Mbola aty amin'ny LMA hatramin'izao maka ny lisitry ny mpianatra afaka.
Niakatra ny vokatra 65.05%
Isaorana n'y Tompo
Arahabaina ireo afaka
Dia mampahery ireo tsy afaka
04/07/2022
Arahabaina isika mpanala fanadinana nahavita ny andro voalohany.
Mirary antsika hahavita tsara ny fanadinana ka hahita ny rariny sy ny mora
15/04/2022
Fanolorana loka ho an'ireo mpianatra mendrika. Amin'ny 3e manao misimisy fa mianara tsara daholo
04/01/2022
Ilazana isika fa araka ny hafatra avy any ambony dia amin'ny 17 janoary vao miditra indray ny mpianatra
24/12/2021
Sarin'ireo maintimolaly tamin'ny fivoriana farany
18/12/2021
Fivoriana nifidianana ny Filoha maharitra ho an'ny FEFFI.
Lany tamin'izany RAZAFINDRAIBE Lovaniaina Rasoarinoro
18/12/2021
Miarahaba antsika rehetra
Page CEG NANISANA vaovao Ty fa nisy nipirate le page teo aloha dia novainy ny admin.
Eto no ahitana vaovao marina momba ny CEG sy fandefasana hafatra.
Mazotoa ary
Be the first to know and let us send you an email when CEG NAN SAN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.