Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC

Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC Pour le rayonnement de l'Art et de la Culture à Madagascar

15/09/2026
COURS DE DANSE ⭐️HIP HOP ⭐️AFROSpéciale Mercredi & Samedi 🤩Tongava manao inscription ety @ birao Anosy na en ligne ihany...
12/09/2026

COURS DE DANSE
⭐️HIP HOP
⭐️AFRO

Spéciale Mercredi & Samedi 🤩

Tongava manao inscription ety @ birao Anosy na en ligne ihany koa .

Info : 0349578364


11/09/2026

Ry toera-manirery - Naly RAKOTOFIRINGA ⭐️🎶🎹🪈

Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC

🔥TONGASOA IANAREO MPIANATRA 🇲🇬Manomboka amin’ny fomba ofisialy amin’ity herinandro ity ny taom-pianarana 2026-2027 eto a...
09/09/2026

🔥TONGASOA IANAREO MPIANATRA 🇲🇬

Manomboka amin’ny fomba ofisialy amin’ity herinandro ity ny taom-pianarana 2026-2027 eto amin’ny ANAC.

Ho an’ireo mbola maniry hisoratra anarana, tongava fa vonona handray anareo izahay🤗

🔥 TAMBA-BE🔥Fampiofanana sy fizarana manodidina ny famoronana Sora-dihy etoMAHAJANGA !🕺Ny Akademia Nasionalin'ny Zavakant...
08/09/2026

🔥 TAMBA-BE🔥

Fampiofanana sy fizarana manodidina ny famoronana Sora-dihy eto
MAHAJANGA !🕺

Ny Akademia Nasionalin'ny Zavakanto sy ny Kolontsaina (ANAC) dia mikarakara fiofanana miavaka momba ny Famoronana Sora-dihy‼️

Iarahana amin’ny Falihery Ratovonirina 😱: mpampianatra sy mpamorona sora-dihy eto amin’ny ANAC.

📍 Toerana : Maison de la Culture MAHAJANGA
🗓️ Ny 15, 16, 17, 18 ary 19 Septambra 2026 (maraina)
⏰ Manomboka amin'ny 8 ora
🆓 Fisoratana anarana MAIMAIMPOANA eny an-toerana.

✨ Ho an'iza ?
👉 Ho an’ny Mpandihy vao manomboka na efa nilona tao anaty ny zavakanto.
👉 Vavy na lahy 👨👩‍🦰
👉 13 taona no mihoatra

⚠️🚨Toerana voafetra ‼️
⚠️🚨Mpandihy 15 ihany no horaisina !

📞 Fanazavana fanampiny : 034 30 508 02

Mpiara-miasa :

Direction Regionale de la Communication et de la Culture Boeny
Maison de la culture Mahajanga

🇲🇬´NDAO HASANDRATRA NY MAHA MALAGASY 🇲🇬⭐️’NDAO HIANATRA KABARY⭐️Miaraka amin’i Rado Harivelo &  Manjaka RakotonarivoTong...
04/09/2026

🇲🇬´NDAO HASANDRATRA NY MAHA MALAGASY 🇲🇬

⭐️’NDAO HIANATRA KABARY⭐️

Miaraka amin’i Rado Harivelo & Manjaka Rakotonarivo

Tongava misoratra anarana ety amin’ny birao ANAC ety Anosy📍

📆Andro fianarana : Zoma amin’ny 12ora - 2ora

Fidirana : 7 Septembre 2026

💰Saram-pianarana : 40.000ar/mois
💰Droit d’inscription : 20.000ar

🇲🇬‼️Andrianiko ny Teniko🇲🇬‼️

02/09/2026

‼️Mitohy ny fandraisana mpianatra ‼️

⭐️Percussion 🪘⭐️Batterie 🥁

Tongava misoratra anarana ary 🤩 ゚viralシ

⚠️MITOHY NY FISORATANA ANARANA ‼️Maro ianareo no mbola maniry te hisoratra anarana hianatra :DANSE ⭐️ DESSIN ⭐️KABARY ⭐️...
01/09/2026

⚠️MITOHY NY FISORATANA ANARANA ‼️

Maro ianareo no mbola maniry te hisoratra anarana hianatra :

DANSE ⭐️ DESSIN ⭐️KABARY ⭐️MUSIQUE

Manantona haingana ary ety amin’ny Birao ANAC ety Anosy na antsoy ny 034 66 201 74.

Afaka mandefa MP ihany koa raha mila fanazavana fanampiny

28/08/2026

゚viralシ

FAMPIANARANA 🇲🇬 DIHY MALAGASY 🇲🇬Te hianatra sy hampivelatra ny fahaizanao « Dihy Malagasy »ve ianao? 🇲🇬✨📍Tongava ety ami...
26/08/2026

FAMPIANARANA 🇲🇬 DIHY MALAGASY 🇲🇬

Te hianatra sy hampivelatra ny fahaizanao « Dihy Malagasy »ve ianao? 🇲🇬✨

📍Tongava ety amin’ny ANAC ety ANOSY📍

📆Isaky ny ALAROBIA Hariva sy SABOTSY Maraina

🎓Droit : 20.000ar 🎖️ Écolage : 36.000ar/mois (Sady mbola mahazo bonus danse iray gratuit🤩)

👉 ‘Ndao hiaraka handihy‼️

📞Fanazavana fanampiny : 034 95 783 64

Address

Bibliothèque Nationale Anosy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Akademiam-pirenena momba ny Zavakanto sy ny Kolontsaina - ANAC:

Shortcuts

Share

Category