18/12/2025
Fampahatsiahivana:
Ampahatsiahivina ireo rehetra misitraka ny ny toerana "SAUF PASS" sy "ABO_###x" fa mifarana ny Alarobia 31 Desambra ho avy izao ny fifanarahana ho an'ny taona 2025.Mila avaozina mialohan'io fe-potoana io ny fifanarahana, mba ahafahanao manohy ny famandrihan-toerana ho an'ny taona 2026.