18/05/2026
🇲🇬 J-J! Lancement de la campagne de dépistage gratuit du cancer du col de l’utérus (du 18 au 20 mai) au CHRD Itaosy 🇲🇬
Douleurs Sans Frontières - DSF Madagascar
🌸A toutes les femmes âgées de 25 à 49 ans, ayant déjà eu des rapports sexuels, présentant ou non des symptômes suspects ; celles atteintes d’immunodépression (VIH / IST) ; celles ayant eu des grossesses multiples ainsi que celles ayants des rapports sexuels précoces... n'attendez pas, votre santé est une priorité !
🎗️ Ensemble contre le cancer du col de l’utérus !
🎗️Andro iray sisa dia hanomboka ny hetsika hiadiantsika ny homamidan’ny vozon’ny tranonjaza !
Rahampitso faha 18 mey no hanombohan’ny hetsika fitiliana maimaimpoana ny homamiadan’ny vozon’ny tranonjaza iarahana amin’ny tetikasa VITA CCU, eny amin’ny CHRD Itaosy, ka ho faranana ny faha 20 mey ho avy izao.
Hoan’ireo vehivavy 25 ka hatramin’ny 49 taona izay efa niroso tamin’ny fiaraisana ara-nofo na misy na tsy misy fambara mampiahiahy ; ireo miaina miaraka amin’ny aretina miteraka fihenana mihoapampan’ny hery fiarovany (VIH / IST) ; ireo izay nitondrana vohoka imbetsaka ary ireo niroso tamin’ny firaisana ara-nofo aloha loatra, andao hiroso amin’ny fitiliana ho fisorohana ny homamiadan’ny vozon’ny tranonjaza. Aza mangataka andro intsony, laharam-pahamehana ny fahasalamanao.
📍 Tongava ary eny amin’ny CHRD Itaosy manomboka rahampitso alatsinainay faha 18 mey ka hatramin’ny alarobia 20 mey 2026.
👉 Andao hiray hina hiady amin’ny homamiadan’ny vozon’ny tranonjaza!
-------
🎗️ J-1 avant le lancement !
Demain, 18 mai, débute la campagne de dépistage gratuit du cancer du col de l’utérus avec le projet VITA CCU. Cette campagne prendra fin ce 20 mai 2026.
💪 A toutes les femmes âgées de 25 à 49 ans, ayant déjà eu des rapports sexuels présentant ou non des symptômes suspects ; celles atteintes d’immunodépression (VIH / IST) ; celles ayant eu des grossesses multiples ainsi que celles ayants des rapports sexuels précoces ; c’est l’heure de se faire dépister pour prévenir du cancer du col de l’utérus. N’attendez pas, votre santé est une priorité !
📍 Rendez-vous dès demain 18 mai au CHRD Itaosy
👉 Ensemble contre le cancer du col de l’utérus !