Militants pour la refondation de Toamasina II

Militants pour la refondation de Toamasina II Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Militants pour la refondation de Toamasina II, Political organisation, Toamasina.

MRT2
un groupement pour la refondation de Toamasina II
Soutien (appuis) a la population
Solidarité de la population
général et légal de Toamasina ll�

01/11/2025

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘

  Toamasina IITonga nitondra ireo soso-kevitra azo avy tamin'ny Fikambanana maromaro ao anatin'ny 18 commune ny tenanay ...
27/10/2025

Toamasina II
Tonga nitondra ireo soso-kevitra azo avy tamin'ny Fikambanana maromaro ao anatin'ny 18 commune ny tenanay hamahana ireo zavatra marary amin'ny District Toamasina faharoa.
Mba tsy ho adigno ny Distrikan' ny Toamasina faharoa.
Militants pour la refondation de Toamasina II Judicaele Ah-kan

Mankasitraka anao Mr le Président 🙏

Militants pour la refondation de Toamasina II MRT-II, dia fikambanan'i zanak'i district   faha2 izay saropiaro loatra ar...
25/10/2025

Militants pour la refondation de Toamasina II
MRT-II, dia fikambanan'i zanak'i district faha2 izay saropiaro loatra ary mivondrogna sy mibanjigna ny hampandroso ny faritra misy anay.
Fikambanan'izay hiraisan'ny zanakin'ny faritra ary efa mameno ireo mandrafitra ny District.
Misokatra ho an'olo jiaby tsy ankagnavaka (tsy mifidy volo, antoko politika na tsia, fikambanana...) ka managna tanjogna ampivoatra an'i TOAMASINA faha2.

❓Ny tanjona dia tsotra: hitondra fagnovagna ho an'i tamatave II hatrany hifotony.
🔸fangaraharana ary fagavozagna eo amin'ny lafin'ny fampianaragna
🔸fanomezan-danja ny zanakin'ny faritra (arak'asa indra2)
🔸tsy atao gaboraraka ny fitantanana momba ny faritra
🔸hajanona ho an'i toamasina II izay tokony ho anjaranany
🔸omegna sehatra ireo tantsaha (fagnodigna vokatra, fampiofanagna...)
🔸omegna lanjany ny vidim-bokatra ary ho raisigna antagnana ny mahakasika azy
🔸fitsinjovagna ny fiainagna ankapoben'ny mponigna (fampandrosoagna, fiarovagna...
🔸 fongorogna ireo magnabotry ny tanagna sy mpagano kolikoly (tany nangalarigna, fikarakaragna taratasy eny amin'ny birao...)

II, PRIORITE
Fulgence VelomitaDonatien RavelonandroJudicaele Ah-kanJean Rochelle Mandimby

Ny fampandrosoagna n'y tanagna dia miainga amin'ny vahoaka avy ao agnatin'ny faritra.Mila fantarigna ny marary ananjyMil...
22/10/2025

Ny fampandrosoagna n'y tanagna dia miainga amin'ny vahoaka avy ao agnatin'ny faritra.
Mila fantarigna ny marary ananjy
Mila fantarigna ny mahasoa ananjy
Mila fantarigna ny Raha misy ao aminy
Région Atsinanana
District Toamasina II
18 commune
Vokatra maro, manampahaizagna maro...
Militants pour la refondation de Toamasina II

✔i   dia district ato agnatin,ny faritra Atsinanan,i MADAGASCAR, anisany fototrin,ny famokarana(voly sy jono, fiompiagna...
21/10/2025

✔i dia district ato agnatin,ny faritra Atsinanan,i MADAGASCAR, anisany fototrin,ny famokarana(voly sy jono, fiompiagna...) indrindra indrindra raha ny lafiny ara-pahaizagna no zakaigna.

managna velaragna eo amin'ny 5 012 Km2, Commune 18 no mandrafitra azy,ary mponina magnodidignan'ny 276478 mahery, izay hoentina ho hery hitambarana mba hafahantsika mandroso amin' izao vanim-potoagna izao.
tsy hampitahaigna amin'ny faritra hafa satria managna ny maha izy azy eo amin'ny sehatra maro samy hafa.
maro ny raha efa nandalo nosedrain'ity faritrantsika ity, ka ndao hietsika, hampiakatra ny lazan'ny faritra.

Tiavo ny antsika fa ny an'ny hafa tsy amiany❤.
Militants pour la refondation de Toamasina II

sary nalaina tao amin'ny

Tsara ampafantarina antsika mpanaraka n'y page fa n'y Militants pour la refondation de Toamasina II  dia plateforme nats...
21/10/2025

Tsara ampafantarina antsika mpanaraka n'y page fa n'y Militants pour la refondation de Toamasina II dia plateforme natsangana MBA ho entigna ampandroso, hitondra fampandrosoagna , hampiraisana antsika jiaby agnatiny Faritra tsy ankagnavaka

Mangabe
Foulpointe (mahavelona)
Commune Andondabe
Commune Antenina
Commune Ampisokina
Commune Satandroy
Commune IFITO
Commune Ampasimadinika
Commune Ampasibe onibe
Commune fanandrahana
Commune Andranobolaha
Commune Ambodilazana
Commune Amboditandroho
Commune sahambala
Commune antetezambaro
Commune Suburbaine
Commune amporoforo
Commune ambodiriana

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Militants pour la refondation de Toamasina II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share