22/05/2026
๐ฝ๐๐๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐๐๐พ : ๐ข๐๐๐ง๐-๐ข๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ง๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐๐-๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐
๐ข Mitohy ny fanentanana sy fampahafantarana momba ny ady aminโny famarinana olombelona ataonโny Biraom-pirenena misahana izany.
๐๏ธ Ny alarobia 20 Mey 2026, dia ny teo anivonโny UPNNC (Unitรฉ-Programme National de Nutrition Communautaire) etsy Ambohitsoa Mahazoarivo indray no nitondranโny ekipanโny BNLTEH izany.
๐คTsy kisendrasendra izao fiaraha-miasa izao. Ny UPNNC, rantsa-mangaikanโny ONN (Office National de Nutrition), dia miasa eny anivonโny fiarahamonina aminโny ady aminโny tsy fanjarian-tsakafo.
Noho ny fisiany eny ifotony sy ny fifandraisany akaiky aminโny vahoaka, dia anisanโireo mpiara-miombonโantoka manan-danja aminโny fanamafisana ny ady aminโny famarinana olombelona izy ireo.
โจAsa mifameno, tanjona tokana : ny hanasoa sy hiaro ny vahoaka Malagasy!
24h Mada
Office National de Nutrition Madagascar
Unitรฉ Programme National de Nutrition Communautaire - UPNNC Ssecalina
Office Rรฉgional de Nutrition Haute Matsiatra
Office rรฉgional de Nutrition Vakinankaratra
Office Rรฉgional de Nutrition Analamanga
๐ถ๐ญ๐ญ๐ฐ๐ช๐ฌ ๐น๐ฌ๐ฎ๐ฐ๐ถ๐ต๐จ๐ณ ๐ซ๐ฌ ๐ต๐ผ๐ป๐น๐ฐ๐ป๐ฐ๐ถ๐ต ๐จ๐ต๐จ๐ณ๐จ๐ต๐ฑ๐ฐ๐น๐ถ๐ญ๐ถ