Etu.Re.Bat

Etu.Re.Bat Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Etu.Re.Bat, Government Building, Razafindrabmaheryi@gmail. com, Antananarivo.

Trano gasy gasy🇲🇬.
01/06/2023

Trano gasy gasy🇲🇬.

Miarahaba atsika indray. Izahay dia miazara hatrany ny asa vitanay.Ary tsy mitsahatra ny manome ny tsara 👍ho anao.Koa az...
15/12/2022

Miarahaba atsika indray.
Izahay dia miazara hatrany ny asa vitanay.
Ary tsy mitsahatra ny manome ny tsara 👍ho anao.
Koa aza misalasala ary mifampiresaka fa vonona ny andray anao hatrany izahay

Faly miarahaba an tsika rehetra indray.Toy izao indray ny asa atolotray ho anao anio.Villa basse modern.2Ch â coucherCus...
14/12/2022

Faly miarahaba an tsika rehetra indray.
Toy izao indray ny asa atolotray ho anao anio.
Villa basse modern.
2Ch â coucher
Cusine, coin repas
Séjours
SDE
Toy izao ny asa vitanay koa aza misalasala ary mifampiresaka fa vonona ny handray anao foana izahay

Ooohhh re olona a.🤩Promotion Noël.Amin izao akatroky ny fety izao dia manao promotion izahay hoan'ny izay hampanao plan ...
11/12/2022

Ooohhh re olona a.🤩
Promotion Noël.
Amin izao akatroky ny fety izao dia manao promotion izahay hoan'ny izay hampanao plan sy devis rehetra.
Koa aza misalasala ary manantona ao amin'hafatra miafina👍

Hey hey hey...😀Tonga indray izahay hanome ny tsara👍nefa mora B🤑Izahy dia manao ny asa rehetra momba ny trano toy ny:🔹Pla...
06/12/2022

Hey hey hey...😀
Tonga indray izahay hanome ny tsara👍nefa mora B🤑
Izahy dia manao ny asa rehetra momba ny trano toy ny:
🔹Plan2D ( plan architecture) izay azahoana permis de construire
🔹Modélisation 3D ( int,ext)
🔹Devis QUANTITATIF,ESTIMATIFS
🔹Plan d'exécution
🔹RÉALISATION
Koa aza misalasala ary tompoko fa eto izahay vonona ny handray anao.

Mankasitraka tompoko

🇲🇬TRANO GASY 🇲🇬Hafa iany ny MALAGASY🇲🇬 rehefa manao zavatra.Teto dia tena nirona tamin'ny maha MALAGASY🇲🇬 indray izahay ...
02/12/2022

🇲🇬TRANO GASY 🇲🇬
Hafa iany ny MALAGASY🇲🇬 rehefa manao zavatra.
Teto dia tena nirona tamin'ny maha MALAGASY🇲🇬 indray izahay tamin'ity projet ity.
Faly ary tena faly tokoa ny tompony ka nomenay kadoa RENDUE VIDEO.

izahay dia vonona hatrany mba hanome ny tsara ho anao.Ary amin'izao volan'ny Noël 🎅 izao dia: MANAO PROMOTION IZAHAY.
Ka mahazo réduction hatramin'ny -10% ianao izahay hampanao plan sy devis ato aminay.

Miarahaba tompoko.Projet R+1 indray no atoloyray ho anao anio.R+1 ( S bâti: 88m²)4ch + SDE, living ,cuisine ,coin repasT...
01/12/2022

Miarahaba tompoko.
Projet R+1 indray no atoloyray ho anao anio.
R+1 ( S bâti: 88m²)
4ch + SDE, living ,cuisine ,coin repas
Tamin'ny sarany mora dia mora no nanaovanay ny (plan2D,3D,Devis)
Koa aza misalasala ary tompoko mifampiresaka amin hafatra miafina na miantso ny TEL 0346602524. fa ny tombo_tsoa anao no antoky ny fahombiazanay.

Ny asa vita nay
21/11/2022

Ny asa vita nay

Manasa an tsika hitsidika ny pejy
21/11/2022

Manasa an tsika hitsidika ny pejy

Villa basse indray no oentinay ho anao anio.Surface batî 80m²2ch + 1ch avec SDESejour+coin repas+cuisineGarage de 17m²Ho...
18/11/2022

Villa basse indray no oentinay ho anao anio.
Surface batî 80m²
2ch + 1ch avec SDE
Sejour+coin repas+cuisine
Garage de 17m²

Ho anao izay manana vinavina ny hanangana trano,na ihany koa liana amin'ny asa ataonay ka tia hiara iasa aminay.
Vonona hatrany izahay andray anao.

N.B: Ny asa atao rehetra dia manarak ny norme sy ny art
KOA AZA MISALASALA ARY MIFAMPIRESAKA TOMPOKO.
MANKASITRA INDRINDRA TOMPOKO

Miarahaba tompoko.izahay ato amin ny ETU RE BAT dia faly manolotra ho anao indray ity sangan_asa vitanay ity.Ko aza misa...
12/11/2022

Miarahaba tompoko.izahay ato amin ny ETU RE BAT dia faly manolotra ho anao indray ity sangan_asa vitanay ity.
Ko aza misalasala ary tompoko mitsidika ny pejy fa vonona izahay andray anao.mankasitraka tompoko

Address

Razafindrabmaheryi@gmail. Com
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 20:00
Tuesday 07:00 - 20:00
Wednesday 07:00 - 20:00
Thursday 07:00 - 20:00
Friday 07:00 - 20:00
Saturday 07:00 - 20:00

Telephone

+261346602524

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Etu.Re.Bat posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Etu.Re.Bat:

Share