05/05/2026
đ§Œđ Andro maneran-tany ho anâny fahadiovan-tanana
Iza no nilaza fa lavorary foana ny fanasana tanana? đ
Miaraka aminâny IQLS (Integrated Quality Laboratory Services), tonga nanao fisavana ny âboĂźte Ă coucouâ đ”ïžââïž: mampiseho avy hatrany ireo faritra tsy voasasa tsara⊠ary indraindray dia tena mahagaga ny vokatra!
đ Nandritra ity fiofanana tato aminâny Imvavet ity dia:
âïž Hita avy hatrany ireo tsy hita indray mitopy maso
âïž Nohatsaraina ny fihetsika atao rehefa manasa tanana
âïž Novaina ho tsara kokoa ny fahazarana ho anâny andavanandro
Mianatra sady mifalifaly, fa indrindra mianatra miaro ny tena sy ny hafa!
đ Tanana madio, fahasalamana voaaro
---
đ§Œđ JournĂ©e mondiale de lâhygiĂšne des mains
Qui a dit que se laver les mains Ă©tait toujours bien fait ? đ
Avec IQLS (Integrated Quality Laboratory Services), la boĂźte Ă coucou vient jouer les dĂ©tectives đ”ïžââïž : elle rĂ©vĂšle en un clin dâĆil les zones oubliĂ©es lors du lavage des mains⊠et il y a parfois des surprises !
đ Ă lâImvavet, cette formation interactive a permis de :
âïž Voir ce qui Ă©chappe Ă lâĆil nu
âïž Ajuster ses gestes en direct
âïž Adopter les bons rĂ©flexes durablement
Apprendre en sâamusant, câest bien⊠mais apprendre Ă mieux se protĂ©ger, câest encore mieux !
đ Des mains propres, une santĂ© protĂ©gĂ©e