Imaho Espace et Loisirs

Imaho Espace et Loisirs Réceptions en salle ou pleine aire. Aires de pique-nique, Karaoké, 2 piscines, pour vos journées récréatives. Ouvert 7/7

Ho fanampiana anareo, indro omenay eto ny toro-lalana mankaty amin'Imaho Espace et Loisirs. Analamahitsy -> Ambohitrarah...
03/05/2026

Ho fanampiana anareo, indro omenay eto ny toro-lalana mankaty amin'Imaho Espace et Loisirs.
Analamahitsy -> Ambohitrarahaba -> Ankadikely -> Sabotsy -> Anosy Avaratra - > Espace Jeanni, afaka kely ny Espace Jeanni no mivily miankavia. Misy plaque CENTRE DE LOISIRS IMAHO, FJKM AMBOHIDAHY eo amin'ny ankavian-dalana hiviliana. Manaraka plaque fotsiny avy eo.
Raha hande bus dia Taxi Brousse H Antanambao raisina eo amin'ny TOTAL Ambodivona, miala arrêt MASININKAZO dia miampita manaraka plaque.
Contact : 0340633068
(Tsy misy Imaho any Ilafy)

05/04/2026
30/03/2026

Mazotoa homana! 🥰
Lelan’omby ny Plat du jour-tsika androany
tena matsiro be, aoka fotsiny!

Nous serons ouvert demain 20 mars 2026.Contact : 034 06 330 68
19/03/2026

Nous serons ouvert demain 20 mars 2026.
Contact : 034 06 330 68

Merci de nous avoir choisis
12/03/2026

Merci de nous avoir choisis

08/03/2026
03/02/2026

FOMBA FANAOVANA RESERVATION :

1) Fitsangatsanganana 3.000Ar ny fidirana, manampy 1.000Ar zay hanao piscine.
Azo itondrana sakafo sy boissons rehetra.
Zaza 2 taona manomboka mando fidirana.
Efa misy seza sy latabatra ambany chalet na châpiteau. Mivoha 7/7
Mila manao réservation eto raha mihoatra ny 20.
TSY MISY AVANCE MIALOHA, vao miditra no aloha ny vola, ka izay isanareo tonga ihany no andoavana fidirana
Ireto avy no ilaina :
Anarana, date, isa à peu près raha tsy mbola misy isa fixe, numero téléphone

2) SALLE
250.000Ariary ny location salle raha latsaky ny 50 personnes
5.000Ariary, isan’olona kosa raha mihoatra
Manomboka 20.000Ar ny droit, arakaraky ny fitaovana entina, raha hitondra sono, na hampiasa courant
Azo itondrana sakafo sy boissons, traiteur etc
Marihina fa tsy miantoka sono zahay
Raha hampiasa couvert dia mametraka caution 50.000Ar (remboursable)
Manampy 1.000Ar izay hilomano (ankoatran'ny location salle)
TSY MANDO AN'ILAY 3.000Ar INTSONY fa efa anatin'io location salle io ny fidirana
MILA MANDO AVANCE ny mamandrika salle
Ireto avy no ilaina :
Anarana, date, isa à peu près raha tsy mbola misy isa fixe, numero téléphone

Contact : 034 06 330 68

Address

Espace IMAHO
Ambohimanga

Telephone

+261340633068

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Imaho Espace et Loisirs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Imaho Espace et Loisirs:

Share

Category