ANAC Antenne Régionale Analamanga

ANAC Antenne Régionale Analamanga Pour le rayonnement de l'Art et de la Culture à Madagascar

13/06/2026

Aza adino ny fotoana ⭐️🤩
« CONCERTS DES LAURÉATS 2026 »

Izay karakarain’ny ANAC Antenne Régionale Analamanga

Ny 21 Jona 2026 amin’ny 2ora tolakandro

Alaivo ety amin’ny birao ANAC Anosy ary ny karatra fanasana !!!!

🎻🎻

Efa azo raisina ety amin’ny birao ANAC Anosy ny karatra  fanasana amin’ny « CONCERT DES LAURÉAT 2026 » .Aza adino ny fot...
11/06/2026

Efa azo raisina ety amin’ny birao ANAC Anosy ny karatra fanasana amin’ny « CONCERT DES LAURÉAT 2026 » .

Aza adino ny fotoana : 21 Juin 2026 @ 2 ora tolakandro ao amin’ny Amphi B Complexe Ampefiloha

Vonjivonjeo ary sao tara.

🎼✨ CONCERT DES LAURÉATS 2026 ✨🎼🎭🎶 Ny "Académie Nationale des Arts et de la Culture" (ANAC) dia faly manolotra antsika ny...
05/06/2026

🎼✨ CONCERT DES LAURÉATS 2026 ✨🎼

🎭🎶 Ny "Académie Nationale des Arts et de la Culture" (ANAC) dia faly manolotra antsika ny "Concert des Lauréats 2026", seho miavaka hatolotry ny mpianatra mendrika indrindra nandritra ny taom-pianarana ary hanolorana mari-pankasitrahana azy ireo.

🌟 Fotoana iray hankafizana ny talenta sy ny ezaka nataon’ireo mpianatra nandritra ny taona. 🎹🎻🎤💃

📅 Daty : Alahady 21 Jona 2026
🕑 Ora : 2 ora tolakandro
📍 Toerana : Amphi B – Complexe Ampefiloha
🎟️ Fidirana : Maimaim-poana

📩 Ny fanasana dia azo raisina mialoha ao amin’ny biraon’ny ANAC (Bibliothèque Nationale Anosy Bâtiment Ex-Cnemd).

🤝✨ Tongava maro hanotrona azy ireo ary hiara hianoka tolakandro feno zavakanto sy mozika🎶🎭🎹

🎉 Aza hadinoina ny fotoana! 🎉

🎼 🎭 🎨 🌟 🇲🇬 🏆

04/06/2026

Ny « examen pratique » indray no atrehin’ny mpianatra eto amin’ny ANAC mandritra ity herinandro ity.

01/06/2026
Fihaonana  teo amin’ny fitaleavana sy ny mpandraharaha ary ny mpampianatra eto anivon’ny Académie Nationale des Arts et ...
28/05/2026

Fihaonana teo amin’ny fitaleavana sy ny mpandraharaha ary ny mpampianatra eto anivon’ny Académie Nationale des Arts et de la Culture - ANAC.

Tontosa androany 28 May 2026 tao amin’ny Lapan’Andafiavaratra ny fihaonana teo amin’ny mpitantana vaovao eto anivon’ny ANAC sy ireo mpampianatra ary ny mpandraharaha rehetra.

Fampandrosoana ny fampianarana sy ny fampitana ny zava-kanto ary ny kolontsaina no laha-dinika tamin’izany.

Tafiditra tanteraka ao anaty ny Fanadinana famaranana ny taom-pianarana ny eto anivon’ny ANAC Antenne Régionale Analaman...
26/05/2026

Tafiditra tanteraka ao anaty ny Fanadinana famaranana ny taom-pianarana ny eto anivon’ny ANAC Antenne Régionale Analamanga.
Amin’ity herinandro ity dia ny « EXAMEN THÉORIQUE » no atrehin’ireo mpianatra .

22/05/2026

Extrait - I Believe In You (Duo Violon) 🎻🎻

ANAC Antenne Régionale Analamanga

21/05/2026

Mpianatra ao @ taranja guitare indray no zaraina amintsika androany 🎸
Miaraka @ Mpampianatra 😊

Araho hatrany ny pejy

20/05/2026

DUO PIANO&VIOLON⭐️FIAINAKO - VOAHANGY
Mpianatra eto @ ANAC Antenne Régionale Analamanga

Address

Bibliothèque Nationale Anosy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANAC Antenne Régionale Analamanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ANAC Antenne Régionale Analamanga:

Share

Category