04/07/2026
Mitohy hatrany ny atrikasa iarahana amin’ny Equipe MAnagériale de Région (EMAR) sy ny Equipe MAnagériale de District (EMAD, ka nanomboka ny 29 jiona hatramin’ ny 03 jolay dia anjaran’ny faritra DIANA kosa no nisitraka izany, ho fanamafisana sy fanatsarana hatrany ny rafitra ara-pahasalamana eny anivon’ny Distrika.
Tanjona ny hampitombo fahalalana ny EMAR sy ny EMAD mahakasika ny haitarika, fahaiza-mitantana sy mitondra (Leadership, Management, Gouvernance) eny anivon’ny Bureau de Santé du District (BSD).
Nametraka vina sy fanamby iombonana ny EMAD ao amin’ireo SDSP dimy ao amin’ny faritra Diana na eo aza ny sakana sy ny olana mety misy amin'ny fanatanterahana ny asa.
Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ho amin’ny fampiroboroboana ny Distrika ara-pahasalamana miantoka ny fahazoan’ny vahoaka tolotra ara-pahasalamana ara-kalitao.
DIANA
Du 29 juin au 03 juillet 2026 : Orientation de l’Equipe MAnagériale de Région (EMAR) et des Équipes MAnagériales de District (EMAD) de la Région DIANA sur le Manuel de Gestion axée sur les Soins de Santé Primaires pour le Service de District Sanitaire Public.
Renforcement de compétences des EMAR et EMAD en Leadership, Management et Gouvernance au niveau des Bureaux de Santé de District (BSD).
Vision commune de l’EMAD et un défi définis par chaque SDSP étant donné les obstacles rencontrés au cours de la mise en œuvre des activités.
Engagement du Ministère de la Santé Publique à promouvoir le district sanitaire comme pilier de la mise en œuvre de la politique de santé et garantir à chaque citoyen l’accès à des services de santé de proximité et de qualité.
DIANA