Jeunes TIM - 2è arrondissement

Jeunes TIM - 2è arrondissement Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jeunes TIM - 2è arrondissement, Political Party, Antananarivo II, Antananarivo.

❤️
14/03/2026

❤️

❤️
24/12/2025

❤️

Akatoky izao fety izao, ny Tanora Tiako i Madagasikara (TIM) dia faly mizara fifaliana sy fanantenana amin’ireo mpiarabelona sahirana eny amoron-dalana.
Ny fety dia tsy fotoana fankalazana fotsiny, fa koa fotoana hifampizarana, hifankaherezana ary hanehoana fitiavana ho an’ireo marefo indrindra.

Amin’ity hetsika ity, dia mizara zavatra ilaina izahay ho mariky ny firaisankina sy ny maha-olona, manamafy fa tsy misy hadino, ary samy mendrika ny hafaliana avokoa isika rehetra.

📅 Talata 30 Desambra 2025 no hanatanterahana ny fizarana eto Antananarivo Renivohitra.
👉 Misokatra ho an’ireo vonona hifanome tanana izahay ary raisina am-pifaliana ny tolo-tanana rehetra.
⏰ Faran’ny fandraisana tolo-tanana : Sabotsy 27 Desambra 2025
Mvola 034 96 743 21 (Mamy Harry Ntsoa Erica)
📍 Toerana : QG Bel’air

Marihina fa efa misy ihany koa ireo tompon’andraikitra Tanora TIM isaky ny Distrika eto Antananarivo Renivohitra handray sy handrindra ny fanampiana.

Manantena izahay fa ho tsiry fanantenana sy hafaliana kely ho an’ireo rahalahy sy anabavy nandray anjara izany, ary ho porofo fa rehefa miara-mientana ny tanora, dia misy hatrany ny fiovana azo tanterahina.

Tanora TIM – Miaraka amin’ny vahoaka, ho an’ny hoavin’i Madagasikara. 🇲🇬

🚨Alarobia 19 oktobra 2025 amin'ny 2 ora tolakandro=>Magro BehoririkaHanasana antsika tanora. Tongava maro.Ho an'ny fanav...
27/10/2025

🚨Alarobia 19 oktobra 2025 amin'ny 2 ora tolakandro
=>Magro Behoririka
Hanasana antsika tanora. Tongava maro.

Ho an'ny fanavaozana🇲🇬

02/02/2025
FIDIO RAVALOMANANA TOJO °4
23/11/2024

FIDIO RAVALOMANANA TOJO
°4

❤
03/09/2024

29/06/2024

❤️

Address

Antananarivo II
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeunes TIM - 2è arrondissement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share