Ministรจre de la Pรชche et de l'Economie Bleue

Ministรจre de la Pรชche et de l'Economie Bleue ๐ŸŒŠ๐ŸŸLe secteur de la Pรชche et de l'รฉconomie bleue pilier de l'รฉmergence รฉconomique de Madagascar.๐Ÿ›ถ๐Ÿšฃ๐ŸŸ๐Ÿ›ฅ๏ธ
(1)

29/05/2026

๐ŸŸฅ๐ŸŸฅ FANDAHARANA MANOKANA ๐ŸŸฅ๐ŸŸฅ

Fandaharana manokana iarahana amin'ny Kรดlรดnely ๐—ฅ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ก๐—œ๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—” ๐— ๐—ถ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐—ฒ๐—น, filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara ny Alahady 31 Mey 2026 izao manomboka amin'ny 8 ora Alina.

Harahinao eto amin'ny TVM ๐Ÿ“บ sy RNM ๐Ÿ“ป ary ireo haino aman-jery tsy miankina hafa.

๐ŸŸฆ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—”: ๐— ๐—œ๐—ฅ๐—ข๐—ฆ๐—ข ๐—›๐—”๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—”๐——๐—ฌ  ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—๐—ข๐—ก๐—ข ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—ฅ๐—”-๐——๐—”๐—Ÿ๐—”ฬ€๐—ก๐—”๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข | 28 ๐˜”๐˜ฆ๐˜บ 2026 |๐ŸŒŠ Anisanโ€™ny faritra man...
28/05/2026

๐ŸŸฆ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—”: ๐— ๐—œ๐—ฅ๐—ข๐—ฆ๐—ข ๐—›๐—”๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—”๐——๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—๐—ข๐—ก๐—ข ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—ฅ๐—”-๐——๐—”๐—Ÿ๐—”ฬ€๐—ก๐—”

๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข | 28 ๐˜”๐˜ฆ๐˜บ 2026 |

๐ŸŒŠ Anisanโ€™ny faritra manana fari-dranomasina midadasika ny Faritra DIANA satria dia mirefy hatrany aminโ€™ny 550 Km eo eo ny halavanโ€™ny morontsiraka . Tombony lehibe ho anโ€™ny sehatry ny jono izany satria dia ahitana harena an-dranomasina maro samihafa ny ao anatiny . Tandindomin-doza nefa izany ankehitriny nohonโ€™ny firongatry ny jono izay atao aminโ€™ny andro alina na โ€œGavanaโ€ sy ny fampiasana fitaovana voararanโ€™ny lalร na toy ny โ€œBamoloko sy Kaokobeโ€ izay mahatonga ny fanjonoana miompampana ka mitarika any aminโ€™ ny faharitrahanโ€™ireo harena voajanahary an-dranomasina aingana , tsy vitanโ€™izay ihany anefa fa hita sy voatsikaritra fa anisan'ny mahatonga ireo disadisa eo aminโ€™ireo samy mpanjono sy ireo mpiantsehatra eny an-dranomasina izany tranga izany.

โ–ถ๏ธ Raha tsiahivina dia efa manana ny lalร na mahakasika ny fanjonoana toy ny didim-pitondrana laharana faha 0156/2011 sy ny Fehezan-dalร na mifehy ny jono taona 2015 isika eto Madagasikara saingy mbola maro ireo lesoka ny aminโ€™ny tsy fampiharana azy, eo ihany koa ny tsy fahampian'ny fanaraha-maso, ary ny tsy fahafantaran'ny mpisehatra sasany ny lalร na.

โ–ถ๏ธ Mba hamahana izany olana rehetra izany dia misy ny atrikasa tanterahina mandritra ny roa andro ao amin'ny hotel ยซ La Piscine ยป Ambanja ny faha 28 โ€“ 29 Mey 2026 izao .Tonga mifanakalo hevitra sy mandray anjara eto daholo na ny tomponโ€™andraikim-panjakana isan-tsokajiny izay ahitana ny Ministeran'ny Jono sy ny Toekarena Manga, ny mpitsara, ny mpitandro filaminana ary eo ihany koa ireo solontenanโ€™ny mpanjono rehetra avy aminโ€™ny faritra. Mandray anjara ihany koa ny fikambanana mpiaro ny tontolo iainana an-dranomasina sy ireo mpiara miombonโ€™antoka aminโ€™ny sehatry ny jono.

โœ… Raha ny vokatra andrasana aminโ€™ity atrikasa ity, dia ny hivoahanโ€™ny vaha olana azo ampiharina sy azo tsapain-tanana toy ny tondro-zotra izay hahitana asa sy fe-potoana ary andraikitra voafaritra mazava tsara ho anโ€™ny tsirairay ary ho mpanjono manaja ny lalana mifehy ny jono mba tsy hijanona ho resaka ambony latabatra fotsiny ihany izao fihaonana izao fa hisy fiantraikany mivantana tsara ho an'ireo vahoaka miaina sy mivelona amin'ny asa fanjonoana.



28/05/2026
๐ŸŸฆ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ฅ๐—ข๐—•๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—•๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ข๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—ฅ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข : ๐—›๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—”๐—™๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”-๐— ๐—œ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—˜๐—• ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—š๐—œ๐—ญ. ๐Ÿค Nisy ny fihaonana teo amin'Atoa ...
27/05/2026

๐ŸŸฆ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ฅ๐—ข๐—•๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—•๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ข๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—ฅ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข : ๐—›๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—”๐—™๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”-๐— ๐—œ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—˜๐—• ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—š๐—œ๐—ญ.

๐Ÿค Nisy ny fihaonana teo amin'Atoa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga, Pr MAHARAVO Jean sy Atoa Olivier JOFFRE izay lehiben'ny Tetikasa eto Madagasikara. Fihaonana izay notanterahina teny amin'ny biraon'ny Ministera teny Ampandrianomby-Antananarivo ny faha 26 Mey 2026 lasa teo.

โœ… Nifantohan'ny diniky ny roa tonta ny fanamafisana ny fiaraha-miasa izay efa nisy hatramin'izay indrindra fa ny eo amin'ny
fampiroboroboana ny fiompiana trondro an-dranomamy. Tsiahivina fa efa maro ireo nanohanan'ny an'i Madagasikara raha ny teo amin'izay sehatry ny fiompiana trondro izay ary isan'izany ny famoahana ireo boky torolalana maro izay nanampy betsaka tamin'ny tahan'ny famokarana trondro teto Madagasikara.

26/05/2026
๐Ÿ“ ๐™๐™–๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐˜ฟ๐™„๐˜ผ๐™‰๐˜ผ : ๐™ˆ๐™ž๐™ง๐™ค๐™จ๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค๐™จ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™š๐™ ๐™–๐™ง๐™š๐™ฃ๐™– ๐™ˆ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ ๐™–๐™Ÿ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค ๐˜ผ๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ข๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐ŸŸ๐ŸŒŠ๐ŸŒฑโ–ถ๏ธNisongadina ...
25/05/2026

๐Ÿ“ ๐™๐™–๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐˜ฟ๐™„๐˜ผ๐™‰๐˜ผ : ๐™ˆ๐™ž๐™ง๐™ค๐™จ๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค๐™จ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™š๐™ ๐™–๐™ง๐™š๐™ฃ๐™– ๐™ˆ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ ๐™–๐™Ÿ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค ๐˜ผ๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ข๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐ŸŸ๐ŸŒŠ๐ŸŒฑ

โ–ถ๏ธNisongadina tao aminโ€™ny Faritra DIANA ny hetsika maro notarihinโ€™ny Minisiteranโ€™ny Jono sy ny Toekarena Manga tamin'ny alalan'ny Fitsidihana niarahana tamin'A/toa Minisitra nandritra ny 3 Andro izay niompana taminโ€™ny fikobabiana ny tontolo andranomasina, ny fampandrosoana ny toekarena manga, ary ny fanohanana ireo mpanjono.

๐Ÿ”น Tontosa tao Diego I ny atrikasa momba ny Tetikasa Prosperer Blue vatsianโ€™ny KFW/GIZ, izay hampifandray ny fiarovana ny harena an-dranomasina sy ny fampandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy ho anโ€™ny mponina. Nohamafisinโ€™ny Minisitra MAHARAVO Jean fa manankarena biodiversitรฉ ny Faritra DIANA ka mila tantanana araka ny siansa sy ny innovation mba hitondra fampandrosoana maharitra.๐ŸŸ๐ŸŒฑ

๐Ÿ”น Tao Sahankazo Ambany kosa dia nosokafana ny rรฉserve drakatra taorianโ€™ny fermeture temporaire naharitra roa volana, hetsika iarahanโ€™ny mpanjono sy ny Conservation International/CM7B manatanteraka ho fiarovana ny harena an-dranomasina sy fampitomboana ny vokatra an-dranomasina.๐Ÿฆ€๐Ÿฆ€

๐Ÿ”น Tao amin'ny Cr Ambolozobe dia nisy fanolorana fitaovam-panjonoana sy fitaovana fanarahamaso ho anโ€™ireo vohitra 13 hiasan'ny conservation internationale CM7B, nahitana bateaux motorisรฉs, gilets de sauvetage, GPS ary tablette. Namporisika ny mpanjono ny Minisitra hikojakoja ireo fitaovana sy hanamafy ny fikobabiana ny tontolo iainana andranomasina.

๐Ÿ”น Any Antsisikala, Andranovondronina, dia nampahafantarina taminโ€™ny fomba ofisialy ny fametrahana ny Faritra Kobabiana Andranomasina Baie de Diego-Suarez sy Mer dโ€™Emeraude, tantananโ€™ny ONG MADA miaraka aminโ€™ny famatsiam-bolanโ€™ny Tetikasa AROFANO. Notsindriana nandritra izany ny maha-zava-dehibe ny fikarohana ara-tsiantifika, ny fanajana ny kolontsaina ary ny fitantanana maharitra ny harena voajanahary. ๐ŸŒŠ๐Ÿฆ€๐ŸŸ

โžก๏ธ Tanjonโ€™ireo hetsika rehetra ireo ny hanamafisana ny fampandrosoana maharitra, ny fiarovana ny biodiversitรฉ, ary ny fanatsarana ny fari-piainanโ€™ny mpanjono sy ny mponina eny amorontsiraka ao aminโ€™ny Faritra DIANA.

.

๐ŸŸฆ ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—˜๐—ญ๐—”๐—ž๐—” ๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ง๐—”๐—Ÿ๐—˜๐—”๐—ฉ๐—”๐— -๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ง๐—”๐—ข ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—›๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐Ÿ—“๏ธ13 - 22 Mey 2026
24/05/2026

๐ŸŸฆ ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—˜๐—ญ๐—”๐—ž๐—” ๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ง๐—”๐—Ÿ๐—˜๐—”๐—ฉ๐—”๐— -๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ง๐—”๐—ข ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—›๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข

๐Ÿ—“๏ธ13 - 22 Mey 2026

23/05/2026

๐ŸŸฆ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’†๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’๐’‚๐’๐’in๐’š ๐’๐’š ๐’—๐’‚๐’•๐’๐’‰๐’‚๐’“๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‹๐’๐’๐’ ๐’†๐’•๐’ ๐‘ด๐’‚๐’…๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚๐’“๐’‚ : ๐’‡๐’‚๐’›๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ๐’…๐’๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’‡๐’Š๐’—๐’†๐’๐’๐’Ž๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’“๐’‚.

โ–ถLasa tena toeram-ponenana hoanโ€™ny trondro sy ny ora ny vatohara artifisialy.
Telo volana taorianโ€™ny nampidirana azy anaty ranomasina, azo tsapain-tanana ny vokatra hita (ohatra iray any Atsimo-Andrefanโ€™i Madagasikara).

๐Ÿ‘‰Tetikasa sy teknika iray mendrika haparitaka manerana ireo faritra amorontsiraka rehetra eto Madagasikara noho izy mampiakatra ny vokatra azo trandrahana.



๐Ÿ”น๐Ÿ”น๐Ÿ”น๐Ÿ”น๐Ÿ”น๐Ÿ”น๐Ÿ”น๐Ÿ”ท๐Ÿ”ท

๐ŸŸฆ๐‘น๐™š๐’”๐™ฉ๐’‚๐™ช๐’“๐™–๐’•๐™ž๐’๐™ฃ ๐™๐’†ฬ๐™˜๐’Š๐™›๐’‚๐™ก๐’† ๐’‘๐™ค๐’–๐™ง ๐™ก๐’†๐™จ ๐™˜๐’๐™ข๐’Ž๐™ช๐’๐™–๐’–๐™ฉ๐’†ฬ๐™จ ๐™™๐’† ๐’‘๐™šฬ‚๐’„๐™๐’†๐™ช๐’“๐™จ ๐™–ฬ€ ๐™ˆ๐’‚๐™™๐’‚๐™œ๐’‚๐™จ๐’„๐™–๐’“ : ๐’“๐™šฬ๐’”๐™ž๐’๐™ž๐’†๐™ฃ๐’„๐™š ๐™š๐’• ๐’”๐™ช๐’ƒ๐™จ๐’Š๐™จ๐’•๐™–๐’๐™˜๐’†

โ–ถ Les rรฉcifs artificiels sont devenus de vรฉritables habitats de poissons et langoustes
Aprรจs trois mois d'immersion, voilร  les rรฉsultats (un exemple dans le Sud-Ouest de Madagascar).

๐Ÿ‘‰Une initiative et technique qu'il faudrait dรฉvelopper dans toutes les rรฉgions cรดtiรจres de Madagascar

Address

Ampandrianomby
Antananarivo
101

Telephone

+261340541547

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ministรจre de la Pรชche et de l'Economie Bleue posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ministรจre de la Pรชche et de l'Economie Bleue:

Share