01/09/2026
🔥Malagasy ianao ka mendrika ny hahafantatra ny lamina apetraka eto amin'ny firenena🇲🇬🇲🇬
💥Aza adino mihintsy ary aza atao ambanin-javatra ny fanoratana ny anaranao ao anatin'ny lisi-pifidianana fa izany no mba afaka hitondranao ny anjara borikinao sy ny adidinao amin'ny firenena🇲🇬
Andao fa lera aaa💪🇲🇬🇲🇬