20/04/2026
ππππππππ π
ππ
ππ
ππππ ππ πππ'ππ π
πππππ ππ π
ππππππππππ ππππ ππππππ ππ ππππππ'ππ πππ-π:
"ποΈ Tokony hisy ny fitondrana fanazavana misimisy kokoa avy amin'ny mpitondra, avy amin'ny fitsarana aorian'ny fanadihadiana.
ποΈ Betsaka ny resaka mandeha manoloana ireo vaovao maro eto amin'ny firenena, manana adidy ny fitondrana, hitondra tatitra amin'ny vahoaka ny amin'ny fahamarinana na fahadisoan'izy ireny."
β‘οΈ hoy ny VPAN Antananarivo izay solombavambahoaka eto amin'ny boriboritany faha-5 : π€ Honorable Fetra Ralambozafimbololona.