SSRAS Le Service de Santé de la Reproduction et des Affaires Sociales (SSRAS)

Adresse: Ampahibe, DCSSM /Hôpital Militaire Ampahibe (près du Cercle Messe Betongolo)

Amin’izao Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Asa Sosialy izao:Asa manan-danja sy feno fahamendrehana ny asa sosialy, saingy...
18/03/2025

Amin’izao Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Asa Sosialy izao:

Asa manan-danja sy feno fahamendrehana ny asa sosialy, saingy matetika tsy dia fantatry ny olona loatra, indrindra hoan'ny firenena an-dalam-pandrosoana.

Nefa na eo aza izany rehetra izany, eo foana isika! Mijoro, mihaino, manolo-tanana, manolotra vahaolana. Mamorona tetikasa ara-tsosialy manova fiainan'olona ary miady mba hahazoan’ny tsirairay ny hasiny sy ny toerany eo amin’ny fiaraha-monina.

✨ Arahabaina ireo mpiasa sosialy manam-pahaizana amin’ny "accompagnement" sy "relation d'aide" !
Ho anareo manolo-tanana rehefa mijery fotsiny ny hafa, ho anareo manampy ny olona ahita vahaolana, ho anareo mampiseho fitiavan’olombelona amin’izao tontolo manjavozavo izao.

🔥 Arahabaina ireo mpiasa sosialy mpamorona tetikasa ara-tsosialy!
Ho anareo manana eritreritra hanova izao tontolo izao ho tsara kokoa, mamorona sy manangana tetikasa ho an’ny rehetra, ary miezaka amin’ny fo sy ny fanahy mba tsy hisy ho voahilika .

⚖️ Arahabaina ireo mpiasa sosialy mpiady ho an’ny zon’ny marefo!
Ho anareo manome feo ho an’ireo tsy afaka miteny, manohana ireo voahilika, tsy manaiky ny tsy rariny ary mino hatrany fa misy ny fahamarinana.

❤️ Arahabaina ireo mpiasa sosialy eny amin’ny sehatry ny famonjena vonjy taitra sy eny ifotony!
Ho anareo manohy ny asa na dia amin’ny toetr’andro ratsy aza, manohitra ny harerahana sy ny fahasahiranana, ary mijanona eo akaikin’ireo tena mila fanampiana.

🌍 Arahabaina ireo mpiasa sosialy mpanabe sy ireo mampiroborobo ny fanabeazana
Ho anareo manabe sy mampita fahalalana, mamelona fanantenana ao amin’ny tanora, ary mino fa misy ho avy mamiratra kokoa noho ny ankehitriny.

🔹 Arahabaina ireo tsy hita maso amin’ny asa sosialy!
Ho anareo mitantana antontan-taratasy, mamaly antso, manomana tetikasa, ary manao izay heriny ambadiky ny sehatra mba hampandeha tsara ny rafitra rehetra, na dia tsy miseho loatra aza.

💪 Arahabaina ny mpiasa sosialy maneran-tany!
Na dia eo aza ny harerahana, ny sakana madinidinika, ny fahadisoam-panantenana, mbola sahy mijoro sy miady foana, satria fantatsika fa zava-dehibe ny asantsika.

Misaotra antsika rehetra e! Tsy maintsy ho ankatoavina sy ho hajaina ny ezaka ataontsika, satria isika no anisan'ny hery afaka mampandroso sy mitsinjo ny tsirairay sy ny fiaraha-monina.

Androany sy isan’andro, mendrika fisaorana sy fanajana ny Mpiasa sosialy rehetra
🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥

📊CONSEILS POUR LES COUPLES📊Les dangers qui tuent le mariage : 1. La paresse : Elle tue le mariage. 2. La suspicion : Le ...
23/09/2024

📊CONSEILS POUR LES COUPLES📊

Les dangers qui tuent le mariage :

1. La paresse : Elle tue le mariage.
2. La suspicion : Le manque de confiance mutuelle détruit le couple.
3. L’absence de confiance : Ne pas faire confiance à son conjoint tue le mariage.
4. Le manque de respect mutuel : Cela mine la relation.
5. Le manque de pardon : L’amertume, la haine, la méchanceté et la colère sont des poisons pour le couple.
6. Les disputes inutiles : Elles épuisent le mariage.
7. Les secrets : Garder des secrets envers son conjoint détruit la confiance.
8. L’infidélité sous toutes ses formes (financière, émotionnelle, psychologique, matérielle, etc.) : Elle fragilise le mariage.
9. La mauvaise communication : L’absence d’échanges sincères et ouverts éloigne les conjoints.
10. Les mensonges : Le mensonge est l’ennemi du mariage, la sincérité est essentielle.
11. Privilégier sa famille : Se rapprocher plus de sa famille que de son conjoint tue le mariage.
12. L’absence ou l’insatisfaction sexuelle : Le manque de rapports intimes ou des rapports désagréables fragilisent le mariage.
13. Les plaintes constantes : Se plaindre sans cesse tue l’harmonie du couple.
14. Les disputes interminables : Trop de discussions stériles détruisent la relation.
15. Le manque de temps ensemble : Ne pas passer suffisamment de temps avec son conjoint affaiblit le lien.
16. Être trop indépendant : L’indépendance excessive éloigne les conjoints.
17. Les excès (argent, fêtes, achats impulsifs, indiscipline financière) : Cela déstabilise le mariage.
18. Critiquer son conjoint à sa famille : Exposer ses faiblesses à ses proches mine la confiance.
19. L’absence de spiritualité commune : Ne pas prier ensemble affaiblit le mariage et la vie de couple.
20. Le refus des corrections : Ne pas accepter les critiques ou réprimandes affecte la relation.
21. L’humeur maussade : Être constamment de mauvaise humeur tue la complicité.
22. Le féminisme extrême : Il peut nuire à l’équilibre du couple.
23. Le machisme : Cela tue également le mariage.
24. L’incapacité à gérer sa colère : Un tempérament incontrôlé détruit la relation.
25. Ignorer son rôle dans le mariage : Ne pas assumer ses responsabilités compromet l’union.
26. L’indifférence aux besoins du conjoint (spirituels, émotionnels, financiers, physiques) : Cela tue la relation.
27. L’insécurité : Quand la sécurité d’une épouse est menacée, ses réactions peuvent nuire au mariage.


Page: Reiki Ingrid Karro

FAHAZARANA FOLO (10) MAHATSARA NY FIFANDRAISAN'NY MPIVADYTsy tongatonga ho azy akory ny fifankatiavana mafy o***a eo ami...
03/05/2024

FAHAZARANA FOLO (10) MAHATSARA
NY FIFANDRAISAN'NY MPIVADY

Tsy tongatonga ho azy akory ny fifankatiavana mafy o***a eo amin'ny mpivady . Manana adidy ny lahy sy ny vavy hametraka fifandraisana tsara amin'ny alalan'ny fikolokoloana ireto fahazarana folo (10) manaraka ireto :

1) Mitenena milamina amin'ny vadinao mba hampahazo aina azy rehefa miresaka ianareo : miresaka tsy misy herisetra .

2) Arahabao ny vadinao rehefa taitra amin'ny maraina , fa ny fifampiarahabana manokatra fifandraisana .

3) Mazotoa misaotra sy mankasitraka ny vadinao rehefa avy manome na mikarakara zavatra ho anao izy . Teny majika manamboatra ny fo ny hoe : " Misaotra " .

4) Teneno matetika amin'ny vadinao ny hoe
" Tiako ianao " , na koa izay teny hafa mitovy hevitra amin'izany . Tsara ihany koa mantsy raha ambara amin'ny teny ny fitiavana .

5) Manaova azafady na fialan-tsiny amin'ny vadinao raha misy fahadisoana ataonao aminy . Mahatsara fihavanana ny fifamelana .

6) Rehefa miresaka aminao ny vadinao dia henoy izy . Tsara raha ajanonao kely aloha ny zavatra ataonao mba hifantohanao aminy . Ho tsapany fa sarobidy aminao izy .

7) Tsarovy dia ankalazao ny daty tsingerin-taom- pahaterahan'ny vadinao . Ho tsapany indray fa tianao sy ekenao ny fisiany .

8) Raiso , kasiho , fihino amin'ny tananao ny vadinao . Fanehoana fitiavana izany no sady fahasalamana no an'ny vatana .

9) Manaova firaisana ara - nofo amin'ny vadinao , an- tsitrapo fa tsy an- tery ho an'ny lahy sy ny vavy . Maneho ny maha-iray ny mpivady izany no sady mitondra fahasambarana iombonana .

10) Mazotoa mirary soa sy mivavaka ho an'ny vadinao , fa ny teny soa zava- mahery .
Ny mpivady mifampivavaka malai- miady .



Mizara

NY FANDRAISANA ANJARA AMIN’NY FANDANIANA AO AN-TOKANTRANO(Contribution aux charges du ménage)IZA NO TOKONY HANDRAY ANJAR...
29/04/2024

NY FANDRAISANA ANJARA AMIN’NY FANDANIANA AO AN-TOKANTRANO(Contribution aux charges du ménage)

IZA NO TOKONY HANDRAY ANJARA AMIN’NY FANDANIANA AO AN-TOKANTRANO ?

– Ny MPIVADY dia tsy maintsy miara-mandray anjara amin’ny fandaniana ao an-tokantrano ;
– Koa raha tsy manao ny adidiny ny iray amin’izy ireo, dia azon’ny andaniny atao ny mangataka ny Fitsarana handidy ny handoavan’ny ankilany ny anjarany ara-bola hikarakarana ny tokantrano sy ny anaran’ny zanak’izy ireo.

INONA NO FEPETRA TAKIAN’NY LALANA AHAFAHANA MANGATAKA IZANY ?

Tsy maintsy mpivady vita soratra ara-panjakana ary tsy mbola an-dàlam-pisaraham-panambadiana

FITSARANA MAHEFA :

Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao amin’ ny toeram-ponenan’ny mpivady

INONA AVY IREO TARATASY ILAINA ?

– Taratasy fangatahana alefa amin’ny Lehiben’ny Fitsarana, misy ny adiresy mazavan’ny mpangataka sy ny toriana ary mamaritra mamazava tsara ny vola angatahana,
– Ny sora-panambadiana,
– Ny sora-pahaterahan’ny zanaka,
– Ny taratasy fanamarinana ny vola miditra amin’ireo mpivady (oh : fanamarinan-karama),
– Ny taratasy rehetra manamarina ny fandaniana ao an-tokantrano (oh : rosia nandoavana ny sarampianaran’ny zaza, ny sakafo…)

AVANTANA AMIN’IZA ARY IREO REHETRA IREO ?

Amin’ny Lehiben’ny mpirakidraharaham-pitsarana

SARAN’NY FAMPIDIRANA NY FANGATAHANA ENY AMIN’NY FITSARANA

Enina arivo sy roa alina Ariary (26.000 Ar)
Izay aloa ao amin’ny lehiben’ny mpirakidraharam-pitsarana ka manome rosia nandoavana izany

NY PAIK’ADY :

– Mahazo fiantsoana hiatrika fitsarana ny mpivady ary izy ireo irery ihany no manatrika izany fa tsy soloina tena,
– Didim-pitsarana mivoaka ampahibemaso no mametra ny fandraisana anjara amin’ny fandaniana ao an-tokantrano aloan’ilay toriana amin’ny ankilany ary izany didy izany dia tanterahina avy hatrany na dia nanao fampakàrana Fitsarana Ambony aza izy.

MBOLA AZO ANGATAHANA FAMPIAKARANA NA FAMPIDINANA VE NY MARI-BOLA VOAFARITRA AO ANATY DIDY ?

Eny, raha toa ka misy fiovana eo amin’ny fidiram-bolan’ny mpivady na ny filàn’ireo zanany (oh : fiakaran’ny fandaniana, fiovana asa ka niteraka fihenan’ny karama…)

ARY AZON’ILAY NOTORIANA ATAO IHANY KOA VE NY MANGATAKA NY HAMPITSAHARANA MIHITSY NY FANDOAVANA IZANY?

Eny, raha toa ka misy ny fampidirana fangatahana fisaraham-panambadiana

Concu par Le Ministère de la Justice

®Codededroitsmalagasy

📊Tetiandrom-baksiny                                  hoan'ny reny sy ny zaza📊Ho Fiarovana ny fahasalamana ny reny sy ny ...
28/04/2024

📊Tetiandrom-baksiny
hoan'ny reny sy ny zaza📊

Ho Fiarovana ny fahasalamana ny reny sy ny zaza ireto daholo ny vaksiny misy ato aminay ankotran'ny Bcg.

🎯Aty Ampahibe akaikin'ny Cercle messe Betongolo no misy anay, ao amin'ny DCSSM/Hôpital Militaire Ampahibe.🎯

Misokatra hoan'ny olon-drehetra manomboka ny alatsinainy hatramin'ny zoma, @ 8ora hatramin'ny 16ora.

Mirary soa sy fahasalamana hoantsika rehetra o ! 😊

📊CONSEILS POUR LES PARENTS 📊Etre un BON parent c'est culpabiliser sur le type d'éducation que vous offrez à vos enfants,...
04/12/2023

📊CONSEILS POUR LES PARENTS 📊

Etre un BON parent c'est culpabiliser sur le type d'éducation que vous offrez à vos enfants, c'est aussi vous inquièter constamment sur l'état de santé physique et émotionnelle de votre enfant, même s'il n'y a rien d'alarmant. Alors rassurez vous 😉

La génération de parents d'aujourd'hui a tendance à stresser sur le type d'éducation à offrir à leurs enfants. Alors pour commencer :

🎯ARRÊTEZ DE CULPABILISER nous sommes humains nous faisons tous des erreurs. Apprenez à vous pardonner quand vous sentez que vous fautez, avouez-le à votre enfant et excusez-vous auprès de lui. Ça aussi c'est éduquer.

🎯ARRÊTEZ DE COMPARER, la manière d'éduquer de Rasoa ne conviendra peut être pas à Rabe. Apprenez à adapter votre éducation à votre famille et à votre rythme de vie.

🎯AYEZ CONFIANCE EN VOUS, vous n'êtes pas un super héros qui peut aller sur tous les fronts, vous avez vos limites, mais vous êtes parfaits dans votre imperfection 😊

📊CONSEILS POUR LES PARENTS📊C'est le week-end, début du mois des festivités de Noël , c'est le bon moment pour passer du ...
02/12/2023

📊CONSEILS POUR LES PARENTS📊

C'est le week-end, début du mois des festivités de Noël , c'est le bon moment pour passer du temps ensemble et trouver des activités ludiques à faire avec vos enfants 😊

Il est essentiel pour le développement de votre enfant que vous passiez du temps de qualité avec eux.

Ne culpabilisez pas si vous ne pouvez pas ou si vous avez du travail, mais quand vous trouverez enfin un peu de temps pour eux, même quinze petites minutes, offrez-lui un moment de qualité.

Jouez avec eux renforce les liens et développe leur sentiment d'appartenance, ce qui facilite la transmission des valeurs que vous souhaitez qu'ils adoptent dans leur vie.

Voici quelques idées d'activités à apprécier ensemble:

📊CONSEILS POUR LES COUPLES📊La compréhension est la base d'une relation saine et durable. Elle ne s'acquiert pas facileme...
29/11/2023

📊CONSEILS POUR LES COUPLES📊

La compréhension est la base d'une relation saine et durable. Elle ne s'acquiert pas facilement. Elle demande des efforts de l'un comme de l'autre.

Voici quelques conseils clés proposées par le Psychologue Dorsainvil pour développer sa compréhension de l'autre.



📊CONSEILS SANTÉ ET BIEN-ÊTRE📊Quelques gestes simples à adopter tous les matins pour passer une belle journée, dans la bo...
29/11/2023

📊CONSEILS SANTÉ ET BIEN-ÊTRE📊

Quelques gestes simples à adopter tous les matins pour passer une belle journée, dans la bonne humeur.

Il faut savoir qu'être de bonne humeur au quotidien vous assure une meilleure santé et une meilleure qualité de vie.


́

📊CONSEILS POUR LES COUPLES📊Voici 7 conseils pour vivre heureux dans son couple:
24/11/2023

📊CONSEILS POUR LES COUPLES📊

Voici 7 conseils pour vivre heureux dans son couple:



📊CONSEILS POUR LES PARENTS📊En tant que parent on a souvent fait face à des crises de panique de nos enfants😱😱😱. Une peur...
23/11/2023

📊CONSEILS POUR LES PARENTS📊

En tant que parent on a souvent fait face à des crises de panique de nos enfants😱😱😱. Une peur que l'on trouvera souvent irrationnelle alors qu'elle est pourtant si réelle pour eux.

Ils ont besoin de vous pour se calmer. Soyez à l'écoute, attentif et plein d'amour pour les rassurer. Faites en sorte qu'ils se sentent en sécurité, ne haussez pas la voix, ce n'est pas la solution😊


Address

Ampahibe
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SSRAS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to SSRAS:

Share

Category