14/09/2026
๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ
๐๐ก๐๐ - ๐ข๐๐
๐ ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐ณ๐ฟ๐ฎ๐ป๐๐๐ฎ๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ ๐ซ๐ท๐
Dingana vaovao indray no vita eo aminโny fanamafisana ny fahaiza-manaonโireo mpiasam-panjakana malagasy. Nosoniavina androany Alatsinainy 14 Septambra 2026, teny Androhibe, ny fifanarahana fiaraha-miasa teo aminโny Fivondronambe Iraisam-pirenena ho anโny Frankofonia (OIF) sy ny Sekoly Ambonim-pirenena ho an'ny Fandraharahana eto Madagasikara (ENAM), izay rafitra eo ambany fiahianโny Minisiteranโny Asa, ny Fampananana Asa ary ny Asam-panjakana (MTEFoP). Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Asa, ny Fampananana Asa, ary ny Asam-Panjakana, DENIS Franconio Mac, izay mandray anjara ihany koa amin'ny fiofanana๐ค๐ฒ๐ฌ
Ity fiaraha-miasa ity, izay tanterahina miaraka aminโny Alliance Franรงaise de Tananarive (AFT), dia ahafahana manolotra fandaharanasam-piofanana manokana momba ny teny frantsay ampiasaina aminโny fifandraisana iraisam-pirenena, ka ahazoana diplaoma. Hisitraka izany ireo mpiasam-panjakana sy ireo tomponโandraiki-panjakana ary ireo mpianatra sy mpiofana efa nandalo tao aminโny ENAM. ๐๐
๐๐ถ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ท๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฏ
Naneho ny fankasitrahany izao hetsika izao ny Sekretera Jeneralinโny MTEFoP, RAMANANTSOA Antsivalahiniriko Eralison Pierrot. Notsiahiviny fa mamaly ยซ filร na stratejika ยป eo aminโny fanamafisana ny fahaiza-manaonโireo mpiasa izany, mba hananana fitantanan-draharaham-panjakana mahomby kokoa sy mikatsaka hatrany ny tombontsoan'ireo manan-draharaha.
Aminโny alalanโity fiaraha-miasa ity, ny OIF, ny ENAM ary ny MTEFoP dia manamafy ny ezaka iombonana aminโny fanomezan-danja ny maha-olona aminโny fanatanterahana ny asa, ny fanamafisana ny fahombiazanโny fitantanan-draharaham-panjakana, ary ho fanandratana ny ambompom-pirenena eo aminโny sehatra iraisam-pirenena.
๐ฒ๐ฌ๐๐ง๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ฌ
Nandritra ny lahateniny, nanamafy ny toerana manokana anananโny teny frantsay eo aminโny fifandraisana iraisam-pirenena S.E.M. Traian-Laurentiu Hristรฉa, Solontenanโny OIF aty aminโny faritry ny Ranomasimbe Indianina. Notsindriany fa ny fahaizana mampiasa tsara ny teny sy ny voambolana mifanaraka amin'ny sehatra hiasana dia ยซ fahaiza-manao sarobidy ยป, ahafahanโireo mpiasam-panjakana miara-miasa aminโny fomba mahomby kokoa hiarovana ny tombontsoam-pirenena.
๐ค๐๐๐ฎ๐ต๐ผ๐บ๐ฏ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ โญ
Nanamarika ny Tale Jeneralinโny ENAM, Pr รmile, fa mitondra tombontsoa lehibe ho anโny Fitantanan-draharaham-panjakana ny fifehezana ny teny ampiasaina aminโny fifandraisana iraisam-pirenena. Ny fampivelarana ny fahaiza-manao ara-teny dia isanโireo fototra lehibe hanatsarana ny fampiasana am-pahitsiana sy am-pahamatorana ireo voambolana sahaza eo aminโny sehatry ny diplaomasia. Izany rehetra izany dia mifanaraka indrindra aminโny vina izay mametraka ny ยซ fahaiza-manao ho fototry ny fampandrosoana ny Asam-panjakana ยป. ๐ฒ๐ฌ๐๐
๐ซ๐ท๐ซ๐ท๐ซ๐ท
๐๐ก๐๐
๐ ๐โ๐ข๐๐ ๐ณ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐๐ป๐ฒ ๐ณ๐ผ๐ฟ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฑ๐ถ๐ฝ๐น๐ผ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ณ๐ฟ๐ฎ๐ปรง๐ฎ๐ถ๐ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ฟ๐ฒ๐น๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐ถ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ๐ ๐๐ค
Une nouvelle รฉtape vient dโรชtre franchie dans le renforcement des compรฉtences des agents de
lโรtat. Un protocole dโaccord entre lโOrganisation internationale de la Francophonie (OIF) et lโรcole nationale dโadministration de Madagascar (ENAM), organisme rattachรฉ au Ministรจre du Travail, de lโEmploi et de la Fonction publique (MTEFoP), a รฉtรฉ signรฉ ce lundi 14 septembre 2026 ร Androhibe. A la fois Ministre de tutelle et auditeur du projet, le Ministre DENIS Franconio Mac a honorรฉ de sa prรฉsence la cรฉrรฉmonie de signature.
๐ค Cette coopรฉration, menรฉe avec le concours de lโAlliance Franรงaise dโAntananarivo, permettra la mise en ลuvre dโun programme spรฉcialisรฉ de formation en franรงais des relations internationales, sanctionnรฉ par un diplรดme destinรฉ aux agents et hauts fonctionnaires de lโรtat ainsi quโaux anciens รฉlรจves et auditeurs de lโENAM.
๐๐๐ป๐ฎ๐บ๐ถ๐พ๐๐ฒ ๐๐๐ฟ๐ฎ๐รฉ๐ด๐ถ๐พ๐๐ฒ ๐ฏ
๐ฅ๐๐ ๐๐ก๐๐ก๐ง๐ฆ๐ข๐ ๐๐ป๐๐๐ถ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ต๐ถ๐ป๐ถ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ผ ๐๐ฟ๐ฎ๐น๐ถ๐๐ผ๐ป ๐ฃ๐ถ๐ฒ๐ฟ๐ฟ๐ผ๐, ๐ฆ๐ฒ๐ฐ๐ฟรฉ๐๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ๐ดรฉ๐ปรฉ๐ฟ๐ฎ๐น ๐ฑ๐ ๐ ๐ง๐๐๐ผ๐ฃ, a saluรฉ une initiative rรฉpondant ร
une ยซ exigence stratรฉgique ยป : renforcer les compรฉtences des agents afin de disposer dโune administration publique plus efficace et davantage tournรฉe vers le service aux usagers.
ร travers cette collaboration, lโOIF, lโENAM et le MTEFoP rรฉaffirment ainsi leur engagement commun en faveur de la valorisation du capital humain, de lโexcellence administrative et du rayonnement de Madagascar dans lโespace francophone et international.
๐ฒ๐ฌ๐๐รฉ๐ณ๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ ๐น๐ฒ๐ ๐ถ๐ป๐รฉ๐ฟรช๐๐ ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐๐
๐ฒ๐ฌ๐ค
Prenant la parole, ๐ฆ.๐.๐ . ๐ง๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ ๐๐ฟ๐ถ๐๐รฉ๐ฎ, ๐ฅ๐ฒ๐ฝ๐ฟรฉ๐๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฑ๐ฒ ๐นโ๐ข๐๐ ๐ฝ๐ผ๐๐ฟ ๐นโ๐ผ๐ฐรฉ๐ฎ๐ป ๐๐ป๐ฑ๐ถ๐ฒ๐ป, a par ailleurs soulignรฉ lโimportance particuliรจre du franรงais dans les relations internationales. Il a rappelรฉ que la maรฎtrise des pratiques linguistiques propres ร ce domaine reprรฉsente ยซ une compรฉtence prรฉcieuseยป,
permettant aux agents publics de mieux coopรฉrer et de mieux dรฉfendre les intรฉrรชts de Madagascar.
๐ฃ๐ฒ๐ฟ๐ณ๐ผ๐ฟ๐บ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐๐
Pour le Directeur gรฉnรฉral de lโENAM, le Professeur รmile, cette initiative constitue une vรฉritable plus-value pour lโAdministration Publique. En effet, le dรฉveloppement des compรฉtences linguistiques est le fer de lance dโune amรฉlioration pointue de lโutilisation des termes appropriรฉs dans la diplomatie et les relations internationales, tout en mettant ยซ les compรฉtences humaines au cลur du dรฉveloppement de la fonction publique ยป.
๐ฒ๐ฌ ๐