Amoron'i Mania Miray Hina sy Miova

Amoron'i Mania Miray Hina sy Miova NY SOA IOMBONANA ALOHA
(animation et leadership)

12/06/2026

merdique la politique !

11/06/2026
11/06/2026

Ny TVM (Taxe sur les Véhicules à Moteur) dia hetra noforonin’ny fitondrana teo aloha. Nampiharina tamin’ny tompon’ny fiara sy moto rehetra izy io, na manaja lalàna izy na tsia.

Ankehitriny kosa, ao anatin’ny fandinihana ny Loi de Finances Rectificative (LFR), dia hanolotra sy hanohana ny fanafoanana ny TVM izahay.

Ny finoanay dia tsotra: tsy tokony hampitomboina hatrany ny hetra alain’ny Fanjakana amin’ny olom-pirenena, fa tokony hatsaraina kosa ny fanarahan-dalàna sy ny fitantanana.

Ho solon’izany, dia tokony hamafisina ny:

* Fanaraha-maso ny fifamoivoizana;
* Fampiasana casque ho an’ny mpitondra moto;
* Fananana permis sy taratasy ara-dalàna;
* Fanajana ny Code de la Route.

Izay mandika lalàna no tokony hosaziana amin’ny contravention, fa tsy ny vahoaka manontolo no ampitondraina vesatra vaovao.

Hampitombo ny fiarovana eny an-dalana izany, hampihena ny loza, ary hampiditra vola ara-dalàna ho an’ny kitapom-bolam-panjakana.

Ny fitondrana teo aloha no namorona ny TVM. Izahay kosa ankehitriny no manolo-kevitra ny hanafoana izany, mba hanamaivanana ny vesatry ny vahoaka sy hampanjaka ny rariny.

Siteny Randrianasoloniaiko
Filohan’ny Antenimierampirenena
Solombavambahoakan’i Toliara I

11/06/2026

🟥DGI : TSY MAINTSY ALOA NY

Nanambara ny DGI fa ho fiarovana ny tontolo iainana no tena anton'ny nanaovana ny TVM , izay mandoa .
Ny , ny feon'ny fiara na moto ka izany rehetra izany no mahatonga ny hetra samihafa arakaraky ny tanjany ,ny taonany fiara .

👉Nanamafy ny DGI fa ny :
▶Fiara na fiara taty aorina dia somary ambany ny saran'ny haba
▶Fiara kosa ambony ny sarany

Ohatra : fiara 5 à 9cv ka latsaka ny 5taona
👉raha essence no ampiasaina dia 30000ar
👉raha gasoil kosa dia 40000ar
👉raha electric kosa dia 10.000ar

10/06/2026
09/06/2026
09/06/2026
09/06/2026

🛑 𝗛𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝘁𝗿𝗮𝗰𝘁𝗲𝘂𝗿𝘀 𝗵𝗼𝗲𝘁𝗶𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝘆 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆

Nilaza ny filohan'ny fanavaozana fa hanolotra fitaovana toy ny "tracteurs" ho an'ny mpamboly Malagasy ny fanjakana Rosianina.

Address

Ambatofinandrahana
Ambondromisotra
202

Telephone

+261340603727

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amoron'i Mania Miray Hina sy Miova posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Amoron'i Mania Miray Hina sy Miova:

Shortcuts

Share