Tanora Sahy Manova offisialy

Tanora Sahy Manova offisialy Politique

AMBOHIDRAPETO-ITAOSY Miaraka amin'i Alain Ratsimbazafy Atsimondrano OfisialyLaharana faha-7
21/05/2024

AMBOHIDRAPETO-ITAOSY

Miaraka amin'i Alain Ratsimbazafy Atsimondrano Ofisialy
Laharana faha-7

Kaominina ALAKAMISY FENOARIVO Fokotany:Tsarahonenana, Anjanamaro, Manakasina, Antanimena Ambohijatovo.Nidina ifotony ny ...
12/05/2024

Kaominina ALAKAMISY FENOARIVO
Fokotany:Tsarahonenana, Anjanamaro, Manakasina, Antanimena Ambohijatovo.
Nidina ifotony ny ekipa nanao fanentanana,
Resy Lahatra ny olona fa hisafidy ny candidat laharana faha 7 (N°7)Alain Ratsimbazafy
Misaotra ny ekipa @

Fidio Alain Ratsimbazafy.izy no mendrika hisolo Vava antsika ety @ distrika Antananarivo Atsimondrano
08/05/2024

Fidio Alain Ratsimbazafy.izy no mendrika hisolo Vava antsika ety @ distrika Antananarivo Atsimondrano

FANASANA CARAVANE.Manasa antsika mpanohana rehetra izay manana fiara na moto hiara hifanotrona amin'ny tenako sy ireo mp...
07/05/2024

FANASANA CARAVANE.

Manasa antsika mpanohana rehetra izay manana fiara na moto hiara hifanotrona amin'ny tenako sy ireo mpiray lisitra amiko amin'ny FANOKAFANA NY PROPAGANDE rahampitso 08 Mey manomboka amin'ny 8 ora sy 30 minitra fiaingana QG BYPASS, marihina fa toerana maro no ho tetezintsika miaraka.

Tongava maro.

KAOMININA ALAKAMISY-FENOARIVO.Tamin’ity anio ity dia teny amin’ny  Kaominina Alakamisy-Fenoarivo indray ny tenako sy ire...
25/04/2024

KAOMININA ALAKAMISY-FENOARIVO.

Tamin’ity anio ity dia teny amin’ny Kaominina Alakamisy-Fenoarivo indray ny tenako sy ireo ekipa miaraka amiko no nanantateraka fidinana ifotony,sady nifampiresaka nivantana tamin’ireo vahoaka ary koa nampahafantatra ny laharana misy ahy sy ireo mpiray lisitra amiko dia ny laharana faha-7 izany.

"Ny hery tsy mahaleo ny fanahy"

COMMUNE BONGATSARA.Fidinana ifotony sady fifampiresahana tamin'ireo mponin'i Bongatsara.Ity ihany koa no andro nampahafa...
25/04/2024

COMMUNE BONGATSARA.
Fidinana ifotony sady fifampiresahana tamin'ireo mponin'i Bongatsara.Ity ihany koa no andro nampahafantarana ny Kandida laharana faha-7 amin'ny fifidianana Solombavambahoaka ho avy.
Ankasitrahana feno ireo tonga nanatrika izany ary inoako fa santatra ambava rano ihany izy ity ary ny manetsa be mbola ho avy.
"Ny hery tsy mahaleo ny fanahy"

Manasa antsika tsy an-kanavaka ho tonga hanatrika ny fanolorana amin'ny fomba ofisialy ny Kandidà Solombavambahoaka eto ...
09/04/2024

Manasa antsika tsy an-kanavaka ho tonga hanatrika ny fanolorana amin'ny fomba ofisialy ny Kandidà Solombavambahoaka eto amin'ny Distrikan'Antananarivo Atsimondrano ny asabotsy faha-13 Aprily ho avy izao.

Marihina fa io ihany koa no fotoana hananganana ny Komity mpanohana, koa manainga an-tsika rehetra izay vonona sy manana hetaheta hiaramiasa ary hifanohana na olon-tsotra na fikambanana na antoko politika na vovona maro samihafa ho tonga amin'io daty io manomboka amin'ny 9 ora maraina.

Misaotra tompoko.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Sahy Manova offisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share