TGV Anaborano Ifasy

TGV Anaborano Ifasy Ity Pejy Ity dia natao ho fifanakalozana, serasera, politika, ekonomika ary fanabehazana.

21/05/2024
Izy no Zafy Dorin SG TgV eto ANABORANO ifasy. Izy dia agnisany Tanora tia tany niavihany ary magnano @ asa sosialim-baho...
04/05/2024

Izy no Zafy Dorin SG TgV eto ANABORANO ifasy. Izy dia agnisany Tanora tia tany niavihany ary magnano @ asa sosialim-bahoaka. Magnampy ny fiaraha-monigny @ sarotro ary mandray anjara mavitriky @ fampandrosoagna ny tanana na @ lafin’ny fanabehazana, fahasalamagna, fagnatsaragna ny tanana sns dia ahitagna taratra izy avokoa atrizay. Ndao ampiatsika izy @ fagnatsaragna ny tanana fa tsotra ny tanjogno hoy izy. Dia ny ahita i Agnaborano Sambatra alohan’ny ikipiany maso.

Address

Anaborano Ifasy
Ambilobe
204

Telephone

+261344074848

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TGV Anaborano Ifasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share