Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara.

Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara. Mamorona sy mivarotra ireo document momba ny fampianarana. Mampanao cours particulier maths et Pc.

🔥🔥MIS A JOUR DU SUJET BEPC ET BACC DISPONIBLE: 🇲🇬 2000 À 2026 🇲🇬➡️ TOUTES MATIERES ET TOUTES SERIES : BEPC ET BACC.❤ Con...
29/07/2026

🔥🔥MIS A JOUR DU SUJET BEPC ET BACC DISPONIBLE: 🇲🇬 2000 À 2026 🇲🇬

➡️ TOUTES MATIERES ET TOUTES SERIES : BEPC ET BACC.

❤ Contenus : Complet tsara.
❤ Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31 / 032 15 957 61.
❤ Envoyer par : mp ou mail ou whatsapp.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp. ©️

N.B : Afaka manao mis à jours ireo efa naka taloha.
Misy lesona isan-karazany koa novokarinay.

🔭🔭 COURS DE VACANCES A DOMICILE : MATHEMATIQUES ET PHYSIQUE CHIMIE 🔑🔑✅ Nanahirana ve ireo taranja siantifika teo aloha ?...
24/07/2026

🔭🔭 COURS DE VACANCES A DOMICILE : MATHEMATIQUES ET PHYSIQUE CHIMIE 🔑🔑

✅ Nanahirana ve ireo taranja siantifika teo aloha ?
✅ Te hanana base sy bagage mialoha ve ahafahana miatrika ny taom-pianarana ho avy ? Indrindra ireo nifindra 3eme sy Terminal.

⏩ COURS DE REMISE A NIVEAU no vahaolana. Miaraka @ prof efa za-draharaha, nivoaka t@ ENS, mpampianatra @ sekolim-panjakana sy tsy miankina aho.

⏳⏳ Fandriho dieny izao ny fotoana mety aminao. Efa kelikely sisa. Hazoto tsara ny mpianatra @ fidirana rehefa tsara base mialoha izy. ⌛⌛

Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
Whatsapp : 034 40 942 72

N.B : Concepteur de document educatif koa izahay raha mitady document (lesona, sujet, corrigé)

⚠️⚠️ Tsy atahorana ho very ny ankizy satria manatona anareo izahay mampianatra.

Efa tena akaiky ny examen, période de révision isika izao...Faly izahay manolotra remise 20% ho an'ireo sujet officiel s...
10/05/2026

Efa tena akaiky ny examen, période de révision isika izao...

Faly izahay manolotra remise 20% ho an'ireo sujet officiel sy corrigé izay nataonay en détail, ho fanampiana anareo.

Aza misalasala fa mandefasa mp avy hatrany. Ny fahombiazanao no tanjonay.

🏘️ Ici, On y trouve des documents le plus fiable et authentique conforme au programme malagasy.

🔥 Nous sommes des créateurs de documents du système éducatif malgache.

N.B : Afaka jifaina tsirairay ihany koa, tsy voatery ho pack

Contact :
034 40 943 72 / 033 08 186 31 / 032 15 957 61.
Whatsapp : 034 40 942 72.

Vokatra vaovao...✅ Fichier : Corrigé BACC HISTOGEO 2000 à 2025.☑️Classe : Terminale A et C&D.☑️ Contenus : Corrigé (plan...
19/04/2026

Vokatra vaovao...
✅ Fichier : Corrigé BACC HISTOGEO 2000 à 2025.
☑️Classe : Terminale A et C&D.
☑️ Contenus : Corrigé (plan détaillé + redaction francais) complet.
☑️ Nombre de pages : 117 pages A, 122 pages C&D.

📥 Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
📬 Envoye par : mp ou mail ou whatsapp.

⚠️ NY MAMPIAVAKA ANAY ?
Mpampianatra misehatra @ fampianarana toa anareo izahay, fa sady mamorona document entina manampy ireo mpiara-miasa toa anareo.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp.

N.B : Misy lesona, sujet corrigé hafa maro samihafa koa efa vitanay.

✅ Fichier : Corrigé BEPC HISTOGEO EC 2006 à 2025.☑️Classe : Troisième.☑️ Contenus : Corrigé (plan détaillé + redaction) ...
20/02/2026

✅ Fichier : Corrigé BEPC HISTOGEO EC 2006 à 2025.
☑️Classe : Troisième.
☑️ Contenus : Corrigé (plan détaillé + redaction) complet.
☑️ Nombre de pages : 70 pages.

📥 Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
📬 Envoye par : mp ou mail ou whatsapp.

⚠️ NY MAMPIAVAKA ANAY ?
Mpampianatra misehatra @ fampianarana toa anareo izahay, fa sady mamorona document entina manampy ireo mpiara-miasa toa anareo.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp.

N.B : Misy lesona, sujet corrigé hafa maro samihafa koa efa vitanay.

Pour le lycée...✅ Fichier : Leçon HISTOGEO.✅ Classe : Seconde (2nde) nouveau programme.✅ Contenus : complet.✅ Nombre de ...
12/02/2026

Pour le lycée...
✅ Fichier : Leçon HISTOGEO.
✅ Classe : Seconde (2nde) nouveau programme.
✅ Contenus : complet.
✅ Nombre de page : 57 pages.
✅ Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
✅ Envoye par : mp ou mail ou whatsapp.

⚠️ NY MAMPIAVAKA ANAY ?
Nous sommes des enseignants et créateurs de documents du système éducatif malgache.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp.

N.B : Misy lesona, sujet corrigé hafa maro samihafa koa efa vitanay, ao ihany koa ny pack étudiaant et enseignant.

Vokatra fevrier...✅ Fichier : Leçon HISTOGEO - EDUCATION CIVIQUE.✅ Classe : Quatrième (4ème).✅ Contenus : complet.✅ Nomb...
09/02/2026

Vokatra fevrier...
✅ Fichier : Leçon HISTOGEO - EDUCATION CIVIQUE.
✅ Classe : Quatrième (4ème).
✅ Contenus : complet.
✅ Nombre de page : 57 pages.
✅ Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
✅ Envoye par : mp ou mail ou whatsapp.

⚠️ NY MAMPIAVAKA ANAY ?
Nous sommes des enseignants et créateurs de documents du système éducatif malgache.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp.

N.B : Misy lesona, sujet corrigé hafa maro samihafa koa efa vitanay, ao ihany koa ny pack étudiaant et enseignant.

⁉️ Fantatrao ve fa ny examen 2000 à 2025 dia misy 26 sessions be izao ? ✅ Kanefa dia 230ar monja dia mahazo session iray...
02/02/2026

⁉️ Fantatrao ve fa ny examen 2000 à 2025 dia misy 26 sessions be izao ?

✅ Kanefa dia 230ar monja dia mahazo session iray ato aminay, izay natao mis en page manaraka norme. 😳

✅ Ary 460ar monja ihany koa dia mahazo corrigé NATAONAY en détail, mazava tsara. 😳

⁉️ Fantatrao ve fa ireo lesona avoakanay dia nandalo fikarohana, saisie, adaptation @ programme antsika malagasy vao mivoaka amidy eto ?

✅ Kanefa dia 5.000ar monja ny matiere iray izay ahitana +50pejy @ akapobeny. (Izany hoe -100ar par page 🥺)

🚫🚫 Tadidio fa prix fandraisan'anjara ireny ho fanampiana antsika ato @ sehatry ny fanabeazana, fa tsy mahaefa ny vidiny ny fotoana sy vola lany namoaka ireny. 🚫🚫

☑️ Olona vonona hanohana sy mahatsapa ny lanjan'ny fanabeazana no cible-nay tompoko, fa tsy olona mampitaha ny document anay @'ireo pitelecharge document @ internet amidy. Raha mahita concepteur toa anay ianareo ka mora noho ny anay, tsara tsodrano fa any mividy 😊

P.S : Hafa ihany ny qualité nataona mpampianatra, hafa ihany ny creation malagasy, tsy hitovy @ internet mihitsy.

Eto ihany no mivarotra document nataonay, ny ankoatra izay dia mpisoloky,
Mandefasa mp aminay ary raha mitady lay document tena tsara indrindra ianao 😊

Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31

Vokatra vaovao...✅ Fichier : Leçon HISTOGEO - EDUCATION CIVIQUE.✅ Classe : Cinquième (5ème).✅ Contenus : complet.✅ Nombr...
31/01/2026

Vokatra vaovao...
✅ Fichier : Leçon HISTOGEO - EDUCATION CIVIQUE.
✅ Classe : Cinquième (5ème).
✅ Contenus : complet.
✅ Nombre de page : 53 pages.
✅ Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
✅ Envoye par : mp ou mail ou whatsapp.

⚠️ NY MAMPIAVAKA ANAY ?
Nous sommes des enseignants et créateurs de documents du système éducatif malgache.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp.

N.B : Misy lesona, sujet corrigé hafa maro samihafa koa efa vitanay, ao ihany koa ny pack étudiaant et enseignant.

Ry Ray aman-Dreny, mpanabe, mpianatra...📚 Tsy ampy ve ny lesona any ampianarana na te hanana lesona feno ianao ?📙 Te hah...
28/01/2026

Ry Ray aman-Dreny, mpanabe, mpianatra...

📚 Tsy ampy ve ny lesona any ampianarana na te hanana lesona feno ianao ?

📙 Te hahita sujet bepc na bacc 2000-2025 ve ianareo classe d'examen miaraka @ valiny antsipirihany hahaizanao azy ?

💡💡ATO AMINAY NY VAHAOLANA 💡💡

🗂️🔑Lesona complet, sujet bepc et bacc complet 2000-2025, CORRIGÉ en détail nataonay (tonga de azonao io rehefa vakiana e 😁)

⚠️ Vokatra avy aminay ihany no hita ato ⚠️

Raha mahaliana anao dia mandefasa mp aminay avy hatrany fa tsy commentaire fotsiny ihany.

📳 Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31 / 032 15 957 61.
📧 Whatsapp : 034 40 942 72

P.S : Omena capture kely eto ianareo hahitanareo ny qualité.
Payant ny document, asa mafy ny fikarohana sy namoahana azy ireny, koa misaotra anareo efa nanjifa sy nanohana anay.

Address

Antananarivo
101

Telephone

0344094272

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara.:

Shortcuts

Share

Category