05/05/2022
FILAZANA
Ilazana antsika vahoaka ato amin'ny kaominina Anivorano Avaratra fa hisy tatitry sy fanambarana izay ataon'ny Ben'ny tanànantsika sy ny ekipany amaray Zoma 06 Juin 2022 amin'ny 09 ora maraina, toerana Tranompokonolo. Tongava maro mba tsy agnam-baran'olo vandy.