01/09/2026
๐จ HALATRA MOTO: NOBEDAINA - NIFAMPITOLOMANA - NOFAFAZANA VOVON-TSAKAY. LEHILAHY ROA TOMPON'ANTOKA NO VOASAMBOTRA ๐จ
31 Aogositra 2026 - 12 ora sy sasany atoandro.
๐จ Nampandre ny zandarimaria Itaosy lehilahy iray fa nisy nangalatra ny kodiaran-droa ampiasain'ny mpamiliny.
๐ต .
๐ฐ : teo no niainga ny sera fa ho aterina eny Talata-Volonondry. Olona iray no entina. Nifanaraka ny adivarotra.
๐ : Niantso olona hafa an-telefaonina ilay mpandeha mba hanomana ny saran-dalana.
๐ Nivily sampanana : tao alohaloha tao dia io misy lehilahy iray nitsena.
" Tsy ampy kely ireto vola ireto fa andao ho atsy an-tร nana mba hindrana vola fanampiny".
โ ๏ธ Vao velona ny kodiaran-droa dia raikitra ny rombo:
โ Ny iray nibeda avy ao afara.
โ Ny iray namafy vovo-tsakay ny masony.
๐ฅ Na dia niezaka nanohitra aza ilay mpamily dia sendra ny be noho ny vitsy ka hany heriny nitady tany hitsoahana sao maty eo.
๐ต Lasan-dry tsy mataho-tody ny kodiaran-droa. Niantso haingana ny izy. Ity farany kosa avy dia nila ny fanampian'ny zandarimaria.
๐
๐ Narahina ary ny n'ilay kodiaran-droa.
๐ Niala teny amin'ny , nihazo ny lalambe migodร na - nihazo an'Ambodifasina - Tsarasaotra - Ankorondrano - Ankazomanga - Ankasina - Andohatapenaka.
๐ฎโโ๏ธ Efa vonona niandry ny handalovany ny sy ny tompon'ny moto.
๐จ Rehefa nosakanana dia saika hanao amboletra hamaky lalana ihany saingy kinga sy malady ary matihanina ireo ekipan'ny napetraka ao amin'ny ka poa toy izay dia ketoky ny harato ny lalan-komban'izy roalahy mianaka.
โ ๏ธ Raha tsy mailo sy faingana aza dia efa saika matin'ny fitsaram-bahoaka satria efa vory maro ny vahoaka nandritry ny fisamborana sy ny fikasan'izy ireo hitsoaka.
๐ค Lehilahy lehibe iray, 59 taona, mpamily, nisara-bady, manan-janaka roa, monina Andranotsimihozo Cr Talata Volonondry (izy ilay mpanjifa niala avy eny Anosy).
๐ค Lehilahy lehibe iray, 43 taona, mpamily, manambady, manan-janaka telo, monina Manakambahiny Tana I (izy ilay niandry teny am-pahatongavana sady namafy sakay).
โ๏ธ Dia voatery notazomina mba hatao famotorana noho ny heloka vitany izy roalahy ireto ary hatolotra ny fitsarana mba handray ny valin'asany.
๐ต Naverina amin'ny tompony kosa ny kodiaran-droa.
๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ