๐—”๐—ฆ๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ž๐—”๐—œ๐—ž๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ž๐—”

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐—”๐—ฆ๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ž๐—”๐—œ๐—ž๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ž๐—”

๐—”๐—ฆ๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ž๐—”๐—œ๐—ž๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ž๐—” TSIKOMBAKOMBA MALAGASY

Dia fomban-drazana miorina amin'ny soatoavina sy ny fifanomezan-tanana eo amin'ny fiarahamonina.

Zavatra lehibe ao amin'ny kolontsaina Malagasy satria maneho ny firaisankina sy ny fanajana ifampizarana eo amin'ny samy Malagasy.

20/04/2026

๐ŸŸฃFANAMBARANA SECES SAMPANA ANTANANARIVO

13/02/2026
13/02/2026
๐Ÿ”ตSERANAM-PIARAMANIDINA AMBALAMANASA : ๐Ÿ”ตMIVERINA AMIN'NY LAONINY , MIASA MANOMBOKA ANIO ZOTRA IREO FIARAMANIDINA โœ๐Ÿป Andry...
12/02/2026

๐Ÿ”ตSERANAM-PIARAMANIDINA AMBALAMANASA :

๐Ÿ”ตMIVERINA AMIN'NY LAONINY , MIASA MANOMBOKA ANIO ZOTRA IREO FIARAMANIDINA

โœ๐Ÿป Andry Rakotonirainy
Journaliste โ€“ Reporter dโ€™image

โ–ถ๏ธ Toamasina, 12 Febroary 2026

โœ… Niverina tsikelikely aminโ€™ny asany ny seranam-piaramanidina Ambalamanasa taorianโ€™ny fahasimbanโ€™ny fotodrafitrasa nateraky ny fandalovanโ€™ny rivo-doza GEZANI.

โœ…Na dia voadona mafy aza ny toeram-piasana , tombanana ho nahatratra 60%-nโ€™ny rafitra no simba dia efa azo ampiasaina indray ny lalanโ€™ny sidina manomboka anio tolakandro.
Araka ny nambaranโ€™ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrโ€™andro, Juste Crรฉscent Raharisone, izay tonga nijery ifotony ny zava-misy, napetraka ho laharam-pahamehana ny fanokafana haingana ny seranam-piaramanidina satria izy no lalam-pifandraisana haingana indrindra aminโ€™ny toe-javatra maika.

โœ…Nohamafisiny fa efa voadio tanteraka ny piste ary hiainga anio ny sidina sivily voalohany hatraminโ€™ny nandalovanโ€™ny rivo-doza.

๐Ÿ”ตFOTODRAFITRASA STRATEJIKA HO ANโ€™NY FANAVOTANA

โœ…Niara-nihetsika avy hatrany ny Ministera sy ny ekipanโ€™ny ADEMA, niaraka taminโ€™ireo teknisianina sy tomponโ€™andraikitra eny an-toerana,izay nametraka vahaolana maika hamerenana ny fifamoivoizana anโ€™habakabaka.

โ–ถ๏ธNy tanjona dia ny hahafahana mampiditra fanampiana ara-pahasalamana, fitaovana fanarenana ary mpamonjy voina haingana araka izay tratra.

โ–ถ๏ธVokatry ny ezaka dia hisokatra indray ny terminal mpandeha ao Toamasina handray sidina anatiny sy isam-paritra, manamora ny fivezivezenโ€™ny olona sy ny entana ilaina aminโ€™ny famerenana ny fiainana andavanandro.

๐Ÿ”ตMITOHY NY FANAMBOARANA

โ–ถ๏ธNa efa tafaverina aza ny sidina, mbola mitohy ny asa fanarenana ireo ampahany simba aminโ€™ny fotodrafitrasa. Nomarihinโ€™ny Minisitra fa hajaina tanteraka ny fepetra fiarovana ho anโ€™ny mpandeha sy ny mpiasa mandritra ny fampiasana ny seranam-piaramanidina.

โ–ถ๏ธHivoaka tsikelikely ny fanambarana fanampiny arakaraka ny fandrosonโ€™ny asa, saingy efa manamarika dingana lehibe aminโ€™ny fan

12/02/2026

๐Ÿ”ตAMBALAMANASA MISOKATRA INDRAY AORIANโ€™NY RIVO-DOZA

โœ๐ŸปAndry Rakotonirainy
Journaliste Reporter d'image

Toamasina, 12 Febroary 2026

โ–ถ๏ธNiverina miasa indray manomboka anio tolakandro ny seranam-piaramanidina Ambalamanasa, taorianโ€™ny fahasimbana nateraky ny rivo-doza GEZANI izay nandrava hatraminโ€™ny 60%-nโ€™ny fotodrafitrasa.

โ–ถ๏ธAraka ny fanazavanโ€™ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrโ€™andro, Juste Crรฉscent Raharisone, efa voadio ny piste ary hiainga ny sidina sivily voalohany. Laharam-pahamehana ny fanokafana mba hahafahana mampiditra fanampiana sy manamora ny fivezivezenโ€™ny olona.

โ–ถ๏ธMitohy kosa ny asa fanarenana ireo ampahany mbola simba ao aminโ€™ny seranam-piaramanidina.

11/02/2026

Address

ANTANANARIVO
Antananarivo
00101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐—”๐—ฆ๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ž๐—”๐—œ๐—ž๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ž๐—” posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ๐—”๐—ฆ๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ž๐—”๐—œ๐—ž๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ž๐—”:

Share

Category