soa hatrany madame

𝙎𝙀𝙃𝘼𝙏𝙍𝙔 𝙉𝙔 𝙈𝙋𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼𝙏𝙍𝘼

𝑭𝒂𝒏𝒊𝒓𝒚 𝑯𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒊𝒏𝒊𝒗𝒐 no 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢 atolotra amintsika mpiserasera eto anivon'ny tambajotra izay ankalazain'ny Minisitera amin'ity volana Desambra ity.

11/12/2024

Misaotra sy Mankasitraka ireo olom-pirenena rehetra eto Ankadikely Ilafy nametraka fitokisana tamin'ny lisitra tarihin'i Andry Rakoto natolotry ny Fikambanana OVVAI
Miandry am-pitoniana ny valin'ny fifidianana isika, ny fikambanana OVVAI kosa dia manohy ny asa izay efa natomboka
Miarahaba sahady izay ho voafidy ho Ben'ny tanàna an'Ankadikely Ilafy eo
Mankasitraka

Address

Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OVVAI - Ankadikely Ilafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share