12/11/2023
MG- ππ½πππππ½ Nitohy hatramin'izao volana Novambra 2023 izao ny fiofanana ataon'ny Havana Avy Any Ankasina natomboka tamin'ny volana May 2023, izay iarahana manatanteraka amin'ny Fikambanana Soamiely Ampitatafika, ary atao ao amin'ny Ankanin'ny Kolontsaina Soamiely Ampitatafika. ππ½πππππ½ Izany fiofanana mamboly sy miompy ary mitantana izany dia natao in- droa isam-bolana ary naharitra fito volana, efa eo am-panomana ny fanadinana famaranana izay ho atao ny Sabotsy 25 Novambra ho avy izao. ππ½πππππ½Novelarina sy nazavaina nandritra izay 7 volana izay ny momban'Ny Tany, Ny Tena sy Ny Teny ary Ny Atao, ny mahazava-dehibe sy ny lanjan'ireo fototra efatra ireo sy ny fanajana azy. Nampiarina tokoa amin'ny fiainana isanandro ary natao fototra nianarana mandritra izany fiofanana izany.ππ½πππππ½ Hita-maso sy azo tsapai-tanana fa nahomby ny fiofanana tafita any amin'ny mpiofana ny tanjona dia ny ianarana sy ivelarana ary ivoarana mba ahafahana mahaleotena amin'ny fivelomana ary manohy izany ho atao. ππ½πππππ½
Nisosa tsara sy nahavelom-bolo ny fiofanana in-13, izay natao isaky ny indroa Sabotsy nandritra izay 7 volana izay. Ireto ny sary nandritra izany fiofanana in-telo amby folo izany. ππ½πππππ½
EN- ππ½πππππ½The training over cultivation and breeding in collaboration with Soamiely Association Ampitatafika, that we started providing families in Ankasina since May 2023 continued smoothly and successfully until now November 2023, this is happening at Akanin'ny Kolontsaina Soamiely (AKS) Ampitatafikaππ½πππππ½
The training took place twice a month for the past 7 months. We are almost at the end of the training, the final examination will take place on Saturday 25th November 2023ππ½πππππ½
ππ½ππππ½We elaborated and explained the importance of Our Earth, Ourselves, Our Words, Our Work, we put that in practice and implemented in real life, we continue learning the value of these 4 elements as the main foundation of the training and our lifes now and in the future.ππ½πππππ½
We hear and see from the participants that the goal is reached, they show appreciation with their words and with what they do and they are continuing to grow and to extend their knowledge, in order for them to become independent with what they do for a living.ππ½πππππ½
ππ½πππππ½So far we had 13 training sessions, these were carried out from May 2023 until now November 2023, which ran smoothly and successfully. ππ½πππππ½ We are full of hope.ππ½πππππ½
Below are the pictures which wrap up the running of the 13 sessions of the training we had.ππ½πππ