08/09/2026
Rahavavavy ( matetika) , angataho amin’ny jesosy izay tena ho vadinao , marary ny miandry fa endraso foana izy fa tsy maintsy tonga eo izy, betsaka no lafo satria tsy mahandry tatana, betsaka no mangirifiry anatina solitude dia tafaroboka anaty fitiavana izay tsy ho anjara fa hamenoina ny banga fotsiny , ity boky ity dia témoignages-na vehivavy maromaro izay tratran’ny vady pervers narcissique, tena sarotra ny miala ao amin’io , tena sarotra satria tena hain’izy ireny ny zavatra tadiavinao sy ny tsy ampy aminao , ny fahalemenao , fa ny tambin’izay dia ho entiny anaovana izay tiany enao sady ianao foana no fototry ny olana rehetra ao amin’ny couple anareo, sarotra aminao miala aminy satria efa miraikitra be aminy ianao sady tsy vitanao ny misaraka satria mataotra ny hirery ianao.
Ho ento antongotry ny Tompo fa maty ho an’izany teo amin’ny hazo fijaliana koa jesosy.
Mahereza rahavavy.