CCI Menabe

CCI Menabe "Chambre de Commerce et d'Industrie Menabe/Antenimieran'ny Varotra sy ny Indostria Menabe"

Avis de consultation ouverte Cci Menabe
17/04/2026

Avis de consultation ouverte
Cci Menabe

Mitohy hatrany ny fisoratana anarana. Fianarana mampiasa solosaina eto Cci Menabe. Ho antsika mpianatra, mpandraharaha, ...
24/03/2026

Mitohy hatrany ny fisoratana anarana. Fianarana mampiasa solosaina eto Cci Menabe. Ho antsika mpianatra, mpandraharaha, mpiasa amin'ny orinasa, isika rehetra liana.
Tsy mitaky mari-pahaizana.
Droit d' inscription : 10 000 Ar
Écolage: 50 000 Ar
Aza variana fa tongava aty Andakabe misoratra anarana. Chambre de Commerce et d' Industrie Menabe

Ho fanehoana firaisankina sy fanohanana ireo mpiray tanindrazana tra-boina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza  Gezani, di...
15/02/2026

Ho fanehoana firaisankina sy fanohanana ireo mpiray tanindrazana tra-boina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Gezani, dia nanatanteraka hetsika tolo-tanana manoloana ny Prefektiora isika eto amin'ny Faritra Menabe.
Tonga nanao ny adidy ho an'ny voi-kava mahatratra ny mpiara-miasa eto anivon'ny Cci Menabe
Hetsika mandritra ny hateloana nanomboka ny Zoma 13 Febroary ka hatramin'ny Alahady 15 Febroary.
Manentana antsika rehetra Olo-tsotra, Mpandraharaha, fikambanana...haneho ny fiombonam- po amin'ny mpiray tanindrazana.


Notanterahina ny Alakamisy 13 Novembre 2025 teo ny AG ho an'ny mpikambana maharitra eto anivon'ny Cci Menabe. Tonga nano...
17/11/2025

Notanterahina ny Alakamisy 13 Novembre 2025 teo ny AG ho an'ny mpikambana maharitra eto anivon'ny Cci Menabe. Tonga nanotrona ny teknisiana avy ao amin'ny Ministera Mpiahy sy ny solon- tena avy ao amin'ny faritra.
Ny lahadinika tamin' izany dia:
👉Tatitry ny asa taona 2025
👉 PTA / PTBA 2026
👉 Budget Primitif 2026.

31/10/2025

Miarahaba antsika rehetra!
Tsara foana moa ny mampitombo fahalalana e, tsy ho variana mitady vola sy ny rotoroto ny Facebook eto.
Zaraina indray ny mahakasika ny Transition Verte.

?
Manoloana ny fahasimban'ny tontolo iainana sy ny fiovaovan'ny toetr'andro dia entanina isika Mpandraharaha mba hanova ny seham- pihariana mba hanaja ny tontolo iainana.

Ny “transition verte” dia midika hoe fiovàna mankany amin’ny fomba fivelomana sy fandrosoana manaja ny tontolo iainana. Izany hoe, miezaka isika hampihena ny loto sy hanangana fiaraha-monina maharitra kokoa.

Ireto avy ny tanjona sy sehatra lehibe amin’ny fiovàna maitso :

🌞 Herinaratra madio – fampiasana angovo azo havaozina toy ny masoandro, rivotra, rano ary biomasse.

🌱 Fitantanana maharitra ny harena voajanahary – fanodinana fako, fampihenana ny fandaniam-bola sy fitaovana, ary fampiroboroboana ny “économie circulaire”.

🚲 Fitaterana maitso – fiara sy moto elektrika, ilay bisy maro ao an- dapa ireo, ary fampiasana fitateram-bahoaka.
mampihena ny entona sy setroka mainty.

🏭 Famokarana manaja ny tontolo iainana – indostria tsy mandoto sy fambolena maharitra.Tsy mampiasa tavy sy doro tanety

🌳 Fiarovana ny zavaboahary – ala, ala honko, tany ary ranomasina.

💼 Toekarena maitso – famoronana asa mifandray amin’ny tontolo iainana toy ny angovo azo havaozina, fanodinana fako, na fizahantany maharitra, arina maitso ( charbon écologique)....
Betsaka fa ianareo no aleo hanohy azy.
Mitomboà fahalalana foana ry mpanaraka ny pejy Cci Menabe
Cci Menabe

Dia arahabainay manokana ireto Ministra telo ireto, ao anatin'ny Ministera Mpiahy ny Chambre de Commerce et d' Industrie...
28/10/2025

Dia arahabainay manokana ireto Ministra telo ireto, ao anatin'ny Ministera Mpiahy ny Chambre de Commerce et d' Industrie.
Mahavità be amin'ny adidy sy andraikitra vaovao hiantsorohana tompoko.

Address

Avenue Philibert Tsiranana
Morondava
619MORONDAVA-

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340275123

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CCI Menabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to CCI Menabe:

Shortcuts

Share