Manohana RCR / TOLONA

Manohana RCR / TOLONA πŸ‡²πŸ‡¬Tambaben'ny OLOmpirenena Nampiraisin'ny Andraikitra na Rassemblement des Citoyens ResponsableπŸ‡²πŸ‡¬

πŸ‡²πŸ‡¬ FIOFANANA / FORMATION Fanovan-drafitra β€” GRAND SUDRehefa vita ny fiofanana sy ny fihaonana tany Ampanihy, Beloha Andr...
30/08/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ FIOFANANA / FORMATION Fanovan-drafitra β€” GRAND SUD

Rehefa vita ny fiofanana sy ny fihaonana tany Ampanihy, Beloha Androy, Tsihombe ary Ambovombe, dia miroso hatrany ny dia manerana ny Grand Sud. πŸ™πŸ€

πŸ“š Ireto indray ny fandaharam-potoana amin’ity herinandro manaraka ity:

πŸ›‘
πŸ“… Alarobia 02 Septambra 2026
πŸ•˜ 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : La Carosse Tanambe Bas - Amboasary Sud
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➑️ 033 54 595 31
➑️ 033 21 647 65

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 04 Septambra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h00 maraina
πŸ“ Toerana : Chez Rosii - Iaboloha
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 41 527 84
➑️ 034 43 009 64
➑️ 033 80 735 37

πŸ›‘
πŸ“… Alahady 06 Septambra 2026
πŸ•˜ 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : Enceinte Catholique - Salle TALILY SOA
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➑️ 034 93 303 30
➑️ 038 32 929 54

πŸ’― TSY MISY SARANY β€” Formation gratuite.

Koa ho anareo ao Amboasary Atsimo, Fort-Dauphin, Antanimora Atsimo sy ny manodidina, tongava maro. πŸ™Œ

πŸ‘‰ Tongava hihaino.
πŸ‘‰ Tongava hametra-panontaniana.
πŸ‘‰ Tongava hifanakalo hevitra.
πŸ‘‰ Tongava handray anjara amin’ny fanorenana ny hoavin’i Madagasikara. πŸ‡²πŸ‡¬πŸŒ±

πŸ”—πŸ›œ Plateforme RCR : www.rcr-tolona.com

πŸ“’πŸ‡²πŸ‡¬ Miarahaba tompoko,Taorian'ny fahombiazana sy ny fahalianana nasehon'ny vahoaka tany amin'ny faritra maro teto Madaga...
24/08/2026

πŸ“’πŸ‡²πŸ‡¬ Miarahaba tompoko,

Taorian'ny fahombiazana sy ny fahalianana nasehon'ny vahoaka tany amin'ny faritra maro teto Madagasikara, dia miroso amin'ny dingana vaovao indray ny RCR / TOLONA amin'ny alalan'ny TournΓ©e Grand Sud, hihaonana mivantana amin'ireo olom-pirenena any amin'ny faritra Atsimon'i Madagasikara.

πŸ‘‰ Ka manasa antsika rehetra tsy ankanavaka hanatrika ny fiofanana maimaim-poana karakarain'ny Rassemblement des Citoyens Responsables, hiarahana amin'ny Filoha Nasionaly Laza Razafiarison.

Iresahana manokana mandritra izany ny:

βœ… Rafi-piaraha-monina
βœ… Rafitra Toe-karena
βœ… Rafitra Politika
βœ… Ny andraikitry ny olom-pirenena eny ifotony amin'ny fanovana rafitra

πŸ“ TournΓ©e Grand Sud de Madagascar
πŸ“… Manomboka amin'ity volana Jolay 2026 ity

πŸ›‘
πŸ“… Sabotsy 25 Jolay 2026
πŸ•— Ora : 08h00 maraina
πŸ“ Toerana : Tranom-pokonolona Betafo
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 65 620 75
➑️ 034 01 228 55

πŸ›‘
πŸ“… Sabotsy 25 Jolay 2026
πŸ•‘ Ora : 02h00 tolakandro
πŸ“ Toerana : Tranom-pokonolona Ankazomiriotra
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 79 192 08
➑️ 033 31 014 91

πŸ›‘
πŸ“… Alahady 26 Jolay 2026
πŸ•˜ Ora : 09h30 maraina
πŸ“ Toerana : Trano fotsy avara-dalana, ambadikin'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 94 953 81
➑️ 038 42 351 25

πŸ›‘
πŸ“… Talata 28 Jolay 2026
πŸ•˜ Ora : 09h00 maraina
πŸ“ Toerana : BibliothΓ¨que CLAC Miandrivazo
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 14 508 01
➑️ 037 55 706 99
➑️ 033 76 047 96

πŸ›‘
πŸ“… Alakamisy 30 Jolay 2026
πŸ•˜ Ora : 09h00 maraina
πŸ“ Toerana : Palais de l'ambiance - Mahabo
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 41 234 88
➑️ 037 67 291 42

πŸ›‘ (Daty Roa)
πŸ“… Zoma 31 Jolay 2026
πŸ•˜ Ora : 03h00 hariva na 15h00 de l'aprΓ¨s-midi
πŸ“ Toerana : ISCAMEN Morondava

πŸ“… Sabotsy 01 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h00 maraina
πŸ“ Toerana : Salle d'oeuvre Catholique NDS

πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 36 237 16
➑️ 032 94 300 96

πŸ›‘
πŸ“… Alatsinainy 03 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h00 maraina
πŸ“ Toerana : Tranompokonolona Manja
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 02 061 92
➑️ 032 75 713 77
➑️ 034 31 276 68

πŸ›‘
πŸ“… Alakamisy 06 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h00 maraina
πŸ“ Toerana : Tranompokonolona Morombe
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 76 317 61
➑️ 034 27 070 06

πŸ›‘
πŸ“… Sabotsy 08 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h00 maraina
πŸ“ Toerana : BASIA Toliara
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 038 98 893 42
➑️ 034 43 430 75

πŸ›‘
πŸ“… Alahady 09 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 14h30
πŸ“ Toerana : Espace El'inn - Maninday
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 038 98 893 42

πŸ›‘
πŸ“… Alarobia 12 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 02h00 ariva
πŸ“ Toerana : Hefitranon'ny Mopera - Ankazoabo
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 94 195 64
➑️ 033 23 447 10

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 14 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h maraina
πŸ“ Toerana : Le Relais Sakaraha
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 80 700 75
➑️ 034 03 505 03

πŸ›‘
πŸ“… Alatsinainy 17 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h30 maraina
πŸ“ Toerana : Masera Bezaha
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 46 801 01
➑️ 034 73 120 16
➑️ 033 53 092 46

πŸ›‘
πŸ“… Alarobia 19 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 02h tolakandro
πŸ“ Toerana : CEG Manara-penitra Benenitra
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 21 275 69
➑️ 033 69 275 69

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 21 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : Tranompokonolona - Betioky Atsimo
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 29 739 05
➑️ 033 02 360 77

πŸ›‘
πŸ“… Alahady 23 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : LycΓ©e Hoavin'i Linta - Ejeda
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 48 900 51
➑️ 033 89 151 06

πŸ›‘
πŸ“… Talata 25 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : Trano malalaka ANGORA
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 76 782 62
➑️ 034 27 783 11

πŸ›‘
πŸ“… Alakamisy 27 Aogositra 2026
πŸ•˜ 09 ora maraina
πŸ“Toerana : EPP MANARA-PENITRA – Beloha Androy
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➑️ 034 63 938 13
➑️ 034 93 303 30
➑️ 033 09 194 83

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 28 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : Littoral - Tsihombe
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 40 616 19
➑️ 032 57 391 99

πŸ›‘
πŸ“… Sabotsy 29 Aogositra 2026
πŸ•˜ 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : Salle de rΓ©union - Catholique Ambovombe (Paroisse Meday Mahagaga)
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➑️ 034 70 336 11

πŸ›‘
πŸ“… Alarobia 02 Septambra 2026
πŸ•˜ 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : La Carosse Tanambe Bas - Amboasary Sud
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➑️ 033 54 595 31
➑️ 033 21 647 65

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 04 Septambra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h00 maraina
πŸ“ Toerana : Chez Rosii - Iaboloha
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 41 527 84
➑️ 034 43 009 64
➑️ 033 80 735 37

πŸ›‘
πŸ“… Alahady 06 Septambra 2026
πŸ•˜ 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : Enceinte Catholique - Salle TALILY SOA
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➑️ 034 93 303 30
➑️ 038 32 929 54

πŸ’― Tsy misy sarany (Formation gratuite)

🀝 Tongava maro, mandray anjara amin'ny fifanakalozan-kevitra sy fanorenana ny hoavin'i Madagasikara.

πŸ”—πŸ›œ Plateforme RCR : www.rcr-tolona.com

πŸ‡²πŸ‡¬βš™οΈπŸš—πŸŒ΄

πŸ‡²πŸ‡¬ FIOFANANA / FORMATION Fanovan-drafitra β€” GRAND SUDMitohy hatrany ny dia. πŸš—πŸ‡²πŸ‡¬Mitohy ny fifampizarΓ na fahalalana, ny fi...
24/08/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ FIOFANANA / FORMATION Fanovan-drafitra β€” GRAND SUD

Mitohy hatrany ny dia. πŸš—πŸ‡²πŸ‡¬
Mitohy ny fifampizarΓ na fahalalana, ny fifanakalozan-kevitra ary ny Formation Fanovan-drafitra.

πŸ“š Ireto indray ny fandaharam-potoana amin’ity herinandro ity:

πŸ›‘
πŸ“… Talata 25 Aogositra 2026
πŸ•˜ 09 ora maraina
πŸ“ Trano malalaka ANGORA
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➑️ 033 76 782 62
➑️ 034 27 783 11

πŸ›‘
πŸ“… Alakamisy 27 Aogositra 2026
πŸ•˜ 09 ora maraina
πŸ“EPP MANARA-PENITRA – Beloha Androy
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➑️ 034 63 938 13
➑️ 034 93 303 30
➑️ 033 09 194 83

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 28 Aogositra 2026
πŸ•˜ 09 ora maraina
πŸ“ Littoral – Tsihombe
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➑️ 033 40 616 19
➑️ 032 57 391 99

πŸ›‘
πŸ“… Sabotsy 29 Aogositra 2026
πŸ•˜ 09 ora maraina
πŸ“ Salle de rΓ©union - Catholique Ambovombe (Paroisse Meday Mahagaga)
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➑️ 034 70 336 11

πŸ’― Tsy misy sarany (Formation gratuite)

🀝 Tongava maro, mandray anjara amin'ny fifanakalozan-kevitra sy fanorenana ny hoavin'i Madagasikara.

πŸ”—πŸ›œ Plateforme RCR : www.rcr-tolona.com

πŸ‡²πŸ‡¬βš™οΈπŸš—πŸŒ΄

πŸ‡²πŸ‡¬ **MITOHY NY DIA β€” MITOHY NY TOLONA** πŸ‡²πŸ‡¬Miarahaba antsika rehetra tompoko. πŸ™Lalana maro no efa nodiavina, tanΓ na maro ...
20/08/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ **MITOHY NY DIA β€” MITOHY NY TOLONA** πŸ‡²πŸ‡¬

Miarahaba antsika rehetra tompoko. πŸ™

Lalana maro no efa nodiavina, tanΓ na maro no efa nolalovana, ary Malagasy maro no efa nihaonana sy niara-nifanakalo hevitra taminay nandritra ity **Formation Fanovan-drafitra** ity.

πŸš™πŸ›£οΈ Taorian’i **Betafo, Ankazomiriotra, Mandoto, Miandrivazo, Mahabo, Morondava, Manja, Morombe, Toliara (Basia sy Maninday), Ankazoabo, Sakaraha, Bezaha ary Benenitra**, dia miroso hatrany ny dia, aty amin'ny faritra atsimo ny Nosy. πŸŒπŸ‡²πŸ‡¬

Ny zavatra iray miharihary hatrany amin’ireo fifanakalozan-kevitra ireo dia izao:

πŸ’‘ **Tsy ampy intsony ny manova olona, raha ilay Rafitra mamokatra ny olana hatrany no avela tsy hiova.**

Afaka manova mpitondra isika. Afaka manova governemanta. Afaka manova tompon’andraikitra imbetsaka. Kanefa raha mbola ilay fomba fitantanana, ilay fomba fandaminana ary ilay Rafitra efa tsy mahavaha ny olan’ny Malagasy no mitoetra, dia hiverimberina hatrany ireo olana efa iainantsika am-polony taona maro. πŸ”„

Izany indrindra no antony anaovana ity **Formation Fanovan-drafitra** ity. πŸ§ πŸ“š

Natao hanomezana fitaovana hahafahan’ny olom-pirenena **mandinika, mamakafaka, mametra-panontaniana ary mahafantatra ny fototry ny olana**.

Satria ny fanovana maharitra dia tsy miainga amin’ny fanoloana olona fotsiny.

πŸ‘‰ Miainga amin’ny **fahafantarana**.
πŸ‘‰ Miainga amin’ny **fahatsiarovan-tsaina sy fahatsiarovan-tena**.
πŸ‘‰ Miainga amin’ny **fandraisana andraikitra**.
πŸ‘‰ Ary miainga amin’ny **Olom-pirenena tompon’andraikitra**. πŸ‡²πŸ‡¬πŸ€

Ny Tolona nataontsika dia **TOLONA Fanovan-drafitra**. Koa tsy tokony hijanona amin’ny teny hoe *fanovana* fotsiny izany, fa tokony ho fantatsika mazava hoe: **inona marina no hovaina, nahoana no hovaina, ary rafitra manao ahoana no tokony hatsangana ho solony?** πŸ—οΈ

πŸ“ Ho anareo aty amin’ny Faritra Atsimo, mbola mitohy ny fihaonana sy ny formation:

➑️ Betioky
➑️ Ejeda
➑️ Ampanihy
➑️ Beloha
➑️ Tsihombe
➑️ Ambovombe
➑️ Amboasary
➑️ Taolagnaro
➑️ Antanimora Atsimo
➑️ Bekily
➑️ Betroka
➑️ Ihosy
➑️ Ambalavao
➑️ Vohibato
➑️ Fianarantsoa

🀝 **Tongava hifanakalo hevitra. Tongava hihaino. Tongava hametra-panontaniana. Tongava handinika miaraka.**

Tsy mila mitovy hevitra isika vao afaka mifampiresaka. Fa mila mahay mihaino, mandinika ary miara mitady izay tena vahaolana maharitra ho an’ny firenentsika. πŸ‡²πŸ‡¬

🀝 **Ny fanovana an’i Madagasikara dia mila ny fandraisana andraikitry ny Malagasy tsirairay.**

Mitohy ny dia. πŸš™πŸ‡²πŸ‡¬
Mitohy ny formation. πŸ“š
Mitohy ny fifanakalozan-kevitra. 🀝
**Mitohy ny TOLONA Fanovan-drafitra.**

πŸ‡²πŸ‡¬ Miarahaba tompoko! πŸ‘‹πŸ“šπŸ€ Mitohy hatrany ny dia sy ny formation momba ny Fanovan-drafitra iarahana amin'ny RCR / TOLONA ...
20/08/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ Miarahaba tompoko! πŸ‘‹

πŸ“šπŸ€ Mitohy hatrany ny dia sy ny formation momba ny Fanovan-drafitra iarahana amin'ny RCR / TOLONA - Rassemblement des Citoyens Responsables

🎯 Tanjona ny hampahafantatra sy hampita amin'ny olom-pirenena ny maha-zava-dehibe ny FanovΓ n-drafitra, ary indrindra ny andraikitry ny tsirairay amin'ny fananganana an'i Madagasikara vaovao. πŸ‡²πŸ‡¬βœ¨

πŸ’‘ Olom-pirenena voaofana, mahalala ary mandray andraikitra no fototry ny fanovana maharitra.

🀝 Koa manasa antsika rehetra hanaraka sy handray anjara amin'ireo fotoana fifampizaràna sy fiofanana manaraka.

πŸ›‘
πŸ“… Alarobia 19 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 02h tolakandro
πŸ“ Toerana : CEG Manara-penitra Benenitra
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 21 275 69
➑️ 033 69 275 69

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 21 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : Tranompokonolona - Betioky Atsimo
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 29 739 05
➑️ 033 02 360 77

πŸ›‘
πŸ“… Alahady 23 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : LycΓ©e Hoavin'i Linta - Ejeda
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 48 900 51
➑️ 033 89 151 06

πŸ›‘
πŸ“… Talata 25 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : Trano malalaka ANGORA
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 76 782 62
➑️ 034 27 783 11

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 04 Septambra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h00 maraina
πŸ“ Toerana : Chez Rosii - Iaboloha
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 41 527 84
➑️ 034 43 009 64
➑️ 033 80 735 37

πŸ’― Tsy misy sarany (Formation gratuite)

πŸ”—πŸ›œ Plateforme RCR : www.rcr-tolona.com

πŸ‡²πŸ‡¬βš™οΈπŸš—πŸŒ΄

πŸ‘‹Miarahaba antsika rehetra.Rehefa vita ny Formation Fanovan-drafitra / RCR tany   sy  . Dia mitohy hatrany ny dia aty am...
18/08/2026

πŸ‘‹Miarahaba antsika rehetra.

Rehefa vita ny Formation Fanovan-drafitra / RCR tany sy . Dia mitohy hatrany ny dia aty amin'ny faritra Atsimo.

πŸ‘‰ Ka manasa antsika rehetra tsy ankanavaka, hanatrika ny fiofanana izay karakarain'ny antoko Rassemblement des Citoyens Responsables, hiarahana amin'ny filoha nasionaly Laza Razafiarison:

πŸ›‘
πŸ“… Alarobia 12 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 02h00 ariva
πŸ“ Toerana : Hefitranon'ny Mopera - Ankazoabo
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 94 195 64
➑️ 033 23 447 10

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 14 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h maraina
πŸ“ Toerana : Le Relais Sakaraha
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 80 700 75
➑️ 034 03 505 03

πŸ›‘
πŸ“… Alatsinainy 17 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h30 maraina
πŸ“ Toerana : Masera Bezaha
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 46 801 01
➑️ 034 73 120 16
➑️ 033 53 092 46

πŸ›‘
πŸ“… Alarobia 19 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 02h tolakandro
πŸ“ Toerana : CEG Manara-penitra Benenitra
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 21 275 69
➑️ 033 69 275 69

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 21 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : Tranompokonolona - Betioky Atsimo
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 29 739 05
➑️ 033 02 360 77

πŸ›‘
πŸ“… Talata 25 Aogositra 2026
πŸ•˜ Ora : 09 ora maraina
πŸ“ Toerana : Trano malalaka ANGORA
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 033 76 782 62
➑️ 034 27 783 11

πŸ›‘
πŸ“… Zoma 04 Septambra 2026
πŸ•˜ Ora : 09h00 maraina
πŸ“ Toerana : Chez Rosii - Iaboloha
πŸ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➑️ 034 41 527 84
➑️ 034 43 009 64
➑️ 033 80 735 37

πŸ’― Tsy misy sarany (Formation gratuite)

πŸ”—πŸ›œPlateforme RCR: www.rcr-tolona.com

βš™οΈ
πŸ‡²πŸ‡¬

βœ…πŸ‡²πŸ‡¬ Vita indray ny Formation Fanovan-drafitra / RCR : BASIA , Espace El'inn Maninday universitΓ© Toliara.πŸ•‘πŸ•‘ Ankazoabo,Sak...
11/08/2026

βœ…πŸ‡²πŸ‡¬ Vita indray ny Formation Fanovan-drafitra / RCR : BASIA , Espace El'inn Maninday universitΓ© Toliara.
πŸ•‘πŸ•‘ Ankazoabo,Sakaraha, Bezaha ny manaraka.
βœ…πŸ‡²πŸ‡¬ Formation de formateurs Don Bosco Toliara.
πŸ•‘πŸ•‘ Fianarantsoa formation de formateurs manaraka.

πŸ“’ FAMPIOFANANA RCR / TOLONA   πŸ“’πŸ‡²πŸ‡¬ AHOANA NY MANOVA RAFITRA ? πŸ‡²πŸ‡¬πŸ€” Ho resahana ao koa ny "actualitΓ©s": Γ‰tat Unitaire sa Γ‰t...
07/08/2026

πŸ“’ FAMPIOFANANA RCR / TOLONA πŸ“’

πŸ‡²πŸ‡¬ AHOANA NY MANOVA RAFITRA ? πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ€” Ho resahana ao koa ny "actualitΓ©s": Γ‰tat Unitaire sa Γ‰tat FΓ©dΓ©ral ?!

πŸ’‘Ka tongava ary hanatrika ity fampiofanana sy fifanakalozan-kevitra ity mba hahafantarana ny fomba fijery sy ny vahaolana entin'ny Fanovan-drafitra / RCR ho an'ny hoavin'ny firenena.

πŸ“ Toerana : BASIA Toliara
πŸ“… Daty : Asabotsy 08 Aogositra 2026
πŸ•£ Ora : 09 ora maraina
πŸ“ž Fanazavana fanampiny : 038 98 893 42 / 034 43 430 75

πŸ™Œ Tongava maro!
πŸ‘¨β€πŸ‘©β€πŸ‘§β€πŸ‘¦ Asao ny namanao sy ny fianakavianao!
πŸ”„ Zarao mba hahatratra olona maro kokoa!
πŸ“’ Ary aza misalasala manisy identification ireo namanao mety ho liana amin'ity lohahevitra ity.

πŸ”„ πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ’ͺ πŸ“š 🀝 πŸš€ β€οΈπŸ‡²πŸ‡¬ πŸ“

β­• Miova ao anaty Fanovan-drafitra entin'ny RCR / TOLONA  ny fametrahana ny Fanabeazana ho laharam-pahamehana.β­• Ny RCR Am...
15/07/2026

β­• Miova ao anaty Fanovan-drafitra entin'ny RCR / TOLONA ny fametrahana ny Fanabeazana ho laharam-pahamehana.

β­• Ny RCR Ambohimalaza Miray - distrikan'Antananarivo Avaradrano dia mikarakara fitanterana maimaimpoana ho an'ireo mpiadina fanadinana BaccalaurΓ©at rehetra mpianatry LycΓ©e Ambohimalaza Miray.

β­• Fotoana : 20, 21, 22 ary 23 jolay 2026.

β­• Hisy tompon'andraikitra hanaraka isaky ny fiara eo ampiaingΓ na hatrany amin'ny fihafarΓ na hiantohana ny fandriampahalemana sy ny filaminantsain'ireo mpiadina sy ny ray aman-dreny.

β­• Mirary soa sy fahombiazana ho an'ireo zandry, zanakaπŸ™

Address

Anjozorobe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manohana RCR / TOLONA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share