Faritany mizaka tegna

Faritany mizaka tegna Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Faritany mizaka tegna, Political organisation, barikadimy, Toamasina.

09/07/2026

๐…๐€๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐๐€๐๐€ ๐€๐’๐€ | ๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐Œ๐ˆ๐’๐Ž๐๐ƒ๐‘๐Ž๐“๐‘๐€

Ny ๐๐ฅ๐š๐ญ๐ž๐Ÿ๐จ๐ซ๐ฆ๐ž ๐Œ๐ฎ๐ฅ๐ญ๐ข๐ฆ๐จ๐๐š๐ฅ๐ž ๐‹๐จ๐ ๐ข๐ฌ๐ญ๐ข๐ช๐ฎ๐ž ๐ž๐ญ ๐๐จ๐ซ๐ญ๐ฎ๐š๐ข๐ซ๐ž ๐๐ž ๐“๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ค๐จ๐Ÿ๐š๐Ÿ๐š dia tsy resaka kamiao sy fitaterana entana fotsiny.

โœ… Tetikasa mamorona asa ho anโ€™ireo mpanao trano, injeniera ary teknisianina avy eto Toamasina.

โœ… Tobin-tsolika mamorona asa ho anโ€™ireo mpamatsy solika eto an-toerana.

โœ… Trano fisakafoanana sy trano fandraisam-bahiny mampidi-bola sy mamelona fianakaviana maro manerana ny Faritra Atsinanana.

โœ… Foibe tokana fanatanterahana ny raharaham-panjakana sy ara-pitantanana, mamorona asa maharitra.

โœ… Rafitra ara-toekarena iray manontolo mivoatra manodidina ny fotodrafitrasa manaraka ny fenitra sy ny teknolojia avo lenta.

65,75 lavitrisa Ariary no hampiasaina amin'ity tetikasa ity. Ny fampiasam-bola eto. Ny tombontsoa eto. Ho an'ny mponina eto.

๐‡๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐๐ข๐š ๐ข ๐“๐จ๐š๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š ๐ง๐จ ๐Ÿ๐จ๐ข๐›๐ž๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ž๐ค๐š๐ซ๐ž๐งโ€™๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š. ๐ˆ๐ญ๐ฒ ๐ญ๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š ๐ข๐ญ๐ฒ ๐ง๐จ ๐ก๐š๐ง๐จ๐ฆ๐ž ๐š๐ณ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐ž๐ซ๐ฒ ๐ข๐ฅ๐š๐ข๐ง๐š ๐ฆ๐›๐š ๐ก๐š๐ง๐จ๐ก๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ž๐ซ๐š๐ง๐ฒ ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ.

๐Ÿ‘‰ Zarao amin'ireo rehetra mino ny hoavin'i Toamasina.
______________________________________________________________

๐ƒ๐„๐’ ๐„๐Œ๐๐‹๐Ž๐ˆ๐’. ๐ƒ๐„ ๐‹๐€ ๐…๐ˆ๐„๐‘๐“๐„. ๐”๐๐„ ๐•๐ˆ๐‹๐‹๐„ ๐๐”๐ˆ ๐€๐•๐€๐๐‚๐„.

La ๐๐ฅ๐š๐ญ๐ž๐Ÿ๐จ๐ซ๐ฆ๐ž ๐Œ๐ฎ๐ฅ๐ญ๐ข๐ฆ๐จ๐๐š๐ฅ๐ž ๐‹๐จ๐ ๐ข๐ฌ๐ญ๐ข๐ช๐ฎ๐ž ๐ž๐ญ ๐๐จ๐ซ๐ญ๐ฎ๐š๐ข๐ซ๐ž ๐๐ž ๐“๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ค๐จ๐Ÿ๐š๐Ÿ๐š, ce n'est pas qu'une question de camions et de logistique.

โœ…C'est des chantiers qui emploient des maรงons, des ingรฉnieurs, des techniciens de Toamasina.

โœ…C'est des stations-services qui recrutent des pompistes locaux.

โœ…C'est des restaurants et des hรดtels qui font vivre des familles de la rรฉgion Atsinanana.

โœ…C'est un guichet unique qui crรฉe des postes administratifs stables.

โœ…C'est tout un รฉcosystรจme รฉconomique qui se dรฉveloppe autour d'une infrastructure intelligente.

65,75 milliards d'Ariary investis ici. Des retombรฉes ici. Pour les gens d'ici.

๐“๐จ๐š๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š ๐š ๐ญ๐จ๐ฎ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐žฬ๐ญ๐žฬ ๐ฅ๐ž ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ฆ๐จ๐ง ๐žฬ๐œ๐จ๐ง๐จ๐ฆ๐ข๐ช๐ฎ๐ž ๐๐ž ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ. ๐‚๐ž ๐ฉ๐ซ๐จ๐ฃ๐ž๐ญ ๐ฅ๐ฎ๐ข ๐๐จ๐ง๐ง๐ž ๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ฆ๐จ๐ฒ๐ž๐ง๐ฌ ๐๐ž ๐œ๐จ๐ง๐ญ๐ข๐ง๐ฎ๐ž๐ซ ๐šฬ€ ๐ฅ'๐žฬ‚๐ญ๐ซ๐ž.

๐Ÿ‘‰Partagez avec ceux qui croient en l'avenir de notre ville.

www.toamasina-port.com

19/06/2026

_Tany manantompo vidinao dia ajarinao tampony taona, (IANAO NO OCCUPANT)
_tonga ny tompony mitondra bokintany sy titre foncier TF (propriรฉtaire)
==> TSY RARINY HOY IANAO AMZAY ( tsy diso )
==> ara-dalร na kosa ny azy (marina)
NB: NY ara_drariny tsy maheleo ny ara_dalร na
, iny piรจce ananany iny piรจce afahana mahazo didim-pitsarana, Expulsรฉ ianao de mety handร , de mety higadra ianao satria Inculpรฉ (non exรฉcution ร  la dรฉcision de justice)
Article 221 du Code pรฉnal malgache dia milaza hoe:
ยซ La rรฉsistance opposรฉe de mauvaise foi ร  l'exรฉcution des dรฉcisions dรฉfinitives des juridictions tant civiles que rรฉpressives, ainsi que la dissipation frauduleuse des biens en vue d'รฉchapper aux voies d'exรฉcution, seront punies d'un emprisonnement de six mois ร  deux ans et d'une amende de 20 000 Ariary ร  600 000 Ariary. Le tout, sans prรฉjudice des peines plus fortes prรฉvues en cas de rรฉbellion. ยป

11/06/2026

FANAMBARANA nataon'ireo olo_be izay manohana ny fanatanterahana ny projet PORT SEC III
Tanandava Toamasina

05/03/2026

CIRGN
๐Ÿ‘‰OLO MITAKY ZONY TIFIRINDREO
๐Ÿ‘‰VOAY NIHINANA NAMONO OLO
TSY AZO VONOINA

10/02/2026
08/02/2026

Nanaraka SOLELAKOLOGIE TAO ANKATSO MOU ZOKY TY !? ๐Ÿ™„๐Ÿ™„

Raha matoky ny fitsarana (tribunal) ny olona, dia tsy hisy ny fitsaram-bahoaka.Koa raha very fitokisana aminโ€™ny fitsaran...
07/02/2026

Raha matoky ny fitsarana (tribunal) ny olona, dia tsy hisy ny fitsaram-bahoaka.
Koa raha very fitokisana aminโ€™ny fitsarana ny vahoaka noho ny kolikoly, ka miseho ny fitsaram-bahoaka, dia fanontaniana lehibe no mipetraka.
๐ŸŽฅ Aminareo mpitsara izao ny masonโ€™ny vahoaka : fotoana izao hanehoana fiovana sy hamerenana ny fitokisana.
โ“ Iza no diso : ny rafitra fitsarana sa ny toe-javatra mitarika ny vahoaka hitady rariny ?
Rariny sa fitsarana no tokony hanjaka ?
RANENY / FITSARANA !?

URGENT URGENT URGENT URGENT โ€“ RAHARAHA  COMMUNE URBAINE TOAMASINA CUTDeraina ireo mpiasa CUT sahy nitoroka ireo Mpitanta...
06/02/2026

URGENT URGENT URGENT URGENT
โ€“ RAHARAHA COMMUNE URBAINE TOAMASINA CUT
Deraina ireo mpiasa CUT sahy nitoroka ireo Mpitantana sasany,
_Mangataka izahay mba harovana ireo mpiasa sahy niteny sy nijoro vavolombelona ireo , ary manantena fanazavana mazava sy fandraisana andraikitra avy aminโ€™ny BEN'NY TANร€NA.
_Raha tany misy fanjakana tokoa eto tamatave dia tokony haverina aminโ€™ireo mpiasa ireo izany vola lasan'ireo tomponandraikitra sasany ireo izany.
_MITODIKA AMINAREO MANAMPAHEFA CONCERNร‰ MBA HANDRAY ANDRAIKITRA HENTITRA, HAINGANA, AMIN'ITY RAHARAHA ITY
NB:TSISY ร”LO AMBONN'NY LALร€GNA URGENT, URGENT CUT,

Address

Barikadimy
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faritany mizaka tegna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share