02/07/2022
Miarahaba antsika rehetra tratran'izao asaramanitra izao Ny Mobil Trans Mad dia vonona hatrany ny entantsika mpanjifa hatrany sy @ fikarakarana dossier izay ilaintsika rehetra ary ny fanafarana entana an-tany lavitra raha tsy manam-potoana ianao hanaovana izany.Mirary farany herin'andro sambatra ho antsika rehetra!