FOSA - Forces Origine Strategy Action

FOSA - Forces Origine Strategy Action Ny teny tsirairay ato toy ny vatofehizoro ho amin'ny fahatsiarovan-tena. Sahy miteny izahay, manohitra ny tsy rariny izahay, miaro ny marefo izahay.

Tsy mitady tany mora hanorenam-pangady izahay — fa mitady ny marina, na dia miafina/afenina aza izany.

Fampieritreretana anio.Mirary anao hanao faran'ny herinadro feno hery sy fahavitrihana.
12/13/2025

Fampieritreretana anio.

Mirary anao hanao faran'ny herinadro feno hery sy fahavitrihana.

Fampieritreretana anio !Mirary zoma sambatra ho anao.
12/12/2025

Fampieritreretana anio !

Mirary zoma sambatra ho anao.

12/10/2025

Lahitokana ny aina.

12/10/2025

Ry Tanindrazanay Malala ô!..
Hiadana sy ho finaritra.
He! Sambatra tokoa izahay.

Fampieritreretana anio!
12/09/2025

Fampieritreretana anio!

12/07/2025

Aza atao laharampahamehana ny rendrarendra !

12/05/2025

Fitiavan-tanindrazana sy Fiandrianam-pirenena!

Malagasy isika. Tsy ho kivy. Tsy ho resy.

Miarina i Madagasikara no tanjon-tsika.

12/03/2025

TSY NY FANAGASIANA NA TSIA no anatsara ny FANABEAZANA fa ny fananana mpanabe mahay, ampy traik’efa sy fitaovana, manerana ny Nosy !

Address

Quebec, QC

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FOSA - Forces Origine Strategy Action posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category