Pejy Pasteur Patrick Adorson Light

Pejy Pasteur Patrick Adorson Light Pasteur fondateur World LIGHT Ministry Church

14/07/2026

INONA NO HAHATONGA AHY TSY DISO AMIN'NY FOTOANAN' ANDRIAMANITRA ? 2

AHOANA NO AHALALANAO FA MILA DÉLIVRANCE IANAO?     Teboka maromaro vitsivitsy no omeko:    Tsy hita maso fa miseho amin'...
14/07/2026

AHOANA NO AHALALANAO FA MILA DÉLIVRANCE IANAO?

Teboka maromaro vitsivitsy no omeko:
Tsy hita maso fa miseho amin'ny Nofy:
- Manofy kekeriny na enjehina biby: bibilava; alika; omby; voay;...
- Manofy haloka mikorontana (misavorovoro); tsy tena hita maso kanefa miteraka tahotra anaty nofy sy rehefa taitra.
- Manofy misy manenjika ary ny hiafarany eny amin'ny fasana
- Manofy mianjera na manitsaka, mihinana maloto (diky na rano maloto).
- Manofy voalavo; kadradraka; kankana mitsetsitra...
- Manofy vangian' olona (fianakaviana) efa maty matetika.
- Manofy very vola.
- Manofy miara-mipetraka amin'ny fianakaviana na olona efa maty any amin'ny trano naha-lehibe...

TSY HITA MASO KANEFA MANIMBA FAHASALAMANA:
- Marary ianao...Manaraka traitement ara-dalana; saingy tsy misy fivoarana ny fahasalamana.
- Aretina efa nahazo ny ray aman-dreny teo aloha, mahazo anao ihany koa. Na ihinanana fanafody aza tsy mety sitrana (lasa mihinana fanafody mandra-pahafaty).

TRANGA MIVERIMBERINA:
- Ohatra: Izay efa niainan' ireo razam-be mbola hiainanao ankehitriny:
👉 Aretina manaranaka
👉 Asa tsy Mahavelona
👉 Tsy mety mahavita zavatra hatramin'ny farany.
👉 Fahazaran-dratsy Tiana hialana kanefa tsy mety afaka.

MANOLO-TANANA ANAO IZAHAY ETO AMIN'NY IRAKA LIGHT:
Talata hatramin'ny Zoma, manomboka @ 9ora maraina ny fandraisana olona.

Tongava aza misalasala fa Jesosy vonona hanafaka anao araka ny teniny : "Raha ny Zanaka no ahafaka anareo dia ho afaka tokoa ianareo."

Antsoy ny laharana: +261 38 79 524 71; +261 34 58 006 23

12/07/2026

NY FANOLORANA ZAZA DIA MIANTSO ANTSO HO AN'NY ZANAKAO TAHAKA AN'I SAMOELA NATOLOTR' I HANA !!! Lasa MPAMINANY LEHIBE!
Pstr Patrick Adorson.

Fandaharana : "HIVAVAKA HO ANAO AHO"     "AHOANA NO HAHATONGA AHY TSY DISO AMIN'NY FOTOANAN' ANDRIAMANITRA 2?"   Zarao d...
12/07/2026

Fandaharana : "HIVAVAKA HO ANAO AHO"

"AHOANA NO HAHATONGA AHY TSY DISO AMIN'NY FOTOANAN' ANDRIAMANITRA 2?"

Zarao dia Asao ny namana rehetra !!!!

ALEO ZARAIKO ETO ITY TÉMOIGNAGE ITY HAMPAHARY ANAO!    Miteny ny ALITARA!!!
11/07/2026

ALEO ZARAIKO ETO ITY TÉMOIGNAGE ITY HAMPAHARY ANAO!

Miteny ny ALITARA!!!

NY ALITARAN'NY FANAFAHANA.    NY Baiboly dia maneho amintsika fa misy karazany ny alitara, iray Amin' izany ny alitaran'...
08/07/2026

NY ALITARAN'NY FANAFAHANA.

NY Baiboly dia maneho amintsika fa misy karazany ny alitara, iray Amin' izany ny alitaran'ny FANAFAHANA!
Indray andro, mba ahafaka ny Zanak' Isarely amin'ny fandringanana, dia nanangana alitara i Davida hampitsaharana izany.
"Ary Davida nanao alitara teo ho an'i Jehovah ka nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana. Ka neken' i Jehovah ny fifonana natao ho an'ny tany, ka nitsahatra tsy namely ny Israely intsony ilay areti-mandringana." 2 Sam 24:21.

Alahady izao ; misy fanafahana ho anao eo amin'ny alitaranao!

07/07/2026

AHOANA NO HAHATONGA AHY TSY DISO AMIN'NY FOTOANAN' ANDRIAMANITRA ?

07/07/2026

TSY HALA-JAZA NO MISY ETO FA HALATR'OLONA 💔Mampahery izay namoy havana!

"AHOANA NO HAHATONGA AHY TSY DISO AMIN'NY FOTOANAN' ANDRIAMANITRA ?"   Io no thème tsika rahampitso amin'ny fandaharana ...
06/07/2026

"AHOANA NO HAHATONGA AHY TSY DISO AMIN'NY FOTOANAN' ANDRIAMANITRA ?"

Io no thème tsika rahampitso amin'ny fandaharana "HIVAVAKA HO ANAO AHO"

Raha Fantatrao ny olana hanakana anao ho diso amin'ny Fotoanan' Andriamanitra dia ho hainao ny Miala aminy ary ho tafiditra ara-potoana amin'ny fotoanany ianao!

Manasa anao hanao partage ary hanaraka ny fandaharantsika ihany koa!!!

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346497292

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejy Pasteur Patrick Adorson Light posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Pejy Pasteur Patrick Adorson Light:

Shortcuts

Share