Direction régionale du commerce et de la consommation de la région HM

Direction régionale du commerce et de la consommation de la région HM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Direction régionale du commerce et de la consommation de la région HM, Government Organization, Ambalavao.

Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana
25/08/2026

Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana

FIVORIANA – Fandrindrana ny asa fivarotana sy fanamafisana ny fanarahan-dalànaNotanterahina ny fivoriana niarahana tamin...
24/08/2026

FIVORIANA – Fandrindrana ny asa fivarotana sy fanamafisana ny fanarahan-dalàna

Notanterahina ny fivoriana niarahana tamin’ireo solontenan’ny mpivarotra, izay nifampidinihana sy nametrahana mazava ireo fepetra sy fitsipika mifehy ny asa fivarotana. Tanjon’izany ny hanampy ireo mpivarotra hiditra tanteraka ao anatin’ny sehatra ara-dalàna, sady hanatsarana ny fandaminana ny tanàna amin’ny ankapobeny.

Nohamafisina nandritra izany fa ilaina ny fanarahana ireo lalàna sy toromarika napetraka mba hisian’ny filaminana sy fahadiovana eny an-tsena sy amin’ireo toerana fivarotana. Tafiditra ao anatin’izany ihany koa ny fandrindrana ny toerana fiasan’ny mpivarotra, mba hisorohana ny fikorontanana sy hanatsarana ny endriky ny tanàna.

Direction régionale du commerce et de la consommation de la région HM

TATITRA MOMBA NY FISAVANA SY FANAMARINANA IREO    FITAOVAM-PANDAJANAToy izao manaraka izao ny Tatitra manoloana ny asa i...
18/08/2026

TATITRA MOMBA NY FISAVANA SY FANAMARINANA IREO FITAOVAM-PANDAJANA

Toy izao manaraka izao ny Tatitra manoloana ny asa izay notanterahin'ny sampandraharaha misahana ny fitaovam-pandanjana sy fitaovam-pandrefesana ato amin'ny Faritra Matsiatra Ambony.

Ka toy izao ny zava-misy:

👉Daty: 17 Aogositra 2026
👉Toerana: Andrainjato
👉 Isan'ny mizàna nandalo fanamarinana : 06.
👉 Isan'ny mizàna lany tsy nasiam-panamboarana: 06.
👉Isan'ny mizàna tsy lany :00.
👉Vatomizana nogiazina : 02

Direction régionale du commerce et de la consommation de la région HM

17/08/2026
16/08/2026
FIKAMBANANA MANASOA 10 TAONA Miahy ireo marefo ara-piveloma sy manampy ny Tanora hahay mamorona asa,Ary mitaiza ireo ank...
14/08/2026

FIKAMBANANA MANASOA 10 TAONA
Miahy ireo marefo ara-piveloma sy manampy ny Tanora hahay mamorona asa,Ary mitaiza ireo ankizy tsy misy mpiahy no isan'ny vaindohan-draharahan'ny FIKAMBANANA MANASOA EO TANAMBAO FIANARANTSOA,
10 Taona izy ankehitriny Ary manana fikasana ny hanangana ivo-toerana iray lehibe, izay mitovitovy amin'ireny akany ireny mba hanohizana ny asa sosialy izay efa natomboka, Mila fiara-miasa amin'ny rehetra anefa izy amin'izany fananganana foto-drafitrasa goavana izany ,mba ho tanana miara-mibata ho fanehoana ny firaisan-kina amin'ny fiahianana ny mpiara-belona.

Anisany Nanatrika izany Ramatoa Talem-paritry Ny Varotra sy Ny Fanjifana MATSIATRA AMBONY Rtoa Léa Danielle .

Direction régionale du commerce et de la consommation de la région HM

✅ FIHAONANA ISAM-BOLANA NATAON'IREO SAMPAN-DRAHARAHAM-PANJAKANA IFOTONY (STD) Notanterahina androany ny fihaonana isam-b...
04/08/2026

✅ FIHAONANA ISAM-BOLANA NATAON'IREO SAMPAN-DRAHARAHAM-PANJAKANA IFOTONY (STD)

Notanterahina androany ny fihaonana isam-bolana niarahan'ireo Sampan-draharaham-panjakana Ifotony (STD) eto amin'ny Faritra Haute Matsiatra.

Ny fihaonana dia notarihin-dRamatoa Prefet sy ny Sekretera Jeneralin'ny Faritra Mahatsiatra ambony, ary natrehin'ireo lehiben'ny sampan-draharaham-panjakana isan-tsokajiny, anisan'izany ny talen'ny Fitaleovam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana Matsiatra Ambony Ramatoa Léa Danielle .

Izao fihaonana izao dia sehatra iray ahafahan'ireo sampan-draharaham-panjakana mifampizara vaovao, mandrindra ny asa ary manamafy ny fiaraha-miasa ho fanatsarana ny asa fanompoam-bahoaka sy ny fampandrosoana ny faritra.

@✍️ Mirarisoa Ho An'ireo Mpanala Fanadinana   , izahay eto anivon'ny FITALEOVAM-PARITRY NY VAROTRA SY NY FANJIFÀNA MATSI...
20/07/2026

@✍️ Mirarisoa Ho An'ireo Mpanala Fanadinana , izahay eto anivon'ny FITALEOVAM-PARITRY NY VAROTRA SY NY FANJIFÀNA MATSIATRA AMBONY 🙏🇲🇬

Direction régionale du commerce et de la consommation de la région HM

ASIEF Régionale Antananarivo -Cross 4 km vétérans.Nandray anjara t@ fanatanjahantena izay iraisan'ny mpiasam-panjakana n...
20/07/2026

ASIEF Régionale Antananarivo -Cross 4 km vétérans.

Nandray anjara t@ fanatanjahantena izay iraisan'ny mpiasam-panjakana ny teto @ fitaleovam-paritry ny varotra sy n'y fanjifana Haute Matsiatra ( DRCC Haute Matsiatra ) ka
nibata ny amboara ary nahazo ny laharana voalohany t@ hazakazaka 4km ho an'ny vétérans.

Ramatoa RASOANANDRASANA SAHOLIARILALA Françoise na i madame Saholy no nahazo ny laharana voalohany izay mpiasa ato @ Direction régionale du commerce et de la consommation Haute Matsiatra.

Address

Ambalavao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction régionale du commerce et de la consommation de la région HM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share