02/06/2026
đ„ Fanentanana amin'ny ady amin'ny Tazomoka â Fokontany Anosy Avaratra
đMinisiteranâny Fahasalamam-bahoaka
đFitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Analamanga
đSDSP Antananarivo Avaradrano
Ny 30 Mai 2026, dia nisy fanentanana mahakasika ny ady aminâny tazomoka natao tao aminâny Fokontany Anosy Avaratra.
Nifantoka taminâny:
â
Fampahafantarana ny mponina momba ny tazomoka sy ny fomba fisorohana azy
â
Fampiasana lay misy ody moka sy fanadiovana ny toerana misy moka
â
Fitondrana ny marary any aminâny toeram-pitsaboana raha misy soritrâaretina
â
Fampitomboana ny fiaraha-miasa eo aminâny mponina sy ny tomponâandraikitra ara-pahasalamana
đNofaranana taminâny fanadiovana ny lobolobo niaraka taminâny mponina ny hetsika, ho fiarovana ny fahasalamam-bahoaka sy ny tontolo iainana.