Com TIM Anjeva Gare

Com TIM Anjeva Gare Misaotra anao mankatoa izany

Miarahaba anao tonga eto amin'ny pejin'ny TIM Anjeva Gare
Natao hifandraisan'ny samy mpikambana sy ho fifampitam-baovao ao anatin'ny fahamendrehana sy fanajana ny lalàna velona eto.

Lasa izao !
19/04/2024

Lasa izao !

Sabotsy 26 Novambra 2022 @ 10ora maraina !
22/11/2022

Sabotsy 26 Novambra 2022 @ 10ora maraina !

17/09/2022
16/09/2022
05/08/2022
17/06/2022

Ny antoko TIM eto amin'ny distrika NOSY-Be izay isoloan'ny birao DISTIM Nosy-Be tena , ny mpikambana TIM rehetra dia :
-Manameloka ny fanagadrana tsy ara-drariny an'i Ninie DONIA ,izay filohan'ny DISTIM Nosy Be, nohon'ny tsy fitovian-kevitra
Miantso ny tompon'andraikitra mba handinika sy hamaha izao olana izao haingana indrindra ao anatin izao fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena izao.

Mangataka ny famoahana azy sy ireo olona hafa izay voatazoana miaraka aminy tsy misy hatak'andro

Ampitapitao ity hafatra ity: Ho an'ny Birao ComTim, Vehivavy Tiako, Jeune Tim (eny @ Akona Alasora ny anjarantsika)
08/06/2022

Ampitapitao ity hafatra ity:
Ho an'ny Birao ComTim, Vehivavy Tiako, Jeune Tim (eny @ Akona Alasora ny anjarantsika)

Address

Antananarivo
103

Telephone

+261330191929

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Com TIM Anjeva Gare posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share