08/30/2026
๐๐ผ๐๐โ๐ธ โ๐ ๐ธโโโ๐ ๐๐ธโ๐โ๐ธ ๐ธ๐๐ ๐ธ๐๐โโโ๐ โ๐ธโ๐ธโ๐ธโ๐ธ ๐ธ๐๐น๐โ๐๐๐ธโ๐พ๐ธ
Mampalahelo ny zava-nitranga, saingy tokony handraisana lesona ho anโny tanora rehetra izany.
1๏ธโฃ ๐๐๐ฅ๐๐ฏ๐ข๐ซ๐จ ๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐ณ๐๐ฏ๐-๐ฆ๐๐ก๐๐๐จ๐ฆ๐๐ฅ๐ข๐ง๐, ๐ง๐ ๐ข๐ง๐จ๐ง๐ ๐ง๐ ๐ข๐ง๐จ๐ง๐ ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐ฒ
Mety hanimba ny fisainana, ny hoavy ary hitarika aminโny fanapahan-kevitra tsy voahevitra ny fiankinan-doha aminโizany.
2๏ธโฃ ๐๐๐ฅ๐๐ฏ๐ข๐ซ๐จ ๐ง๐ฒ ๐ง๐๐ฆ๐๐ง-๐๐ซ๐๐ญ๐ฌ๐ฒ
Tsy izay rehetra miaraka aminao no tena namana. Misy namana afaka manandratra anao, fa misy koa afaka mitarika anao any aminโny fahavoazana. Fidio tsara izay olona iarahanao.
3๏ธโฃ ๐๐ณ๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ข๐ค๐ฒ ๐ก๐จ ๐ซ๐๐ฌ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐ข๐ซ๐ข๐ญ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐ข๐๐ฏ๐๐ฆ-๐๐จ๐ฅ๐ ๐ญ๐๐๐๐ก๐จ๐๐ญ๐ซ๐
Ny faniriana hahazo vola mora sy haingana dia mety hahatonga olona hanao zavatra hanenenany mandritra ny androm-piainany.
4๏ธโฃ ๐๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐ ๐๐ณ๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ฌ๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ค๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ซ๐-๐๐๐ฅร ๐ง๐ ๐ง๐จ ๐ญ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ฌ๐จ๐
Na kely aza ny vola azo aminโny hatsembohana sy ny fahamarinana, dia misy hasiny kokoa noho ny harena azo aminโny fomba tsy mendrika.
๐๐๐บ ๐ต๐ข๐ฏ๐ฐ๐ณ๐ข, ๐ข๐ป๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฅ๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ช๐ฏ๐ข๐ณ๐ฆ๐ต๐ข๐ฏ๐ข ๐ท๐ฆ๐ต๐ช๐ท๐ฆ๐ต๐บ, ๐ฏ๐ข๐ฎ๐ข๐ฏ-๐ฅ๐ณ๐ข๐ต๐ด๐บ ๐ฏ๐ข ๐ท๐ฐ๐ญ๐ข ๐ฎ๐ฐ๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฉ๐ฐ๐ข๐ท๐ช๐ฏ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฐ.
Farany, raha mijery ny sarinโireo olona voarohirohy aminโity raharaha ity isika, dia olona tahaka ireo mifanerasera amintsika isanโandro ihany no hitantsika. Tsy misy soratra eo aminโny endrika milaza avy hatrany hoe iza no mety hanao ratsy.
Izany indrindra no mampianatra antsika fa tsy ny endrika ivelany no tokony hitsarana olona, fa ny fitondran-tena, ny safidy ataony, ny namana iarahana aminy ary ny lร lana fidiny eo aminโny fiainana.