04/01/2023
RY NAMAKO TANORA JEREO MANOMBOKA ZAO NY HO AVINAO ARY MANANA TANJONA @ FIAINANA AZA VARIANA @ RENDRARENDRA ARY MILA MAHASA REHEFA MANAO ZAVATRA IRAY AZA KIVIKIVY RAHA TSY NAHOMBY@ ZAVATRA IRAY ,ARY AZA MIJERY NY ATAO NY HAFA FA NENAO RO ATAOVY ,RY TANORA NAMAKO MIVAVAKA HO ANAO AHO HO TAFITA ENAO IRINAO,ARY MIRARY ANAO MBA HITONDRA ZAVATRA TSARA HO ANAO ITY TAONA VAOVAO ITY.