SDSP Manandriana Amoron'i Mania

SDSP Manandriana Amoron'i Mania Santé

Ady amin'ny pesta ☣️- Fanamafisana ireo hetsika fisorohana sy fampahafantarana manodidina ny aretina   eto amin'ny kaomi...
26/09/2025

Ady amin'ny pesta ☣️
- Fanamafisana ireo hetsika fisorohana sy fampahafantarana manodidina ny aretina eto amin'ny kaominina Ambanivohitra Anjoma Nandihizana anio 26 septambra 2025 izay andro Tsena 👋
- Nohamafisina amin'ireo Mpanentana ara-pahasalamana ihany koa izany nandritra ny fampivondronana isambolana fanao mahazatra izay atao anio ato amin'ny efitra malalaka ny kaominina 👊 indrindra fa ny fanaovana tatitra mialoha amin'ny firongatra ny voalavo 🐀🐁 sy parasy ☢️, ny doro-tanety 🔥⚡,...sns
- ny fandraisana antanana ny aretina ka manantona tobim-pahasalamana raha vao misy ahiahy fa azo tsaboina tsara e 🚸⚕️🏥
DRSP Amoron'i Mania
SDSP Manandriana Amoron'i Mania
Csb Anjoma Nandihizana

Ao anatin'ny vanimpotoana mampirongatra ny aretina pesta isika izao 😷👉Anisan'ny distrika tena ahiana hisy tranga ny dist...
15/09/2025

Ao anatin'ny vanimpotoana mampirongatra ny aretina pesta isika izao 😷
👉Anisan'ny distrika tena ahiana hisy tranga ny distrika Mananadriana 🥺
👉Manao ezaka fanentanana sy famapahafantarana ny ekipan'ny SDSP Manandriana Amoron'i Mania ho fanamafisana ny fisorohana ++++🙏
👉Ady amin'ny Voalavo 🐀, Parasy, doro-tanety 🔥🌿
👉Fanamafisana ny fandraisana an-tanana sy azo antoka eny anivon'ireo tobim-pahasalamana 15 ato anatin'ny distrika 🏥
👉Fampiaharana ny DINAN'NY FAHASALAMANA eny ifotony 🙏
👋Aleo misoroka toy izay mitsabo ry reto a 👊

Address

Ambovombe Centre
Ambovombe Afovoany
323

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 12:00
14:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 12:00
14:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 12:00
14:00 - 18:00
Friday 08:00 - 12:00
14:00 - 18:00

Telephone

+261342524148

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SDSP Manandriana Amoron'i Mania posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share