Lahatra RAFAL 2025

Lahatra RAFAL 2025 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lahatra RAFAL 2025, Political Party, Amparafaravola.

Mandroso ny fanovàna!. Misaotra ny Miaramila avy ao amin'ny CAPSAT, Mijoro ho an'ny VAHOAKA SY NY TANINDRAZANA!Efa nanao...
12/10/2025

Mandroso ny fanovàna!. Misaotra ny Miaramila avy ao amin'ny CAPSAT, Mijoro ho an'ny VAHOAKA SY NY TANINDRAZANA!Efa nanao ezaka isika hatramin'izay,ary mbola mijoro, tsy maintsy haverina amin'ny VAHOAKA ny FAHEFANA.

Lahatra RAFAL dia tsy mbola miova,Miaraka amin'ny VAHOAKA foana.

▶️Tapitra ny fampielezan-kevitra araky ny Lalàna mifehy ny 🗳️fifidianana..👏👏Ka misaotra antsika mpiara-miasa rehetra🙏 ni...
10/12/2024

▶️Tapitra ny fampielezan-kevitra araky ny Lalàna mifehy ny 🗳️fifidianana..

👏👏Ka misaotra antsika mpiara-miasa rehetra🙏 niara-nisalahy ka nanatanteraka ireny, indrindra fa isika vahoaka maro be tsy ankanavaka, teo foana isika.

👉Tsapako fa mila fandrosoana ny isam-batan'olona ary te handroso valim-babena ho an'ny tanàna isika.

⚠️Mbola fotoana androany ahafahantsika mandinika/misafidy tsara ka manentana antsika hanefa ny adidy rahampitso 11 desambra.

⚠️Mbola mamerina miantso hatrany koa anareo tompon'andraikitra sy mpikirakira ny fifidianana,aza mety hatao fitaovana potika ianareo.Hampanjakao ny fahamarinana sy ny fahamasinana ary ny mangaraharaha.Aoka hisafidy malalaka ny vahoaka.

RAFAL 3️⃣ miaraka amin'ny Vahoaka tsy maintsy mandresy.

https://www.facebook.com/100064151550342/posts/957219626426414/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v
29/11/2024

https://www.facebook.com/100064151550342/posts/957219626426414/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v

🚨🚨Ry vahoakan'Amparafaravola.

⚠️Ampy izay taona maro (64 taona) nandrendrehana antsika tanaty torimaso lalin’ny (fahantrana/fahatarana) izay.

⚠️Ampy izay ny fampiesonana antsika tamin'ny fampanantenana poakaty….

▶️Ampy izay ka mifohaza, ‘Ndeha hifanome “tanana ho an’ny tanàna”,mila miova AMPARAFARAVOLA

Lahatra RAFAL numero 3️⃣
RAFAL miaraka@vahoaka

*Copyright © COM/LahatraRAFAL/29 nov 2024

▶️Iza moa i Lahatra RAFAL⁉️▶️Manao ahoana ny fomba fahitany ny zava-misy eto amin'ny Kaominina Ambonivohitra Amparafarav...
13/10/2024

▶️Iza moa i Lahatra RAFAL⁉️

▶️Manao ahoana ny fomba fahitany ny zava-misy eto amin'ny Kaominina Ambonivohitra Amparafaravola⁉️

▶️indro zaraina amintsika ity fanadihadiana an-gazety antsoratra 📰🗞️ natao tamin'ny Lahatra RAFAL ity.

Lahatra RAFAL 3️⃣
Lahatra RAFAL 3️⃣

*Copyright © COM/LahatraRAFAL/13 Oct 2024

📢📢🚨🚨Ofisialy no ilazako fa kandida Ben'ny Tanàna eto amin'ny Kaominina Ambonivohitra Amparafaravola ny tenako 🔺Lahatra R...
09/10/2024

📢📢🚨🚨Ofisialy no ilazako fa kandida Ben'ny Tanàna eto amin'ny Kaominina Ambonivohitra Amparafaravola ny tenako 🔺Lahatra RAFAL ary laharana faha3️⃣ ao anatin'ny biletà tokana.

👉Mampahafantatra antsika ny tenako fa manana Vinanasa efa vita sedra niaraka amin'ireo teknisianina sy manam-pahaizana marobe efa voky trai-kefa isika,vinanasa azo tanterahina tsara ary azo antoka fa tena hampandroso haingana ny vahoaka sy ny tanànantsika.

🚨Tsy ho vitanay samy irery anefa izany fa mila fifanomezan-tananana avy amintsika.

👉Koa eto dia manao antso avo!!ndao hanatevindaharana, ho an'ny Tanàna,fampandrosoana maharitra/lovainjafy no tanjona.🙏

RAFAL numero 3️⃣

*Copyright © COM/LahatraRAFAL/09 Oct 2024

27/09/2024

📢📢🚨--Fampahafantarana--⚡⚡
-------- --------

▶️Tafapetraka soaman-tsara tao amin'ny O.V.E.C Distrikan'Amparafaravola omaly 🗓️26 Septembre 2024 ny 📄📃taratasy filatsahan-kofidiana ho Ben'ny Tanana ny Kaominina Ambonivohitra Amparafaravola ny tenako.

👉Amin'ny anaran'ny lisitra tsy miankina(mahaleo tena) > no hilatsahako.

🔺Eto dia misaotra an'ANDRIAMANITRA noho ny fitantanany ka nahatontosana izany.
Mankasitraka🙏 koa ny mpiara-miasa rehetra ary indrindra isika VAHOAKA izay niray Fo ♥️ sy saina taminay ka namporisika anay hatrany ahatongavana amin'izao dingana izao.
Misaotra🙏 koa ny mpikambana mandrafitra ny O.V.E.C Amparafaravola.

👉Ny 09 oktobra ho avy izao no ahafantarana ny laharana misy antsika ao anaty ny bileta tokana.

.

*Copyright © COM/LahatraRAFAL/27 Sept 2024

📢🤝🤝Andao (hiaraka/hifanampy) fa Tonga ny fotoana🚨🚨                        --------------------           ▶️Tapaka nandri...
08/08/2024

📢🤝🤝Andao (hiaraka/hifanampy) fa Tonga ny fotoana🚨🚨
--------------------

▶️Tapaka nandritra ny Filan-kevitry ny Governemanta androany 0️⃣8️⃣ Aogositra2️⃣0️⃣2️⃣4️⃣ fa amin'ny🔺 🗓️
1️⃣1️⃣ DESAMBRA 2️⃣0️⃣2️⃣4️⃣ ny ho tanterahina ny
Fifidianana 📬 Ben'ny Tanana sy Mpanolontsaina manerana ny tany sy ny Repoblikan'ny MADAGASIKARA.

⏭️Ho an'ny Kominina Ambonivohitra Amparafaravola efa vonona isika,handao hiaraka.💪💪💪

anao hanaraka ny pejy.

*Copyright © COM/LahatraRAFAL/08 aout 2024

Address

Amparafaravola

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lahatra RAFAL 2025 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share